AM9 Store

AM9 Store J'aide à équiper durablement votre téléphone pour lui offrir la protection et le look qu'il mérite vraiment❤️✨

​"𝔸𝕣𝕠𝕧𝕪 𝕤𝕪 𝕓𝕚𝕜𝕒𝕠...𝕟𝕪 𝕗𝕚𝕟𝕕𝕒𝕚𝕟𝕒𝕠"

🔷CITATION DU JOUR🔷soava alina daholo✨❤"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"
11/06/2026

🔷CITATION DU JOUR🔷
soava alina daholo✨❤

"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"

11/06/2026

WOW🥺TSARA E❓
Housse dispo sur commande chez AM9 Store

"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"

SA HOE ALEO AMIN'IZAO IHANY❓🔷CITATION DU JOUR🔷✅🔥✨"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"
10/06/2026

SA HOE ALEO AMIN'IZAO IHANY❓
🔷CITATION DU JOUR🔷

✅🔥✨

"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"

⚠𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗛𝗔𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔⚠𝗧𝗘 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗖𝗢𝗠𝗠𝗔𝗡𝗗𝗘 𝗔𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔𝗬 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢❓𝗠𝗜𝗟𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔𝗢 𝗜𝗥𝗘𝗧𝗢...❗FANAZAVANA:1️⃣ Mialohan'ny hanaovanao comma...
10/06/2026

⚠𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗛𝗔𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔⚠
𝗧𝗘 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗖𝗢𝗠𝗠𝗔𝗡𝗗𝗘 𝗔𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔𝗬 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢❓𝗠𝗜𝗟𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗧𝗥𝗔𝗢 𝗜𝗥𝗘𝗧𝗢...❗
FANAZAVANA:

1️⃣ Mialohan'ny hanaovanao commande dia hamarino tsara ny modèle na ny référence an'ny findainao: Ohatra: "Motorola G stylus" no noteneninao, nefa ireny misy karazany be dia be, misy 4g, misy 5g ...misy 2020,2021,2022,2023...etc... mila teneninao mazava hoe "Hanao commande housse stylé pour Motorola G Stylus 5g 2022 ohatra.
📌Raha tena tsy hainao ilay izy dia alefaso sary aminay ny dos an'ilay finday fa fantatray fona ny référence an'io🫶🏻

2️⃣ Rehefa vitanao izay zavatra izay dia andefasanay modèles be dia be(+30photos) ianareo,dia misafidy amin'izay, raha efa manana modèle koa dia alefanao aminay ilay izy, dia izahay no manao verification hoe disponible amin'ilay référence ana finday tadiavinao ve ilay izy
📌Fanamarihana: Rehefa hoe sur commande tompoko ka anakiray no ho vidianao dia izay efa disponible sur le marché international ihany ny modèle omenay fa tsy mapanamboatra izahay akory
(Raha +de 1000pcs vao afaka mapanamboatra😁)

3️⃣ Ity no tena tsy tianareo indrindra😂😂
Fa raha tianao ho atao ilay commande dia mila mandefa acompte 70% an'ilay vidiny ianao,dia ny reste rehefa livraison. Ohatra: 30 000ar ny vidin'ilay housse,dia 20 000ar no alefanao,ny 10 000ar alohanao rehefa tonga sy voarainao ilay entana
📌Ho an'ny any amin'ny faritra: Rehefa voarainao avy aty aminay ny coordonnée an'ny Fiara mitondra azy dia alefanao aminay ilay reste
🛑AZA ADINO NY MANISY FRAIS DE RÉTRAIT REHEFA MANDEFA VOLA AN...MISY FETSY BE NAREO😆😂
📌Raha sendra tsy ampy vola ihany koa ianareo dia miresaha fa azo ifampiresahana tsara oa ny ADMIN🥺❤ , ilay hoe atao ny commande nefa tsy handefa vola fotsiny no tsy possible😆

4️⃣ Ny fahatongavan'ny entana efa niroso ho 5 à 10 jours ouvrables
Fanamarihana fotsiny mety haha taraiky an'ilay commande:
-Ela be ilay livraison avy any amin'ilay fournisseur dia tara envoie ilay entana(eto mety ho afaka 5 jours après an'ilay tokony hahatongavany vao mety ho tonga...raha mbola tsy tonga moa dia mandray décision izahay amin'ny famerenana ny acompte nataonao raha tsy mahandry ianao)
-Erreur amin'ny maha olombelona: satria tsy robot izahay dia mety manao erreur ihany koa,hoe adino tany amin'ny dépôt tany Chine ilay commandenao😆(cas rare anefa)

MANKASITRAKA ANAREO IZAY EFA NAMETRAKA FITOKISANA TAMINAY FONA❤🙏🏻
NY FAHAFAHAM-PO ANAREO NO TANJONAY, ALEFASO FONA NY RETOUR(na positif na négatif) REHEFA TONGA NY ENTANA AHITANAY NY FANATSARANA TOKONY ATAO👊🏻

Dia aona ary e❓mbola tsy hatao fona❓

"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"

🔷🥺KOUNI E...🥺🔷CITATION DU JOURS✨❤"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"
09/06/2026

🔷🥺KOUNI E...🥺🔷
CITATION DU JOURS✨❤

"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"

𝗧𝗘 𝗛𝗜𝗝𝗘𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗣𝗛𝗢𝗧𝗢 𝗥É𝗘𝗟 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗠𝗠𝗔𝗡𝗗𝗘 𝗥𝗘𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗘𝗙𝗔 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗧𝗔𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔𝗬 𝗩𝗘 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢❓Bonjour✨✅Maro aminareo no sahirana,te hana...
09/06/2026

𝗧𝗘 𝗛𝗜𝗝𝗘𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗣𝗛𝗢𝗧𝗢 𝗥É𝗘𝗟 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗠𝗠𝗔𝗡𝗗𝗘 𝗥𝗘𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗘𝗙𝗔 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗧𝗔𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗔𝗬 𝗩𝗘 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢❓
Bonjour✨

✅Maro aminareo no sahirana,te hanao commande ato aminay nefa somary misalasala kely hoe manaona ny avis an'ny client efa nanjifa tato, manahoana ny photo réel an'ny commande efa nisy teo aloha😁
Ireto avy ny étapes arahanao raha te hahita an'izay:
1- Asio J'aime ny pejy
2-Eo ambanimbanin'ilay bouton fanasiana j'aime ny pejy eo misy onglet hoe "à la une",misy karazany izy ao:
•Misy mombamomba ny admin(posteo eraky ny facebook ilay sary ao raha tsy tonga ny commandenao😒😂)
•Retour client
•Photo réel
3-Clikenao fotsiny izay ho jerenao dia vita ny chocolat...😂

✅MITOHY HATRANY IHANY KOA NY FANDRAISANA COMMANDE ATO AMINAY
📌Vakio tsara ny conditions aloha vao miditra mp 🙏🏻❤

"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"

🔷CITATION DU JOUR🔷 ✅🔥❤"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"
08/06/2026

🔷CITATION DU JOUR🔷

✅🔥❤

"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"

HEY Ô✨⭕⚠MIOMAKOMÀNA ARY IANAREO FA...⚠⭕✅Efa an-dalana ireto stickers 3D avec adhésif ireto ann🎊une fois vao tonga ny ent...
08/06/2026

HEY Ô✨
⭕⚠MIOMAKOMÀNA ARY IANAREO FA...⚠⭕
✅Efa an-dalana ireto stickers 3D avec adhésif ireto ann🎊une fois vao tonga ny entana dia manao annonce aminareo eto izaho🥰
Maro be manko ianaoreo ao no mbola mila, nefa tandremo fa izay tonga aloha ihany no mahazo ann...❗
Ny vidiny❓manomàna aloha 5000ar fotsiny fa ny isany sy ny vidiny exacte avoakako eo ihany rehefa tonga,miankina ny isananreo mbola mila koa,raha betsaka dia tsy ampiakariko fa avelako amin'izay⏳

TSY TE HI-RATÉ IANAO❓ASIO J'AIME NY PAGE dia maharaka ny arrivage miainga sy ny conseils rehetra❤

"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"

SA TSY IZANY❓😂🔷Voici notre citation de jour🔷"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"
07/06/2026

SA TSY IZANY❓😂
🔷Voici notre citation de jour🔷

"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"

06/06/2026

⭕EO MBA MAKA FIHANY KELY INDRAY NY MASO E⭕
Disponible sur commande✨

"𝑨𝒓𝒐𝒗𝒚 𝒔𝒚 𝒃𝒊𝒌𝒂𝒐...𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒏𝒅𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐"

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AM9 Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share