Feon-kira protestanta

Feon-kira protestanta Mozika mamboly olona

01/02/2025

Miarahaba antsika manaraka ny pejy sy mpanohana rehetra ๐Ÿ™

FFPM 471, He, Sambatra aho, Jesoa
Tendren'i Nico Randrianarijaona amin'ny orga Diamondra
๐ŸŽถ๐Ÿ™
Mihainoa finaritra ๐ŸŽถ

30/01/2025

Fizarana manaraka ๐ŸŽถ
FFPM 279, Raisinao ry Tomposoa, Izaho asa-tananay

Tendrena amin'ny Orga Diamondra.

Mpitendry: Nico RANDRIANARIJAONA

Miarahaba antsika rehetra ๐ŸŽถ๐ŸŽถAny amin'ny FJKM Manarintsoa Namehana Rasalama Maritiora no fotoantsika,๐Ÿ“… 2 Febroary 2025 @ ...
27/01/2025

Miarahaba antsika rehetra ๐ŸŽถ๐ŸŽถ
Any amin'ny FJKM Manarintsoa Namehana Rasalama Maritiora no fotoantsika,
๐Ÿ“… 2 Febroary 2025 @ 2ora sy sasany folakandro
โœ… Hiaraha-hiredona hira FFPM isika miaraka amin'ireo antoko mpihira.
Entano ny namana rehetra hoavy hiaraka amintsika ๐ŸŽถ

22/01/2025

FFPM 115 tendrena amin'ny Orga Diamondra. Mpitendry: Nico RANDRIANARIJAONA.

17/01/2025

Feon-kira FFPM 259 tendren'i Nico RANDRIANARIJAONA teo amin'ny orga diamondra.

17/01/2025

Feon-kira FFPM 176 tendren'i Nico RANDRIANARIJAONA teo amin'ny orga diamondra.

17/01/2025

Feon-kira FFPM 241 tendren'i Nico RANDRIANARIJAONA teo amin'ny orga diamondra.

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feon-kira protestanta posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category