Tulipe & Cornet

Tulipe & Cornet Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tulipe & Cornet, Avaratr'antanimora, Antananarivo.

Bienvenue sur notre page❤️
Nous vendons des tulipes à Dessert et des Cornets de glace 🍦 : Délicieux , moelleux et à petit prix 🥳

Vous pouvez envoyer votre commande en MP ou appeler directement au numéro
📞038 05 332 30

Merci de votre confiance

Mankasitraka foana eee❤️👌 Efa mandray commande @ Herin'andro izahay Efa mafana zao ny andro 🍦 Ataovy manja kely ny desse...
24/10/2025

Mankasitraka foana eee❤️👌
Efa mandray commande @ Herin'andro izahay
Efa mafana zao ny andro 🍦
Ataovy manja kely ny dessert anareo miaraka @ coupelle à dessert ato @ Tulipe & Cornet
❤️❤️❤️❤️

24/10/2025
📢📢 Filazana vetivety Ho an'ireo izay manao récupération ,Marihiko eto fa izahay dia mbola tsy manana point de vente , fa...
21/10/2025

📢📢 Filazana vetivety
Ho an'ireo izay manao récupération ,
Marihiko eto fa izahay dia mbola tsy manana point de vente , fa misy point de récupération anefa, izay tsy voatery ho eo amin'io point de récupération io foana .
Ka noho izany :
✅ Manome lera ianareo oe @ zao lera izao no haka ilay commande
✅ Miantso mialoha raha tsy afaka maka an'ilay entana indray
❌ Fa lasa miandry anareo tontolo andro izahay nefa nareo tsy tonga akory
❌ Misy indray milaza maraina ,nefa hariva vao tonga ,izahay efa tsy ao intsony
❌Misy milaza tonga hariva ,nefa maraina dia tonga , izahay manatitra commande n'olonkafa

Ny olana mety tsy maintsy misy fa afaka miantso, tsy misy hanaikitra anareo eo, fa tsy manao sambo milentika fotsiny

Marihiko eto fa tsy ny rehetra izay manao récupération an, misy tena miantso raha sendra tsy afaka maka azy❤️

Merci beaucoup 🙏❤️

Saluttttt 🥰👋👋 3000 pcs ny commande vita tamin'iny Herin'andro lasa iny 🫶 mankasitraka foana eee🙏 mankasitraka anareo nah...
20/10/2025

Saluttttt 🥰👋👋
3000 pcs ny commande vita tamin'iny Herin'andro lasa iny 🫶 mankasitraka foana eee🙏 mankasitraka anareo nahatoky anay foana ❤️
Mirary Herin'andro mahafinaritra ho antsika rehetra ❤️

Mankasitraka bediabe anareo ny ekipan'ny Tulipe & Cornet   ❤️ Mahafinaritra be daholo ianareo 🫶🥰
18/10/2025

Mankasitraka bediabe anareo ny ekipan'ny Tulipe & Cornet ❤️
Mahafinaritra be daholo ianareo 🫶🥰

❗❗Rehefa minisy entana  disponible de suite izahay dia hoy ianareo oe aleo ilay vao atao mihintsy ny ana🙆 Rehefa tsy mis...
16/10/2025

❗❗Rehefa minisy entana disponible de suite izahay dia hoy ianareo oe aleo ilay vao atao mihintsy ny ana🙆
Rehefa tsy misy entana disponible indray dia hoy indray ianareo oe angaha nareo tsy mba manana dispo de suite mihintsy e? 😳

Fa ahoana eee?? 😎🤣
Na ny havaliko tsy aikoo🤧🥺

Asiatsika jeu kely indray ve aloha andinihina anzany? Sa oe aaa.....

Mbola tsy nanandrana Tulipe sy Cornet tato aminay ve ianao? Fotoana izao sady efa mafana ny andro ❤️Aza misalasala fa ef...
15/10/2025

Mbola tsy nanandrana Tulipe sy Cornet tato aminay ve ianao?
Fotoana izao sady efa mafana ny andro ❤️
Aza misalasala fa efa maro anie no afa-po e😋

Salama ee 👋🫶 Mbola mandray commande hatrany izahay an 😊 ✅ Tulipe ✅ Cornet glace ✅ Sweet waffle Taco Manao livraison Mand...
13/10/2025

Salama ee 👋🫶
Mbola mandray commande hatrany izahay an 😊
✅ Tulipe
✅ Cornet glace
✅ Sweet waffle Taco

Manao livraison
Mandefa any @ Faritra
📞 0380533230

Fanontaniana matetika mipetraka foana izy ity dia haveriko kely eto 🫶❤️ ❓Tsy mora malemy ve? ❓Tsy mora malozitra ve? ❓Ts...
08/10/2025

Fanontaniana matetika mipetraka foana izy ity dia haveriko kely eto 🫶❤️
❓Tsy mora malemy ve?
❓Tsy mora malozitra ve?
❓Tsy atahorana ve raha mijanona ela?

Dia ireto ary ny valiny
✅ Matevina tsara na ny Tulipe na ny cornet
✅ Efa MISE EN SACHETS daholo ny entana tonga any aminareo,
TSY HALANA AO ANATIN'ILAY SACHET RAHA TSY EFA HAMPIASA AZY
👉 Rehefa arahinareo ireo dia mijanona mikarepoka tsara foana izy ❤️
Izay ary aloha fa dia Bonne journée daholo❤️

Address

Avaratr'antanimora
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tulipe & Cornet posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share