Zara traikefa

Zara traikefa Toerana: CUR VONTOVORONA
Tel: 033 80 543 70

đź”´ZARA TRAIKEFA COURS PREPA POLYTECHNIQUE VONTOVORONA đź”´
🌀TOUTES ASTUCES 🌀

✅Hanome izay rehetra hanananay🥰.
👉 Manampy amin'ny fikarakarana dossier.
👉Mampiatrano ireo avy lavitra.
👉 Mianatra foana foana.

Na andro sabotsy aza io dia tonga mianatra foana ny ankizy ary tena mazoto🤗.
03/10/2026

Na andro sabotsy aza io dia tonga mianatra foana ny ankizy ary tena mazoto🤗.

03/10/2026

AMIN'NY LUNDI SADY AFAKA TONGA DIA MIANATRA NO MANAO INSCRIPTION.
TEL: 033 80 543 70
BLOC 23 PORTE 803

03/10/2026

ZARA TRAIKEFA COURS PRÉPA POLYTECHNIQUE

Vidéo nataon’i "Muhammad al-khwarizmi", izay isan’ireo mpianatra tato amin’ny ZARA TRAIKEFA ary afaka tamin’ny concours ENI 2026 teo izy

➡️ Mankasitraka azy izahay tamin’ny fijoroana vavolombelona sy ny fizarany ny traikefany, Tena tsara ny fampianarana sy ny cours, ary tsy hanenenanao ny safidinao raha misafidy hiaraka aminay ianao. 🤗

âś…Le 05 octobre 2026 ny Fidirana vaovao,
aza atao sakana ny hoe zay nie ka ety amin'ny ville ka alavitra e,
hafa zany ZARA TRAIKEFA ZANY.

Salle : ACUT VONTOVORONA
INSCRIPTION : BLOC 23, PORTE 803
Tél. : 033 80 543 70

Ho an'ireo hanomana ny CONCOURS POLYTECHNIQUE. Indro misy sujet kely afaka hikotranana.âś… Sujet nataonay androany Sabotsy...
03/10/2026

Ho an'ireo hanomana ny CONCOURS POLYTECHNIQUE.

Indro misy sujet kely afaka hikotranana.

✅ Sujet nataonay androany Sabotsy tety Vontovorona izy ireto🤗

Hanomboka le 05 Octobre ny fidirana vaovao🤗
👉 Mbola mandray mpianatra foana izahay amin'izao ho an'ireo hanao inscription.
Inscription : BLOC 23 PORTE 803

salle : ACUT VONTOVORONA
TEL: 033 80 543 70

Sary fahatsiarovana an' i Mr Alpha tamin'izy vao afaka concour POLYTECHNIQUE 2024🤗.✅ Izy moa dia anisan'ny mpianatra nan...
03/10/2026

Sary fahatsiarovana an' i Mr Alpha tamin'izy vao afaka concour POLYTECHNIQUE 2024🤗.

✅ Izy moa dia anisan'ny mpianatra nanomana CONCOURS tato aminay , ary ankehitriny izy lasa prof de tena tian'ny ankizy ato amin'ny ZARA TRAIKEFA🤗

Zaza série C avec mention izy🤗

03/10/2026

MISOKATRA TOTOLO ANDRO IZAHAY ANDROANY HOAN'IREO HANORATRA ANARANA @ COURS PREPA POLYTECHNIQUE.
0330905725.

PRÉPARATION CONCOURS POLYTECHNIQUE VONTOVORONA 🌼Ho an'ireo hanomana ny CONCOURS dia tongava mikotrana fa vonona hanampy ...
02/10/2026

PRÉPARATION CONCOURS POLYTECHNIQUE VONTOVORONA

🌼Ho an'ireo hanomana ny CONCOURS dia tongava mikotrana fa vonona hanampy anareo izahay 🤗💪
👉C'C ilay nadika eo ambany fa tsy CC'

Le 05 Octobre ny fidirana vaovao,mbola manana iray volana isika🤗
Salle : ACUT VONTOVORONA

02/10/2026

MIKASIKA NY FANATERANA NY DOSSIER ILAINA @ CONCOURS POLY. MANOKANA ANDRO IRAY ISIKA MANATITRA AZY.MIARAKA AMINAREO ENY IZAHAY.

02/10/2026

COURS SPÉCIAL SAMEDI.
PRÉPARATION CONCOURS POLYTECHNIQUE.AZA ADINOINA NY FOTOANA RAHAMPITSO EO @ EPP ANTANIMBARINANDRIANA.

MATHÉMATIQUES Niarahana tamin'i Docteur Ignace RAKOTOZANDRY✅ Hanomboka le 05 OCTOBRE 2026 ny fidirana faha roa ato  amin...
02/10/2026

MATHÉMATIQUES Niarahana tamin'i Docteur Ignace RAKOTOZANDRY

âś… Hanomboka le 05 OCTOBRE 2026 ny fidirana faha roa ato amin'ny ZARA TRAIKEFA.

SALLE: ACUT VONTOVORONA
Tel: 033 80 543 70

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zara traikefa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share