02/10/2026
🆘Mitantsoa🆘
Amin'izao ora hanoratanay izao, dia tsy hita zay ambara. Tena marary mafy i Mitantsoa kely ato @ Hopitaly HOMI Soavinandrina. 🙏
Mangataka tolotanana avy aminareo malagasy namana mpiray tanindrazana tompoko fa ny eo ampelatanan'y RAD Mitantsoa kely efa tsy misy intsony🙏🆘
Ankinintsika amin'Andriamanitra ny zavatra rehetra ary Izy irery ihany no anankinantsika ny momba azy
Herikerika mahatodra-drano ka na Dia 1000ar aza ataonao Dia efa zava-dehibe sy mety ahavonjy azy ⭕🙏.
Miady mafy ireo Ray aman-dreniny, koa raha misy azontsika hanampiana azy dia ireto ambany ireto ny numéro ahazahoanao mandefa fanampiana ho azy tompoko :
☎️038.64.908.27 (IANDRIMALALA Reniny)
Toerana misy azy : Hôpital HOMI REANIMATION 5ème étage