Mi-news

Mi-news PAGE OUVERT À TOUS

  : LE VITA MALAGASY À LA CONQUÊTE DU MARCHÉ /Du 26 au 29 octobre 2022 au stade BAREA MAHAMASINA
26/10/2022

: LE VITA MALAGASY À LA CONQUÊTE DU MARCHÉ /Du 26 au 29 octobre 2022 au stade BAREA MAHAMASINA

FANKALAZANA NY 62 TAONA NAHAZAHOANA NY FAHALEOVAN-TENAManomboka androany 20 Jona 2022 ka hifarana ny 25 Jona 2022 ny Pod...
20/06/2022

FANKALAZANA NY 62 TAONA NAHAZAHOANA NY FAHALEOVAN-TENA

Manomboka androany 20 Jona 2022 ka hifarana ny 25 Jona 2022 ny Podium goavana. Manoloana ny Tribonaly Anosy isaky ny amin'ny 06 ora hariva.

Androany 20 Jona 2022 dia ny gadona Urbaine no hiaka-tsehatra. Hahitana an'i Oblack, Berizz'Jah, El'Boy, Atonich, Agrad Skaiz, Fsc.

TONGAVA MARO

Miaramila maherin'ny 200 isa no nanome rà an-tsitrapo teny amin'ny Lapan'ny tanàna Analakely ho fanamarihana ny andro ma...
15/06/2022

Miaramila maherin'ny 200 isa no nanome rà an-tsitrapo teny amin'ny Lapan'ny tanàna Analakely ho fanamarihana ny andro manerantany hoan'ny fanomezan-drà. Nitarika azy ireo ny Kaomandin'ny ZDS Ikopa ary ny Kaomandin'ny Borigadin'Antananarivo Afovoany.

🔴 ZAZALAHY KELY 6 TAONA TSY NISY NAKA TANY AM-PIANARANA : NY POLISY INDRAY NO NANATITRA ILAY ZAZA TANY AN-TRANO 🕖 Amin'n...
14/06/2022

🔴 ZAZALAHY KELY 6 TAONA TSY NISY NAKA TANY AM-PIANARANA : NY POLISY INDRAY NO NANATITRA ILAY ZAZA TANY AN-TRANO

🕖 Amin'ny 07 Ora hariva ity zazakely 06 taona ity no nijanona irery tao am-pianarany tsy mbola nisy naka tany an-tsekoly . Ny Polisy manao fisafoana eo akaiky eo no nanampy azy nitady ny trano fonenany ary tonga soa aman-tsara tao an-tranony izy.

🙏 Aoka re mba tsy atao hatsirambina ny fijerena ny zanantsika fa lasa mampihorohoro ny saim-bahoaka amin'ny toe-java- misy izay mitranga eny anivon'ny fiaraha-monina ankehitriny.

Zaza -lahy kely iray hita ety Andriantany kaomina Iarinarivo,Ambohidratrimo tsy tonga saina mihitsy. Mpianatra izy misy ...
13/06/2022

Zaza -lahy kely iray hita ety Andriantany kaomina Iarinarivo,Ambohidratrimo tsy tonga saina mihitsy. Mpianatra izy misy rovitra ny tablier eny aminy. Ilazana izay mahafantatra, na fianakaviana. Nanoratra tamin'ny tany izy hoe : Ivato.
Miangavy antsika hanaparitaka farany izay haingana.
Ny Prezida Fkt Andriantany no manao ny filazana

⚠️SABOTSY NAMEHANA - TRANGA FAMPIJALIANA ZAZA ARY NIAFARA TAMIN'NY FAHAFATESANYNanongotra fototra rongony naniry teo an-...
13/06/2022

⚠️SABOTSY NAMEHANA - TRANGA FAMPIJALIANA ZAZA ARY NIAFARA TAMIN'NY FAHAFATESANY

Nanongotra fototra rongony naniry teo an-tokontanin'ilay rangahy ilay zaza, tezitra arak'izany ity farany ka nanaovany herisetra maro ilay zaza-lahy kely 11 taona.
Nofatorany ary nasainy nototoin'ny Omby, rehefa tsy naninona dia nosaritiny tamin'ny fiara indray no sady nokaravasiany.
Nisy ny filazana ombay mitady nataon'ny fianakavian'ilay zaza ny 8 Jona lasa teo.
Ankehitriny hita ny nofo-mangatsiakan'ilay zaza efa tany anaty rano, tezitra ireo fokon'olona ka nirohitra nandoro ny fiaran'ilay rangahy nahavananona ny loza.
Efa nandray ny andraikiny moa ny teo anivon'ny zandarimaria ao an-toerana.

🧭 Carlton Anosy🕓 Alahady 12 Jona 2022🔖🔖🔖 Nasondrotra ho eo amin'ny laharam-boninahitra "Commandeur de l'ordre national" ...
12/06/2022

🧭 Carlton Anosy
🕓 Alahady 12 Jona 2022

🔖🔖🔖 Nasondrotra ho eo amin'ny laharam-boninahitra "Commandeur de l'ordre national" Andriamatoa Joseph Randriamampionona, mpanao asa sokitra (sculpture - ébéniste menuisier) avy any Antanamahalana - Ambositra.
🪚🗜️🔨 Tsara ny mampahatsiahy antsika fa ingahy Joseph Randriamampionona dia nanamboatra ny asa sokitra sy rafitra rehetra tamin'ny nananganan'ny Filoha Didier Ratsiraka ny lapam-panjakana ao Iavoloha.

"MIHAMY MADA FASHION" Le ministère de la communication et de la culture organise la troisième édition de l'événement nat...
10/06/2022

"MIHAMY MADA FASHION"
Le ministère de la communication et de la culture organise la troisième édition de l'événement national annuel du stylisme et de la création " MIHAMY MADA FASHION '' du 10 au 12 juin 2022 au palais national de la culture et des sports. Cet événement est organisé en vue de promouvoir le stylisme et la création de mode a Madagascar comme facteur de développement,favorise le domaine de la mode a Madagascar, et donner une envergure internationale à la mode malgache

Address

Antananarivo

Telephone

+261382814119

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-news posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi-news:

Share