Top radio 102.8 fm

  • Home
  • Top radio 102.8 fm

Top radio 102.8 fm Malagasy 100%, Manabe, Mampianatra, Mampahafantatra La diffusion de contenus éducatifs visant à l'instruction et à l'épanouissement culturel de ses auditeurs.

La promotion de l'apprentissage tout au long de la vie par des émissions thématiques variées. Le partage de connaissances et de compétences à travers des programmes interactifs et participatifs

✍📝  Ny filoha teo aloha Marc  , mikasika ny raharaha Ambohimalaza.▪️ Mitombo hatrany ny fanambarana mivantana ataon'ny o...
22/07/2025

✍📝
Ny filoha teo aloha Marc , mikasika ny raharaha Ambohimalaza.

▪️ Mitombo hatrany ny fanambarana mivantana ataon'ny olom-pirenena mikasika ity raharaha Ambohimalaza ity

SOCIETE ZONE FRANCHE RECRUTECONDUCTEUR DE MACHINE OFFSET (2)Email : admin@sodemad.com
22/07/2025

SOCIETE ZONE FRANCHE RECRUTE
CONDUCTEUR DE MACHINE OFFSET (2)
Email : [email protected]

🔵 BETAFO : Fampiroboroboina ny lalam-pihariana Trondro ▪️ Fidinana ifotony nanampy ireo fikambanana mpiompy zana-trondro...
22/07/2025

🔵 BETAFO : Fampiroboroboina ny lalam-pihariana Trondro

▪️ Fidinana ifotony nanampy ireo fikambanana mpiompy zana-trondro eo amin'ny Fokontany Andriamasoandro CU Betafo , nisy tamin'izany ny fizarana karatra maha matihanina amin'ny famokarana zana Trondro ka olona mpiompy zana Trondro maro no notolorana karata,izany dia fiarahamiasa niaraka tamin fitaleavam-paritry ny Jono sy toekarena Manga Vakinanakaratra.

▪️ Tao anatin Kabary no nanamafisan'i Depiote Randriatahinamalala fa mendrika ho tohanana sy ampina tosika ny zavatra tahaka izao,ary nanamafisany hatrany fa ny Mahasoa aloha vao ny mahafinaritra.

💪 Manana maromaro amin'ity fanamiana ity angamba i Ibrahim Traoré 🤔‼️
22/07/2025

💪 Manana maromaro amin'ity fanamiana ity angamba i Ibrahim Traoré 🤔‼️

🙏💪Fiandrasana eny amin'ny "Parquet" Anosy, anisan'ny fanehoan-kevitra nankasitrahan'ny maro ity.  amin'ireo fianakaviana...
22/07/2025

🙏💪Fiandrasana eny amin'ny "Parquet" Anosy, anisan'ny fanehoan-kevitra nankasitrahan'ny maro ity.
amin'ireo fianakaviana mana-manjo 🙏💪

⚠️‼️Ny Fiarahamonim-pirenena, ESORY NA MIALA IZAY TSY MAHAVITA AZY :"Ataovy mangarahara ny famoahana ny valim-panadihadi...
22/07/2025

⚠️‼️Ny Fiarahamonim-pirenena, ESORY NA MIALA IZAY TSY MAHAVITA AZY :
"Ataovy mangarahara ny famoahana ny valim-panadihadiana ho amin’ny rariny sy ny hitsiny. Raiso ny andraikitra, esory na mialà izay tsy mahavita azy.
Mendrika fanodikodinana saim-bahoaka ny fomba famoahana mahakasika ny fanapoizinana ara-tsakafo…"

Ampahany tamin’ny fanambarana nataon’ireo fiarahamoni-pirenena androany 22 jolay 2025 io

Tao aorian'ny fahamaizan'ny TSENA SABOTSY Antsirabe. Mitaky vahaolana maika ireo mpivarotra may fananana
22/07/2025

Tao aorian'ny fahamaizan'ny TSENA SABOTSY Antsirabe. Mitaky vahaolana maika ireo mpivarotra may fananana

🎼🥁🎷 INONA NO TENA MAMPIAVAKA AZY▪️ Indrindra rehefa volana tahaka izaoEny...izay indrindra, VITA   MANALA AZY. Vitao tsa...
22/07/2025

🎼🥁🎷 INONA NO TENA MAMPIAVAKA AZY
▪️ Indrindra rehefa volana tahaka izao
Eny...izay indrindra, VITA MANALA AZY. Vitao tsara aloha ny fanadianana fa tsy handositra i OLOMBELO RICKY fa amin'ny Zoma izao mihaona ao Antsahamanitra.

⏩🙏 ao amin'ny www.ketrika.com ny RESA, vonjivonjeo sao tara



🤔 20 TAONA fa tsy 18 taona i Feno Hasina  ‼️🔴Ny 11 jona 2005 no nahaterahan'i Rakotoarimanana Mamonjiniaina Feno Hasina,...
22/07/2025

🤔 20 TAONA fa tsy 18 taona i Feno Hasina ‼️

🔴Ny 11 jona 2005 no nahaterahan'i Rakotoarimanana Mamonjiniaina Feno Hasina, tao Ambohimirary.

🔴Ny 14 jona 2025 feno 20 taona izy, noho izany diso ny vaovao rentsika tamin'ny tambazotra milaza fa nankalaza ny faha 18 taonany izy antony hahazoany fiara 4x4, izay tsy mbola fantatra hatreto ny fahamarinana na fahadisoany.

🔴Fankalazana tsingerin-taona natao teny Ambohimalaza lalana miakatra an'i Imerikasinina nanasana tanora hatrany amin'ny 40 mahery, raha 30 no nahazo fanasana mivantana dia nitondra namana hafa ireo nasaina.

🔴Mpianakavy manana rohim-pihavanana ny ankamaroan'ny nasaina, fantatra araka ny fitantaran'iireo narary efa sitrana fa tao ihany koa ny rahavavy sy anadahin'i Feno Hasina, saingy tsy fantatra na efa isan'ireo nivoaka ny hopitaly na tsia, ny Reniny no isan'ireo nikarakara ny lanonana.

🔴31 ireo namoy ny ainy, 19 no nivoaka ny hopitaly, ny Alatsinainy teo roa no nivoaka ny hopitaly samy Deborrah no anaran'izy ireo, ny iray notsaboiana teny Soavinandriana ny iray teny amin'nynHJRA. Izany hoe ankoatra ireo teny amin'ny HJRA dia nisy olona 2 koa notsaboina teny amin'ny hopitaly miaramila Soavinandriana saingy ysy voaresaka firy.

❗Fanadiadiana manokana nataon' ny Antsiva Radio

©: Nicky Nantenaina

RESTAURANT CHERCHEPIZZAIOLLO (HOMME) 5 ans d’expériences dans des grands restaurantsContact : 034 74 730 00
22/07/2025

RESTAURANT CHERCHE
PIZZAIOLLO (HOMME)
5 ans d’expériences dans des grands restaurants
Contact : 034 74 730 00

🔥🛬✈️ Fiaramanidina NIANJERA, 31 NO MATY, 170 NARATRA MAFY, tao Bangladesh ny alatsinainy 21 jolay 2025, tao amin'ny fari...
22/07/2025

🔥🛬✈️ Fiaramanidina NIANJERA, 31 NO MATY, 170 NARATRA MAFY,
tao Bangladesh ny alatsinainy 21 jolay 2025, tao amin'ny faritra Uttara, ao Dhaka, renivohitra.
▪️ Fiaramanidina F-7 BGI an'ny tafika an'habakabaka no nianjera tao amin'ny campus-n'ny sekoly "Milestone School and College" nandritra ny sidina fanazarantena. Heverina ho nisy olana ara-teknika ilay antony nianjerany.

▪️ Vokatry : olona 31 no maty izay saika ankizy daolo, olona 170 naratra mafy noho ny afo sy ny fipoahana taorian'ny fianjeran'ny fiaramanidina. Maty ihany koa ilay mpanamory, Lieutenant Towkir Islam Sagar.

▪️ Natao andro manerana an'i Bangladesh ny 22 jolay 2025 Nampidinina ny sainam-pirenena, ary nisy vavaka manokana ho an’ireo niharam-boina.

▪️ Natao fanadihadiana ara-panjakana hamantarana mazava ny antony niteraka ilay loza, ary nisy fanehoan-kevitra sy avy amin'ny fianakavian'ny tra-doza sy ny mpianatra mitaky fanazavana sy fiarovana amin’ny ho avy.

© Reuters

🔥 TSENA SABOTSY ANTSIRABE, SAIKA MAY 100% 🔥▪️ 9Ha ny velaran'ny tsena, ary mpivarotra PPN fotsiny ny miisa 200 eo ho eo....
22/07/2025

🔥 TSENA SABOTSY ANTSIRABE, SAIKA MAY 100% 🔥
▪️ 9Ha ny velaran'ny tsena, ary mpivarotra PPN fotsiny ny miisa 200 eo ho eo.

▪️ Nafindra vonjimaika eo amin'ny arabe avaratsena moa ireo mpivarotra.

📷 Sary nindramina

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Top radio 102.8 fm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share