Top radio 102.8 fm

  • Home
  • Top radio 102.8 fm

Top radio 102.8 fm Malagasy 100%, Manabe, Mampianatra, Mampahafantatra La diffusion de contenus éducatifs visant à l'instruction et à l'épanouissement culturel de ses auditeurs.

La promotion de l'apprentissage tout au long de la vie par des émissions thématiques variées. Le partage de connaissances et de compétences à travers des programmes interactifs et participatifs

SOCIETE CHERCHEAGENT DE SECURITE+ 21 ans, 1,65m min - Niveau BEPCContact : 034 20 529 40
29/07/2025

SOCIETE CHERCHE
AGENT DE SECURITE
+ 21 ans, 1,65m min
- Niveau BEPC
Contact : 034 20 529 40

⚠️🤔‼️ Analamahitsy : Foiben-toeran'ny compagnie Fly Madagascar, manana Boeing 777 miisa 5.▪️ Ny minisitra voatsoka, tsy ...
29/07/2025

⚠️🤔‼️ Analamahitsy : Foiben-toeran'ny compagnie Fly Madagascar, manana Boeing 777 miisa 5.

▪️ Ny minisitra voatsoka, tsy nisy arakaraka ara-pitsarana, nefa matoa nalana, dia tafiditra lalina amin'ilay afera.

▪️ Ny DG ACM tsy nalana, nefa nanaiky nampanaovina zavatra mamoafady.

▪️ Afera lehibe toy izao tsy maintsy nisy avance kolikoly, miala maina ve ireo any ambony, nefa fantatra, fa mpanera présidence ireo lazaina tompon'ny Orinasa.

hoy i Patrick Raharimanana

(Sary nindramina Kolo TV)

⚠️‼️ TSY ZAVA-BAOVAO LOATRA, RAHA MITAHA AN'AMBOHIMALAZA..▪️ Noraisina anio Talata 29 Jolay 2025 ny didim-panjakana laha...
29/07/2025

⚠️‼️ TSY ZAVA-BAOVAO LOATRA, RAHA MITAHA AN'AMBOHIMALAZA..

▪️ Noraisina anio Talata 29 Jolay 2025 ny didim-panjakana laharana faha 2025-812 anovàna ny andininy sasantsasany ao amin’ny didim-panjakana laharana faha 2024-1612 tamin’ny 22 aogositra 2024 nanendrena ny mpikambana ao amin’ny Governemanta.

▪️ Izany didim-panjakana izany dia manafoana ny fanendrena ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetr'andro ary manendry an’Andriamatoa Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, hisahana vonjimaika ny andraikitry ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetr’andro, mandrapahatongan’ny fanendrena vaovao.

⏩ Tsy zava-baovao loatra tamin'ny vahoaka ity fanapahan-kevitra ity, raha mitaha ny tranga namoizana ain'olona 33. Mangina hatreo tokoa ve izany iny raharaha iny sy ity raharaha ity!?

ECOLE  A TANJOMBATO CHERCHEINSTITUTEUR /  INSTITUTRICEpour classe de 10èmeMaîtrise le Français, sérieux, sérieuse, capab...
29/07/2025

ECOLE A TANJOMBATO CHERCHE
INSTITUTEUR / INSTITUTRICE
pour classe de 10ème
Maîtrise le Français, sérieux, sérieuse, capable expérimenté (10ème et GS grande section)
Contact : 038 15 343 00

29/07/2025

Fianakavian'ny maty : mitady ho takonana amin'ny resaka fiaramanidina ny fahafatesan'ny zanakay...😭😭

HOTEL LES FLOTS BLEU CHERCHEOUVRIER SPECIALISE EN  ELECTRICIETE ET PLOMBERIEContact : 034 19 401 42 / 032 30 681 41
29/07/2025

HOTEL LES FLOTS BLEU CHERCHE
OUVRIER SPECIALISE EN ELECTRICIETE ET PLOMBERIE
Contact : 034 19 401 42 / 032 30 681 41

🔵 Inona no andrasanao aminy, amin'ny maha Praiminisitra azy androany?
29/07/2025

🔵 Inona no andrasanao aminy, amin'ny maha Praiminisitra azy androany?

29/07/2025

Iza avy no sahirana amin'ny fampidirana mpianatra ato...🤔🤔‼️

29/07/2025

🤔‼️ Raha ny fanazavana OLANA no nampandroso, efa tsy nisy La Réunion kely...

INONA ANDRASANAO amin'ity filankevitry ny minisitra tsy ara-potoana anio ity..🤔‼️
29/07/2025

INONA ANDRASANAO amin'ity filankevitry ny minisitra tsy ara-potoana anio ity..🤔‼️

RESTAURANT CHERCHECUISINIER(E) / PIZZAIOLOContact : 034 19 401 42
29/07/2025

RESTAURANT CHERCHE
CUISINIER(E) / PIZZAIOLO

Contact : 034 19 401 42

⛔️FITONDRANA VOAFITAKA HONO…‼️👉Mahatsiaro voafitaka tamin’ilay B777 ny mpitondra… ary sao mba voafitaka koa ary tamin’il...
29/07/2025

⛔️FITONDRANA VOAFITAKA HONO…‼️
👉Mahatsiaro voafitaka tamin’ilay B777 ny mpitondra… ary sao mba voafitaka koa ary tamin’ilay volamena 73kg sy ilay 36kg nivadika VY ?
👉Hisy moa ny filankevitry ny minisitra manokana mikasika ny raharaha fanomezana laharana malagasy 5R fiaramanidina 5 BOEING B777 izay lasa any Iran amin’ity anio ity…
Heverina hanazava ny fomba nahavoafitaka azy ve izy ireo ?

👉Raha ny fitondrana mahefa aza voafitaka koa maika fa ny vahoaka mahantra sy NOANA ?

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Top radio 102.8 fm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share