10/08/2026
Inona no atao hoe Parodontite? olona manao ahoana no mety ho voan'izy ity? manao ahoana ny fisorohana sy ny fitsaboana azy? ireo indray no hovalian'ny dentiste avy ao AFS Smie , ao anatin'ny fandaharana Santé de Fer, @ alakamisy ho avy izao!