Didd's Deejay

Didd's Deejay 🐼Je suis ici pour partager la House Music à Madagascar 🇲🇬et partout dans le Monde🌎

☎️ Manager: +261327909383/+261345965442

14/10/2025
🚨⚠️Tsy fanapahan-kevitra mora⚠️🚨Noho ny toe-draharaha iainan’ny firenentsika amin’izao fotoana izao, dia voatery nahemot...
30/09/2025

🚨⚠️Tsy fanapahan-kevitra mora⚠️🚨

Noho ny toe-draharaha iainan’ny firenentsika amin’izao fotoana izao, dia voatery nahemotra aloha ny hetsika Fiesta Generation Time.

Tsy fanapahan-kevitra mora izany, saingy ny fiarovana sy ny fiadanan’ny rehetra no laharam-pahamehana ✊️🐼

Misaotra betsaka tamin’ny fanohanana🙏
🇲🇬🐼🇲🇬

Tena mety milay no mahita anareo manao an'izao pozy izao an 😍😍🐼😍😍
18/09/2025

Tena mety milay no mahita anareo manao an'izao pozy izao an 😍😍🐼😍😍

Efa vonona ny famandrian-toerana eeee 🤩🐼Zao ny hatsaran'ny toerana 😉 El Hôtel By Pass  io Ral ah 🔥Fiesta Génération Time...
15/09/2025

Efa vonona ny famandrian-toerana eeee 🤩🐼

Zao ny hatsaran'ny toerana 😉 El Hôtel By Pass io Ral ah 🔥

Fiesta Génération Time ilay moov 🔞

Miahaka enao raha tsy mande amin'io 😝🤣

Infos & Resa MP 📩

́echic

09/09/2025

Hôtel vaovao be indray no hitondrako anareo amin'ity 🇲🇬🐼🇲🇬

✨🤩 Fiesta Génération Time sera ce Samedi 📆 octobre 2025 à📍 El Hôtel By Pass

🕕 À partir de 18h jusqu’à l’aube

🔞Un rendez-vous chic, festif et atypique

⚡ Infos & Réservations en message privé📩

́echic

Ao v ???🚨🐼
05/09/2025

Ao v ???🚨🐼

💫 Fiesta Generation Time 💫

Un événement exclusif réservé à un public majeur 🔞

Génération 2000 sy communauté   (Electro Dance Music) mihomana nareo misaotra tompoko 📢🔥🐼🔥📢
04/09/2025

Génération 2000 sy communauté (Electro Dance Music) mihomana nareo misaotra tompoko 📢🔥🐼🔥📢

Ato ehhhhh 🌶😎🔥🐼🔥😎🌶 mandrampiandrin-tsika ny annonce offielle an'ilay Fiesta Génération Time dia ndao lou isika haniditsi...
24/08/2025

Ato ehhhhh 🌶😎🔥🐼🔥😎🌶 mandrampiandrin-tsika ny annonce offielle an'ilay Fiesta Génération Time dia ndao lou isika haniditsidina any amin'ny Makay Lounge miaraka amiko sy i DJ SAKAY ny zoma 29 Août izao ‼️

🔥 Afro House Latino, Funky House, Tech House Night 🔥

Le vendredi 29 août 2025 à partir de 22H, rendez-vous au Makay pour une soirée DJ exceptionnelle avec aux platines DJ SAKAY & DIDD’S DEEJAY 🎧✨

🕙 22h à 2h
🚗 Parking sécurisé
🎟️ Entrée gratuite (*consommation obligatoire)

📍Makay Lounge Analamahitsy en face du Coliseum

📱+261 34 19 610 49

Misy levona mintsy eee 🔥🔥🔥🔥🔥🔥
22/08/2025

Misy levona mintsy eee 🔥🔥🔥🔥🔥🔥

Alefaaaa 🔥🔥🐼🔥🔥
20/08/2025

Alefaaaa 🔥🔥🐼🔥🔥

18/08/2025

Hilazao daholo ny akamanareo rehetra fa mihavaka be ity Soirée iray ity 🤯🤩🐼🤩🤯

🤩Sady Hôtel vaovao beee no handraisana an'ilay Fiesta Génération Time 🔥

Fa tsimaintsy ho asiko ihany io kouuuuu 😁🇲🇬🐼🇲🇬😁

̂tel

Address

Rue Andrianary Ratianarivo
Antananarivo
TANA 101

Telephone

+261327909383

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Didd's Deejay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Didd's Deejay:

Share

Category