Dih RAMIA ლ

Dih RAMIA ლ 😍Ny voaloham-pahendrena dia izao : Mahazoa fahendrena; Eny, lanio ny fanananao rehetra hamidy fahalalana tsara. ❤ 💚Ohabolana 4 : 7💙

Diiih💪🏻

🖤🫰🥰
04/04/2026

🖤🫰🥰

21/03/2026

Eh ❗
Inona ilay tsy vitan'ny herinao iny? 🤔
Ilay efa tsy misy azon'iza atao?😔
Tadidio fa hain'Andriamanitra izany 🥰

🔥🧠 TSY AO ANATY  HERITRERITRAO MIHITSY NY ATAON’NY FANATANJAHANTENA AMIN’NY ATIDOHANAO…⛹️‍♂️ Betsaka no mihevitra fa ny ...
19/03/2026

🔥🧠 TSY AO ANATY HERITRERITRAO MIHITSY NY ATAON’NY FANATANJAHANTENA AMIN’NY ATIDOHANAO…
⛹️‍♂️ Betsaka no mihevitra fa ny fanatanjahan-tena dia ho an’ny vatana fotsiny…

❗ FA NY MARINA DIA IZAO 👇
👉 Ny fanatanjahan-tena dia manova sy manatsara mivantana ny atidoha
👉 Tsy vitan’ny hoe mahazo hery ara-batana ianao… fa lasa marani-tsaina, mifantoka tsara ary milamina kokoa koa

💥🧠 INONA NO MITRANGA AO AMIN’NY ATIDOHAO REHEFA MIHETSIKA IANAO ?
✔️ Mitombo ny mémoire (fahatsiarovana)
✔️ Mihatsara ny concentration (fifantohana)
✔️ Mihena ny stress sy tebiteby 😌
✔️ Mitombo ny énergie mentale ⚡
✔️ Miaro amin’ny aretina toy ny :
➡️ dépression
➡️ Fahasimban’ny atidoha (Alzheimer, sns…)

🏥📊 Rehefa manao sport ianao :
🧬 Ny atidoha dia mamoaka hormone tsara toy ny :
Endorphine → mampifaly 😊
Dopamine → manome motivation 💪
Sérotonine → mampitony saina 🧘‍♂️
🔥 Ary mitombo koa ny: ➡️ Circulation sanguine ao amin’ny atidoha
➡️ Famoronana sela vaovao
👉 Izany no mahatonga anao ho: mavitrika + mazava saina + tsy mora kivy

⚠️💡 ARETINA GOAVANA TSY TSAPANTSIKA: “STRESS & FATIGUE MENTALE”
Io no tena mampahory olona maro amin’izao fotoana izao…
❌ Tsy ampy torimaso
❌ Be loatra ny eritreritra
❌ Tsy mifantoka
❌ Mora tezitra na kivy

👉 FA NY VAHAOLANA TSOTRA DIA: MIHETSIKA ISAN’ANDRO
🏋️‍♂️📅 IRETO NO TENA TSARA ANAOVANA AZY
✔️ 15–30 minitra isan’andro dia efa ampy
✔️ Afaka manao :
Mihazakazaka 🏃‍♂️
Mandeha an-tongotra 🚶‍♂️
Fitness 🏋️
Na fanatanjahan-tena tsotra ao an-trano
✔️ 👉 3 à 5 fois par semaine no tena tsara indrindra

🎯👥 IZANY REHETRA IZANY DIA TSARA HOAN'NY :
✔️ Mpianatra raha hanatsara mémoire 📚
✔️ Mpiasa raha hanala stress 💼
✔️ Olona reraka saina 😵
✔️ Olona rehetra te ho salama ❤️

👉 Raha fintinina: HO AN’NY OLONA REHETRA
🚀✨ Raha te hanova ny fiainanao ianao…
👉 Atombohy amin’ny fihetsika tsotra isan’andro
🧠 Vatana mihetsika = Atidoha miasa tsara
💪 Atidoha matanjaka = Fiainana mandroso
🔥👇 Aza mitahiry ho anao irery… Zarao mba hahasoa ny hafa !

Alefaa💪🏻😊
05/03/2026

Alefaa💪🏻😊

🎈🎈Fihirana FFPM, 462🎈🎈Eo an-tananao, ry Raiko,No apetrako izaoNy fiainako rehetra,Mba tahio ny zanakao !Marobe ny fahava...
28/02/2026

🎈🎈Fihirana FFPM, 462🎈🎈

Eo an-tananao, ry Raiko,
No apetrako izao
Ny fiainako rehetra,
Mba tahio ny zanakao !
Marobe ny fahavalo
Ta hamely ahy e,
Ry Jehovah, Ray mpiaro,
Mba arovinao anie ! (...)

Mirary soa. Miderà an'i Jesoa😊🎈

📘📘Fihirana FFPM, 473📘📘Mandalo koa ny andronay ety ,Ka mihalò ny fifalianay;Miovaovao izao rehetra izao;Ry tsy miova ô ! ...
21/02/2026

📘📘Fihirana FFPM, 473📘📘

Mandalo koa ny andronay ety ,
Ka mihalò ny fifalianay;
Miovaovao izao rehetra izao;
Ry tsy miova ô ! Mombà anay.
(...)

Mirary soa ho anao. Miderà an'i Jesoa🎈😊

📕📕Fihirana Fanampiny, 46📕📕Mba tantanonao, ry RaikoIzato làlan-janakaoNy mifidy toa tsy haikoFa maniry indrindra AnaoHita...
20/02/2026

📕📕Fihirana Fanampiny, 46📕📕

Mba tantanonao, ry Raiko
Izato làlan-janakao
Ny mifidy toa tsy haiko
Fa maniry indrindra Anao
Hitanao ny adi-tsaina
Mitambesatra ao an-doha
'Zany tsikin'ny maraina
Toa ela vao hifoha.
(...)

Mirary soa ho anao. Miderà an'i Jesoa🎈😊

📗📗Fihirana FFPM, 452📗📗Tompo ô, ovay ny fokoMba ho mora anarinaToy ny an'ny zazakelyTsotra sady marina ::,: Tsy mialona, ...
19/02/2026

📗📗Fihirana FFPM, 452📗📗

Tompo ô, ovay ny foko
Mba ho mora anarina
Toy ny an'ny zazakely
Tsotra sady marina :
:,: Tsy mialona, tsy maditra,
Fa manao ny sitrakao ! :,:
(...)

Mirary soa ho anao. Miderà an'i Jesoa🎈😊

🎈🎈Fihirana Fanampiny, 14🎈🎈Jesoa, apetrako AminaoNy toky sy fanantenanaNy sitrakao no aoka hataoNa aiza lalana ombanaJeso...
17/02/2026

🎈🎈Fihirana Fanampiny, 14🎈🎈

Jesoa, apetrako Aminao
Ny toky sy fanantenana
Ny sitrakao no aoka hatao
Na aiza lalana ombana
Jesoa, apetraka aminao.
(...)

Mirary soa ho anao. Miderà an'i Jesoa🎈😊

🔵🔵Fihirana FFPM, 731🔵🔵Raha mitolona ady sarotra,Matokia fa tsy ho irery,Homba anao Jeso mahery,Homba anao tsy miady varo...
16/02/2026

🔵🔵Fihirana FFPM, 731🔵🔵

Raha mitolona ady sarotra,
Matokia fa tsy ho irery,
Homba anao Jeso mahery,
Homba anao tsy miady varotra.
(...)

Mirary soa. Miderà an'i Jesoa😊🎈

Fiadanana ee‼Mirary erinandro mahafinaritra ho antsika rehetra miaraka amin'i Jesoa✨🎈Izy anie homba anao hatrany❤🙏  :15_...
16/02/2026

Fiadanana ee‼

Mirary erinandro mahafinaritra ho antsika rehetra miaraka amin'i Jesoa✨🎈
Izy anie homba anao hatrany❤🙏

:15_24

14/02/2026

😂😂

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dih RAMIA ლ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share