REIX Tv

11/09/2026

🚨🚨🚨ÉTAT FÉDÉRAL na FÉDÉRALISME zegny koragna eto niany
Mety maro ny tsy faly, mety maro ny andatsa ary mety maro ny ary mety maro agnambany koa🔊📢

🔸️Ny FÉDÉRALISME tsy anday hizarazaraña foko na olombeloño à Madagasikara eto✊🏽
🔸️Ny FÉDÉRALISME tsy anday hitadiavaña adim-poko✊🏽
🔸️Ny FÉDÉRALISME tsy faritry ratsy araka fañaratsiany sasany izy✊🏽

➡️Nagnino tsy sakindro mpitondra nifandimby teo nazavaiña amin'ny vahoaka Malagasy ny antony maha ratsy ny ÉTAT UNITAIRE amin'ny io fiainaña malagasy?

➡️Nefa efa hita fa tsy nety nampanjary ary tsy nampandroso fiainaña eto Madagasikara io faritra ÉTAT UNITAIRE io??

🔔Kay alohany anaro agnamia suggestion naro sy critique naro amin'ny podcast natao nay ty, mangataka anaro mba hitandreñy koragna natao nay teto isaka @ farany💡💡💡

💡🔔🚨Aza adiña tsika foroaña tsika:📆Amaray vendredi le 11 septembre 2026✅️🕑🕜 à 18h00 miaraka amin'i Ray Aman-dreny Fédéral...
10/09/2026

💡🔔🚨Aza adiña tsika foroaña tsika:
📆Amaray vendredi le 11 septembre 2026✅️
🕑🕜 à 18h00 miaraka amin'i Ray Aman-dreny Fédéraliste Mr TOFAHILY📢🔊

09/09/2026

🇲🇬 Ny federalisma dia tsy natao hampizarazara ny vahoaka malagasy, fa natao hampizara ilay fahefana mba ahafahan'i Madagasikara mandroso haingana 🚀
➡️Ary miara-mitovy lenta ⚖️; izany no tanjona 🎯 amin'ity rafitra federalisma ity.

​💡 Avy eo, tsy misy adim-poko izany eto, fa ady anaparitahana fahefana fo ✊.​

🎙️ Atoa Tofahily: Mpandrindra provansialy (coordonnateur provincial) ny VHFM ao amin'ny faritanin'Antsiranana 📍, sady filoha lefitra (vice-président)-n'ny Fikambanan'ny Ray Aman-dreny ao amin'ny faritanin'Antsiranana 👨‍👩‍👧‍👦.
​✨ Izy no invité antsika manaraka eto! 👇

04/09/2026

🎯Mandeha koragna fa:
▪️Hira amin'ny époque ty tsisy valeur.
▪️Artistes amin'ny zioty tsy mahay mihira izy koa tsy hiram-pitiavaña.
▪️Ao sasany mivolagna fa hira ataony Artistes avahizo tsy maharitry taogno fa maty laza.

🔸️Kay niany atsika agnamia i Ghosti fivolañana mahakasika sujet satria en tant que maha artiste izy sady izy agnatiny monde ny musique io mety mahay antony mahatonga rah jiaby🚨🚨

➡️Zegny donc ny haila fa añatiny podcast natao nay mirahalahy ato anaro mahareñy ny mariñy nany🔈🔉🎷🎵📽️📼🎥

04/09/2026

MBOLA TSARA ATSIKA JIABY, MITADY JEUNE PRO ÉTAT UNITAIRE SY PRO ÉTAT FÉDÉRAL AGNANO DÉBAT ETO ATO AMIN'NY REIX Tv🔥🔥

🎯Aza adiña fotoagna tsika amaray vendredi le 04 septembre 2026📆 🕜À 18h00 miaraka @ manafo tsika Ghosti Eto amin'ny REIX ...
03/09/2026

🎯Aza adiña fotoagna tsika amaray vendredi le 04 septembre 2026📆
🕜À 18h00 miaraka @ manafo tsika Ghosti Eto amin'ny REIX Tv

➡️Hikoragna mikasiky valeur ny la musique tsika à Madagascar eto🔥🔥🔥

02/09/2026

⏳📜 Taloha fa tsy kara avahizo...🎭
▪️ Matetiky baka atsika mivolaña, hafa fo hira taloha. Hira mikoragna raha sady misy hafatra, fa tsy kara hira avahizo... 📉🎧✍️❤️

◼️ Misy amin-tsika koa mivolaña loso amin'ny lalaña tsy izy Artiste avahizo satria niova nampiasaiña amin'ny raha ilay vaza kanto... 🤨🤔⚠️🎶🎵✍️❤️

💡🎙️ Kay eto Misy artiste azo volañiny anomboko invité tsika hikoraña mikasiky sujet zeñy ! 🤝🔥
👑🎤 Tsy azovy fa i Ghostiti 🌟✨

28/08/2026

📢🔥 Izy iñy tsy nampiambesiñy haila anaro 🤫
​🗣️ satria fa maro anaro niambiñy koraña natao nay miharaly teto 🤝 mikasiky avenir jeune baka avaratra teto. 🧭🌱🇲🇬

​💭⚠️ Natao nay koraña satria maro volaña manday 🗣️💬
​🚫 fa jeune baka avaratra kamo ❌, ao koa sasany tsy kamo jeune fa asa tokony atao tsisy. 📉💼⚠️

​🎙️👑 Eto président ny chômeurs saylo Samir 👤
​💡 agnamia point de vue nany par rapport amin'ny sujet zegny. 📊🗣️

➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️
​ ​🎙️ Invité : Saylo Samir 🌟
​🚐🌍 Partenaire : Diego Voyage 🤝💼
➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️➖️

👀 HITAKO FA MARO ATSIKA MIAMBIGNY INTÉGRALITÉ NY KORAGNAN'NY PRESIDENT NY CHÔMEUR Saylo Samir  IGNY 🧠​🔥 FA TSY AMPIAMBES...
27/08/2026

👀 HITAKO FA MARO ATSIKA MIAMBIGNY INTÉGRALITÉ NY KORAGNAN'NY PRESIDENT NY CHÔMEUR Saylo Samir IGNY 🧠
​🔥 FA TSY AMPIAMBESIKO HAILA ATSIKA MPAGNARAKA ETO 💪✊
​🗓️ RENDEZ-VOUS TSIKA AMARAY VENDREDI LE 28 AOÛT 2026 À 18H ⏰⚠️⚠️

26/08/2026

🔥 Saylo Samir | Tanora mpisehatra sady influencer baka avaratra 🌴👑
Ataoko fa ny ankabezan-tsika jiaby ato dia efa mahalala azy tsara. 🤝✨
​🎙️ Izy no vahinin-tsika eto amin'ity herinandro ity !
Hikoraña, hifampizara, sady hamakafaka lalina ny zava-misy sy ny hoavin'ny Tanora baka Avaratra isika. 🧠💪🌍
​━━━━━━━━━━━━━━━
👤 Invité : Saylo Samir
🧭 Partenaire : Diego Voyage 🚌✨
━━━━━━━━━━━━━━━

Address

Lot 111 G Ankadievo By-Pass/Antananarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when REIX Tv posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share