Jeune d’Ivato 105

Jeune d’Ivato 105 Sehatra iray hifampizarana Vaovao eto amin’ny faritra Ivato sy hoan‘ ireo zanaka ampielezana reh

 TSY MISY HOE M'GROBAKA INTSONY FA MBA MANALA AZY MILAY DAHOLO AMIN'IZAY E 📣Misokatra ho an'ny rehetra ny dobofilomanosa...
23/09/2024



TSY MISY HOE M'GROBAKA INTSONY FA MBA MANALA AZY MILAY DAHOLO AMIN'IZAY E

📣Misokatra ho an'ny rehetra ny dobo
filomanosana eto amin’ny eny amin'ny "Escadron Hélicoptère" Ivato🚁 (ex BANI) nanomboka ny Sabotsy 21 Septambra 2024 lasa teo.

👉Afaka manatona avokoa ny rehetra :
- Ireo hianatra hilomano
- Ireo sekoly
- Ireo hiala voly

✨Misokatra isaky ny Talata, Alarobia, Alakamisy, Sabotsy ary Alahady.

☎️Fanazavana fanampiny : 034 98 675 03 / 033 20 287 81 / 034 88 407 05 / 033 61 669 13

Ny Lundi de Paka anay ve?!Ambodepista (Bout de Piste ) : Mijery RoplaninaClub Nautique : Matetika Rebika  Kianjaben'ny D...
20/09/2024

Ny Lundi de Paka anay ve?!

Ambodepista (Bout de Piste ) : Mijery Roplanina
Club Nautique : Matetika Rebika
Kianjaben'ny Don Bosco : karazan'Artiste

Samy manao fitafy mampihavaka azy daholo na avy any ambodirano no teny nisongadina Mampitovy daholo

Rehefa misy  Hetsika dia matetika Olana hoantsika avy ety Ivato Ilay Manenjika any @ Ville nohon'ny fahalaviran'ny toera...
20/09/2024

Rehefa misy Hetsika dia matetika Olana hoantsika avy ety Ivato Ilay Manenjika any @ Ville nohon'ny fahalaviran'ny toerana ... Indraindray te hijery fa mitaintaina amin'ny fodianna, fahalaviran-toerana sns

Misy An'ity Hetsika ity Ary hanasana antsika rehetra satria afaka mihaino sy Mijery mivantana an'i Ravitoto Isika no afaka Mihinana Kompozé miaraka amin'i BOLO etsy amin’ny Nosy Manga Mamory ivato
Sady manararoatra miditra ao anatiny aamin’izay fa tsy ety ivelany foana no m’Zesta maka sary ry bandin’ny City Mamory � a

🤤 Ouuuay, manaova ianareo noana tsara fa 10 000 ar ny kompoze special nenitoa a, amin'io SHOWCASE ON THE ROOFTOP io fotsiny !

⁉️ Anio @ 19h30 e !

BOLO ao @ Nosy Manga | Mamory Ivato

🎟️ 20 000 ar ny fidirana





Mbola misy ao ve ny Géneration : Free to Play : Tournois Basket inter Établissement nokarakarain'i DOM sy ny ASF teo ami...
19/09/2024

Mbola misy ao ve ny Géneration :
Free to Play : Tournois Basket inter Établissement nokarakarain'i DOM sy ny ASF teo amin'ny Para

Tounois DON BOSCO : FCDB, FC Taureaux, USCP , FC ZM, ASAT, COTIERS SPORTS .

Ny Sekoly: CIAP, LMPI, Saint Joseph, NIRINA, Fanilo( École hoan'ny zanaka Deba t@ zan)

BASKET: ASF, COSBANI, Réseaux 105, SBL, , FIZEPA, EP5 , Espace Vert

Ny fandehanan Milomano any amin'ny Base dia tsy mandoa Vola fa mangalatra miditra avy any @ alan-Goavy

Famonjena Bal des Jeunes tao amin'ny EPI-TOP, ESCA-PARA, SOUS SOL GSIS

Fanohanana ny AS ADEMA sns .... Dia inonaa koa?

Resaka fampianarana ny Taranja "ANGLAIS" Ireto misy tolotra ahafahantsika mandrato izany fiaannarana teny AnglisySamy Ta...
19/09/2024

Resaka fampianarana ny Taranja "ANGLAIS"

Ireto misy tolotra ahafahantsika mandrato izany fiaannarana teny Anglisy

Samy Tanora eto Ivato miezaka mivoatra sy mizara fahalalana ho antsika moa izy Ireto

Sese Y-mara sy Tsinjo Rakotozafy

19/09/2024

RESAKA FIANARANA ANGLAIS

Misy Club d'Anglais ve eto Ivato ?

😮😮Roalahy tratra nangalatra ...KANETY  miaraka amin'ny Bar a Pince, Tsofa , Tourné visy.... ⚠️Mpirahalahy iray tampo nia...
18/09/2024

😮😮Roalahy tratra nangalatra ...KANETY miaraka amin'ny Bar a Pince, Tsofa , Tourné visy....

⚠️Mpirahalahy iray tampo niara-namaky tranon'ny mpiara-monina amin'izy ireo teny Ilaivola Ivato, ny alahady tolakandro teo ka tratran'ny zandary.
©️ Cie GN Ambohidratrimo

EFA Betsaka ny fitarainana Mahakasika ity Lehilahy iray ity @ resaka halatra eto Ivato sy ny manodidina KOa ampitainay e...
15/09/2024

EFA Betsaka ny fitarainana Mahakasika ity Lehilahy iray ity @ resaka halatra eto Ivato sy ny manodidina

KOa ampitainay eto amin'izay KOa Ary ity fitarainana voaray anio MBA entina Hitandreman'ny hafa sy MBA hanairana ny tompon'andraikitra isan-Tsokajiny

NB: Ilay anarana EO ambany hoe J***y Ilay olona

15/09/2024

Salama Tompoko
Sao MBA nisy Nahita
Laclé Moto misy porte clé hazo
Very Téo anelanelan'ny INPF sy Do**he Public Horizon

Koa hiangaviana Izay Nahita azy MBA hiantso n'y laharana 034 70 907 17

Franck Andriniaina

VAOVAO avy amin'ny Zandarimaria Malagasy Ampitaina satria mety betsaka no tsy mahalala Zaraina ny Vaovao satria namantsi...
11/09/2024

VAOVAO avy amin'ny Zandarimaria Malagasy
Ampitaina satria mety betsaka no tsy mahalala

Zaraina ny Vaovao satria namantsika ny Zandarimaria

Cie Ambohidratrimo Maromby
Gendarmerie Nationale - Madagascar

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎Hery Andria, Skaira Hezekia, Rah Tsouks, Miranah Ramasi Irinah, Pah Tricia...
11/09/2024

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎

Hery Andria, Skaira Hezekia, Rah Tsouks, Miranah Ramasi Irinah, Pah Tricia, Saraph Ratsim'holison Ratsimaholison, Bela Claudel, Aina Mirah, Desire Rakotondrafara, Dinaeric Rakotondrazay, Rabefitiavana Mayer Radou, Dominique Rahetilahy, Miguel Rotsii Stephie, Rakotoarimisa Corinne Lewis, Nomena CZ II, Nomena Alpha, Ravaka Nïainä

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

11/09/2024

Satria moa Isika dia olombelona Mahay Mihaino ary manaiky ahitsy amin’ ny tsy mety atao dia nanapa-kevitra fa tsy ho asiana resaka politika ny groupe sy Pejy ka nofafanay avy hatrany izany

Isaorana be dia be ianareo nanoro hevitra na mivantana na an-kolaka fa dia misy entina hanatsarana ny fifandraisana eo amin’ ny samy Tanora eto Ivato izany

Koa eto dia hialana tsiny indrindra raha nanafitohana ny fihetsika sy ny Fizarana natao teto

Valerie Rakotoarison
Ainimpanana Mandimbiharisetra
Fab Lalaina Randrianantoandro

Mankasitraka e

Address

K7
Antananarivo
105

Telephone

+261324882639

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeune d’Ivato 105 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share