23/04/2025
MANAFINA FAHANTRANA isika hoy ny fahitalavitra iray any ivelany
Tsapa sy hita tokoa ny fihetsiketsehina mialoha ny fahatongavan'ny vahiny. Niteraka resabe yokoa izy na eto an-toerana aza hoe rehefa misy vahiny ve dia vita ny manadio ny kely indrindra amin'ny faritra andalovan'ireo vahiny..
Andravoahangy, anosibe, andavamamba, 67ha, isotry, raha tsy hilaza afatsy ireo isika izay tena maloto, misy lalana tena efa simba, an-taonany, indrindra rehefa avy ny orana.
Fa porofo kosa aloha izao fa azo atao tsara kay ny madio sy manadio, misy vola ihany kay azo hanaovana izany..rehefa tena ho atao, koa antenaina ny hitohizan'ny tahaka izao
©️Top Radio