Real TV Madagasikara

Real TV Madagasikara « Mieux que le Meilleur! »

CONTACT : 038 98 017 65
034 24 762 28
(1)

05/09/2025

EVASAN an’ireo sisa velona Ambohimalaza: Hiantohan’ny Vondrona Firaisankina manontolo ny fandefasana sy ny fitsaboana na ny « EVASAN » ny tanora 4 amin’ireo 7 mbola velona rehefa avy narary vokatry ny fanapoizinana teny Ambohimalaza hoy ny Lehiben’ny mpanohitra ao amin’ny Antenimierampirenena Siteny Randrianaosloniaiko. Ao amin’ny hopitaly C-CARE ao amin’ny Nosy Maorisy no anaovana an’izay EVASAN izay ka na rahampitso dia rahampitso aza dia afaka alefa izy ireo hoy izy raha vita ny taratasy avy amin’ny Fanjakana. Ny tapakilan’ny fiaramanidina « business class », sy ny fiarakodia hivezivezena ao Maorisy ary ny saran’ny fitsaboana manontolo no ho raisin’ny Fanoherana an-tanana hoy i Siteny Randrianasoloniaiko.

SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 05 SEPTAMBRA 2025

05/09/2025

FANDAHARANA MANOKANA MIVANATANA 05 SEPTAMBRA 2025.: Dr Andry RAHARISON
Amparahatoka/Tojo RABEFARITRA

05/09/2025

REAL NEWS / NY VAOVAO MARINA MIVANTANA 05 SEPTAMBRA 2025.

05/09/2025

30 Minutes Market Mivantana 05 SEPTEMBRE 2025:ECO CLEAN/ Miora RAMANDIMBIARISOA

Vahinin’i Tojo Rabefaritra anatin’ny FANDAHARANA MANOKANA anio amin’ny 9 ora alina.Dr Andry RAHARISONAmparahatokahiresak...
05/09/2025

Vahinin’i Tojo Rabefaritra anatin’ny FANDAHARANA MANOKANA anio amin’ny 9 ora alina.

Dr Andry RAHARISON
Amparahatoka

hiresaka : « Tsiambaratelon’ny Amparahatoka »

05/09/2025

« EVASAN » - sitrana Ambohimalaza: Taorian’ny nahafatesan’i Deborah, dia matahotra mafy i Mbolatiana sy i Mampionona, tovovavy samy 21 taona, isan’ireo sitrana rehefa narary vokatry ny fanapoizinana ara-tsakafo teny Ambohimalaza ny 14 jona 2025 lasa teo. Miverina sempotra sy reraka koa mantsy i Mampionona, raha toa ka nisy lalandra tsentsina ny an’i Mbolatiana ka tsy maintsy nidirany hopitaly indray iray volana lasa izay. Miantso ny handefasana azy ireo hanaraka fitsaboana any ivelany na atao « EVASAN » arak’izany izy 2 vavy ireto. Nambaran’izy ireo moa fa 7 sisa izy ireo no mbola velona, taorian’ny nahafatesan’i Deborah.

SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS- NY VAOVAO MARINA 04 SEPTAMBRA 2025

04/09/2025

Anniversaire-n’i Fenohasina: Deborah, tovovavy 20 taona, Miss Analamanga tamin’ny taona 2023, nodimandry androany 04 Septambtra, no olona faha- 34 namoy ny ainy, 2 volana sy 21 andro taorian’ny fanapoizinana ara-tsakafo nandritra ny tsingerintaonan’i Fenohasina teny Ambohimalaza ny 14 Jona lasa teo. Efa nivoaka ny hopitaly ny 21 Jolay lasa teo i Deborah, saingy nisy fahasarotana na « complication » ny fahasalamany hoy i Finoana, zokiny vavy. Nisy « sténose » naniry mantsy tao amin’ny lalan-drivotra mankany amin’ny avokavok’i Deborah taorian’ny fandidiana na « trachéotomie » natao taminy tamin’ny fotoana nidirany hopitaly. « Sténose » izay niteraka fahasemporana ka nitarika ny fahafatesan’i Deborah, hoy ny zokiny vavy.

SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS - NY VAOVAO MARINA 04 SEPTAMBRA 2025

04/09/2025

FANDAHARANA MANOKANA MIVANATANA 04 SEPTAMBRA 2025.: Patrick Hubrrt Mpitoriteny /Tojo RABEFARITRA

04/09/2025

REAL NEWS / NY VAOVAO MARINA MIVANTANA 04 SEPTAMBRA 2025.

04/09/2025

30 Minutes Market Mivantana 04 SEPTEMBRE 2025:TOVO BOUTIK PROMO/ SOA

04/09/2025

30 Minutes Market Mivantana 04 SEPTEMBRE 2025:FERME AINA/ Miora RAMANDIMBIARISOA

Vahinin’i Tojo RABEFARITRA ao anatin’ny Fandaharana manokana anio amin’ny 9 ora alina :Mpitoriteny Patrick HubertHiresak...
04/09/2025

Vahinin’i Tojo RABEFARITRA ao anatin’ny Fandaharana manokana anio amin’ny 9 ora alina :

Mpitoriteny Patrick Hubert

Hiresaka mikasika ny : Fitoriana Filazantsara lehibe ho atao ny 5 sy 6 Septembra izao

Address

Lot H 018 AC Mandona
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Real TV Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Real TV Madagasikara:

Share