Menaka sy savony VONJY

Menaka sy savony VONJY 100% Naturel

♥️Calcium et Magnésium naturel
♥️Baie de GOJI
♥️Voam-boatavo
♥️Graine de chia
♥️DATTE
♥️Lot DINGADINGANA
♥️Menaka VONJY
♥️Menaka MISINDA
♥️Karazana noix - graines - fruits secs - épices...
Vokatra NATORALY hatrany ho an'ny FAHASALAMANA.
☎️ 034 37 521 61

27/09/2025

Tena hanomboka indray ve izany satria maizina ny andro? 😭😭

🙏🙏🙏🙏🙏🙏
27/09/2025

🙏🙏🙏🙏🙏🙏

Misy manomboka manafika ao amin'ny mopera bevalala amin'izao fotoana ,ny mamako miasa ao tena betsaka le mpandroba ao fa mba vonjeo zareo izay afaka mifnaampy aloha ,mba manentana antsika izay eny akaiky eny aloha mba hanampy hiaro mandrapahatonga ny gendarme andoharanofotsy 😭😭😭💪
Partageo max azafady

✍️ Mickaël Slamdunk Raherisoanjato

MBA APARITAO azafady 🙏🙏
26/09/2025

MBA APARITAO azafady 🙏🙏

26/09/2025

Ianareo mandroba ireny re tompoko mba tongava saina fa io ataonareo io anie ilay :
MPAMOSAVY MALEMY😡
MANDRORA MITSILANY😡

26/09/2025

Hanentana andrimasom-pokolona sao mifangaro @ dahalo any , tsy hanentana anefa toa feno mitaraina etsy sy eroa😭😭

26/09/2025

Tena zava-doza tsy roa aman-tany ity mitranga amintsika mianakavy ity 😭
Iza no azonay hianteherana zany izao?

26/09/2025

😭😭😭😭😭

26/09/2025

🔴🔴🔴🔴🔴 Antso vonjy avy eny Anosizato tompoko oooo fa misy mikasa handroba ny "SANTILO".

26/09/2025

Sao mba misy mahita ato.

Address

D'Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Menaka sy savony VONJY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share