Madagascar in Action for Development

Madagascar in Action for Development " Madagascar in Action for Development"
☎️ 0349574242☎️

Misokatra ny fiarahamiasa  ny Hôtesse MADAfaka miditra hafatra miafina na ☎️ 038.17.587.07 na 038.32.550.05
08/09/2025

Misokatra ny fiarahamiasa ny Hôtesse MAD
Afaka miditra hafatra miafina na
☎️ 038.17.587.07 na 038.32.550.05

Fizarana fanomezana hoan'ireo ankizy teto 67Ha Avaratra Aminin'izao volan'i ankizy izao Mankasitraka ny mpikambana rehet...
22/06/2025

Fizarana fanomezana hoan'ireo ankizy teto 67Ha Avaratra
Aminin'izao volan'i ankizy izao
Mankasitraka ny mpikambana rehetra🙏🙏🙏
Misokatra fona ny birao hoan'izay hiditra mpikambana

Mankasitraka antsika rehetra taminy fiharahana omaly tao Amin Kudeta niaraka tamin Tarika Zay ❤️❤️❤️Mankasitraka ireto a...
22/06/2025

Mankasitraka antsika rehetra taminy fiharahana omaly tao Amin Kudeta niaraka tamin Tarika Zay ❤️❤️❤️
Mankasitraka ireto ambavilanitra Hôtesse ny association MAD ihany koa nandravaka tao Amin lafiny logistique 🙏🙏🙏
Ampatsiahivina hatrany fa vonona fona izahay Amin fiharahamiasa rehetra Amin réception VIP , événements rehetra , foire , sns 🙏🙏🙏
🥰🥰 Sary vitsivitsy niarahanay taminy Tarika Zay 🥰🥰
MAD

📢📢 Aza adino ny programme tsika @ 22 JONA 2025 hoavy izao @ 2 ora eo  67 Ha Avaratra  📢📢👉 Aza adino ary mitondra lamba n...
18/06/2025

📢📢 Aza adino ny programme tsika @ 22 JONA 2025 hoavy izao @ 2 ora eo 67 Ha Avaratra 📢📢
👉 Aza adino ary mitondra lamba na dia 1 aza mba omentsika anireo mpiarabelona antsika sahirana ireo
👉 Oeto ny namana hiaraka amintsika hifampizara lamba sy arendrina hoan'ireo Zaza mandinika sahirana ireo ,mbola afaka miditra ato @ Association ( tsy mifidy saranga)
👉 Ho anao izay maniry hiditra ato @ association dia afaka miditra hafatra miafina na manontany mivantana ny Birao 67Ha Avaratra
☎️ 0349574242/0381758707
"Tsara ny manome no mandray"

👉Handeha isika hiara-hietana hizara lamba sy kilalao hoan'ireo namantsika ny Alahady 22 JONA 2025 hoavy Zao  eo  67Ha No...
13/06/2025

👉Handeha isika hiara-hietana hizara lamba sy kilalao hoan'ireo namantsika ny Alahady 22 JONA 2025 hoavy Zao eo 67Ha Nord (lavage)
👉Koa Raha sitrakao ny hizara dia hoeto na lamba iray aza 🙏🙏🙏

Misokatra ny fisoratana anarana Raha maniry hiditra ato  (Madagascar in action for Development) ianao Tsy mifidy saranga...
13/06/2025

Misokatra ny fisoratana anarana Raha maniry hiditra ato (Madagascar in action for Development) ianao
Tsy mifidy saranga fa natao hoany rehetra
👉Ny ato aminy Association dia misy sehatra rehetra hoany fampadrosoana (fambolena , fiompiana,asa-tanana, kolon-tsaina , haitao avo-lenta ,fanofanana isan-karazany...)
👉 Midira Mp na manantona bureau 67Ha Nord (0381758707/0349574242)

20/05/2025

✅Élevage et Agriculture

Ampiranty ny vokatrao avy amin’ny fiompiana sy fambolena? Fotoana hanehoana ny hatsaran’ny asa sy ny fahaiza-manao amin’ny fomba maharitra.

✅Artisanat

Asehoy amin’ny rehetra ny hakanton’ny asa tananao! Asa-tanana nentim-paharazana na manaraka ny toetr'andro, tongava haneho ny talentanao!

✅Technologie d’Innovation

Manana hevitra sy zava-baovao ve ianao? Fampisehoana tonga lafatra ity hampahafantarana ny vokatrao, ny tetikasa vaovao, sy ny fahaiza-mamorona!

✅Commerce Local

Asehoy eto ny vokatrao! Sehatra ho an’ny mpivarotra sy ny mpanjifa, hanandratana ny varotra sy ny toekarena eny ifotony.

✅Biodiversité

Arovy ary asehoy ny harena voajanahary! Sehatra iray ho an’ny fiarovana ny tontolo iainana.

🔹Contact: 0381758707
🔹Mail: [email protected]

" Madagascar in Action for Development"
☎️ 0381758707☎️

Hôtesse MAD ❤ Sary fanehoana ny andronay androany tao @ Kianja Barea Mahamasina nandritry ny fotoam-panokafana ny " jour...
16/05/2025

Hôtesse MAD ❤
Sary fanehoana ny andronay androany tao @ Kianja Barea Mahamasina nandritry ny fotoam-panokafana ny " journée des branches de production national"
Mankasitraka an'ny tompon'andraikitra tamin'ny fahatokisana 🙏 ❤

Raha misy kosa ny maniry hiara-hiasa aminay dia midira hafatra miafina na antsoy ny laharana 0381758707 😊

Madagascar in Action for Development Mankasitraka anareo izahay♥️🙏Hôtesse MAD♥️♥️♥️ nandritra ny fankalazana ny faha-80 ...
07/05/2025

Madagascar in Action for Development
Mankasitraka anareo izahay♥️🙏
Hôtesse MAD♥️♥️♥️ nandritra ny fankalazana ny faha-80 taona ny fandresen'ny Soviétique taminy ady lehibe faharoa
Misaotra tamin'ny y fahatokisana🙏

Madagascar in action for development
On vous remercie de tout coeur ❤🙏
Hôtesse MAD ❤❤❤ lors de la cérémonie à l'occasion du 80e anniversaire de la Victoire du peuple soviétique dans la seconde guerre mondiale (1945-2025)
Un grand remerciement pour votre confiance 🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagascar in Action for Development posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share