Fréderic ProZ

Fréderic ProZ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fréderic ProZ, Digital creator, Antananarivo.

01/11/2025

Afaka t@ny fanangejana an'ireo mpambotry firenena i Madagascar ✊👍

Ireo mpanao gazety tao ambadiky le camera😅🤣
02/10/2025

Ireo mpanao gazety tao ambadiky le camera😅🤣

Midira Mp izay mbola tsy nahazo vola 50.000ar t@ny Assanati Famo Gidraka
30/09/2025

Midira Mp izay mbola tsy nahazo vola 50.000ar t@ny Assanati Famo Gidraka

Ambatonakanga, nandalo ny fiara nitondra ny filohan'ny senat, Jeneraly Ravalomanana. Nisy olona niorakoraka oh oh oh...N...
30/09/2025

Ambatonakanga, nandalo ny fiara nitondra ny filohan'ny senat, Jeneraly Ravalomanana. Nisy olona niorakoraka oh oh oh...
Nidina ny fiara ny filohan'ny senat hita fa tezitra ary nitrerona zay olona teo.

Nanontanian' ny mpanao gazety frantsay :

Journaliste : que faites-vous ici ? Vous êtes venus parler aux manifestants ?
Filohan'ny senat: je vais aller au bureauuu ! J'habite la et je vais aller au bureau.

Journaliste : et on vous empêche d'y aller ?
General: non mais quand même on est on train de m'insulter, je ne tolère pas ça

Journaliste: ah... d'accord ! qu'est ce qu'ils ont dit les manifestants ?
General : vous etiez la ! Vous n'avez rien vu ?
Journaliste : non j'ai pas vu
General: d'accord la prochaine fois il faut regarder

Tonga nanatevin-daharana ihany koa i Ankoay
30/09/2025

Tonga nanatevin-daharana ihany koa i Ankoay

Ireo mpanao gazety tao ambadiky le camera😅🤣 "Raha maty aty ry Neny dia tsy maninona fa maty ho an'ny tanindrazana, tiko ...
30/09/2025

Ireo mpanao gazety tao ambadiky le camera😅🤣 "Raha maty aty ry Neny dia tsy maninona fa maty ho an'ny tanindrazana, tiko foana dada sy Neny"😭😭😭

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fréderic ProZ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share