Fenohasina

Fenohasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fenohasina, Antananarivo.

Toy ny saka milalao totozy 🙂💓
14/04/2026

Toy ny saka milalao totozy 🙂💓

J’adore juste documenter votre psyché 🧠💓
Et la mienne aussi

99% : mitsipona baolina1% : mamoaka baolina ivelan’ny terrain0% : manao baolina🎾👟
14/04/2026

99% : mitsipona baolina
1% : mamoaka baolina ivelan’ny terrain
0% : manao baolina
🎾👟

🧓🏾 : matetika rehefa tsy be resaka ny zaza dia misy zavatra hafahafa izay ao an-dohanyNy zavatra ao an-dohako :
13/04/2026

🧓🏾 : matetika rehefa tsy be resaka ny zaza dia misy zavatra hafahafa izay ao an-dohany

Ny zavatra ao an-dohako :

13/04/2026

Hay afaka atao virement bancaire ilay fandoavana wifiber an’i Orange fa tsy voatery makany amin’ny banque 😮

Aleo miteny ihany aloha fa sao misy hoe izay vao liana hijery saison 1
13/04/2026

Aleo miteny ihany aloha fa sao misy hoe izay vao liana hijery saison 1

13/04/2026

Pozin’ny portefeuille-ko mahita anah tsy mandanilany vola fahatany intsony

Tiktok :
04/04/2026

Tiktok :

24/03/2026

Donc c'est ça l'amour ?

23/03/2026

Tif A Tif o, tena mba mangataka re, mba ataovy dispo amin’ny plateformes de streaming toy ny Apple Music sy Spotify ilay album anareo « Ny Eritreritro » iny 😭
Ilay CD novidianay taloha efa kiaka satria nandeha tsy ankijanona ilay izy tamin’zany, ny tranonay rahateo koa nisy namaky dia lasa any ny lecteur CD anay 🥺🥺🥺

Tsy mahasahy mijery portefeuille intsony😭
22/03/2026

Tsy mahasahy mijery portefeuille intsony😭

Raha toa ka tia BTS ianao dia ito koa misy hira hafa mety ho tianao 🩷✨
20/03/2026

Raha toa ka tia BTS ianao dia ito koa misy hira hafa mety ho tianao 🩷✨

Address

Antananarivo

Telephone

+261328321512

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fenohasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share