
30/09/2025
๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ท๐ฎ๐๐ผ๐๐ผ :
๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐ท๐ฎ๐๐ผ๐๐ผ :
๐ด๐ฅ๐ก๐ฎ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ฏ๐ฎ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐๐๐ฎ-๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฎ๐๐ผ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐, ๐ป๐ผ ๐๐ฎ๐ฑ๐ ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐ฎ๐ป'๐ป๐ .
Mirohitra eny amin'ny kianjan'ny 13 Mey, mitady ireo tomponandraikitry ny mpitandro filaminana izay nampiasa hery tamin'ny mpanao gazety izao ireo maro samihafa. Ny mpanao gazety izay nokasihan'ny G6 tanana sy naparitaka tamin'ny baomba mandatsa-dranomaso tetsy Ambohijatovo.