Manala DISO

Manala DISO Hevitry ny teny

Ny Fanovana irikoNa handrasako @ izay Andininy 1 :            any ireny   izay efa misy valiny avy @ lay nanomana kaavel...
12/01/2026

Ny Fanovana iriko
Na handrasako @ izay

Andininy 1 :
any ireny izay efa misy valiny avy @ lay nanomana ka
avela ny eny no hiteny izay heverina fa tena mety aminy. Na Fomba hitantanana azy izany na rafi-pihariana koa.

Andininy faha 2 :
Raha tsy maintsy ho Fifidianana no handraisam_pahefana dia ndao atao mitovy ny ho an'izay hirotsaka. πŸ™πŸ™

Andalana 1 : MBA tsy hisy fizarana hifidianana Safidy dia aoka ny ny Fifidianana no mazava holanian'ireo Mpirotsaka. Harotsaka mialoha Sady mitovy izany na ny na ny vola ho an'ny . πŸ’—πŸ’—

Andalana faha 2 : Ho hitako ao @ ny didy aman_dalΓ na manery ny Mpifidy rehetra hanatrika ny Fampielezan-kevitra hataon'ireo mpirotsaka. πŸ’“πŸ’“πŸ’“

Andalana faha 3 : Mba tsy hanelingelina matetika ny vahoaka dia alamina mialoha ary atao miaraka ny toerana sy ny Fotoanan'ny Propagande ka hifandimby hitondra ny VINANY ireo Mpisehatra. Ny hetsika rehetra eo an-toerana @ io dia iombonana avokoa. πŸ’—πŸ’—πŸ’—

Andininy faha 3 :
Iriko fatatra Raha vokatry ny Diniky ny Birao farafahakeliny izay Fanambarana rehetra na Fanapahan-kevitry Antoko politika. πŸ’“πŸ’“πŸ’“ Mba tsy hevitr'olon-tokana moa zany e.

IZaho koa zany be Fanovana.

10/02/2024

βœ“ Na io Mpianatro any aminao

βœ“ Na Mpianatrao aty amiko

βœ“ Saingy Tsy mitovy ny tiana hambara

Fampaherezana sa Famendrofendroana?     **** Miavaka ny Malagasy manoloana ny fahoriana noho izy afaka mifanotrona sy mi...
22/04/2022

Fampaherezana sa Famendrofendroana?
**** Miavaka ny Malagasy manoloana ny fahoriana noho izy afaka mifanotrona sy mifankahery eo anatrehan'ny Fahafatesana.
**** Saingy Tsikaritra fa fifamendrofendroana no betsaka.
- Maty anie ny dadan'i .... na maman'i, ny rahavavin'i.... na rahalahan'i.... sns mety ho mpiara-miasa na mpiara-mianatra na koa namana na mpiara-belona saingy Iza no mandeha mamangy na mitondra ny teny Fampihononana ? Moa tsy solontena va?
- Ary raha ilay namana na mpiara-miasa, mpiara-mianatra na mpiara-belona mihitsy no maty, fahita ny hoe ny rehetra no mandeha mamangy na mitondra ny teny Fampihononana. Saingy moa fantatr'ilay Ankaherezina va ny fisianao ? Tsy vao maika va mamendrefendro azy ireo ny fijoronao eo zary lasa mamerina indray ny fisian'ilay vao nandao azy tsy ela akory. Dia izy ireo vangiana : "Raha Mbola velona mantsy i aona dia nijoro toa izao izao." Dia Latsa-dranomaso indray

Moa tsy izay mifanohitra fanaontsika izay va no izy ? Fandinika izany, herezo ary.

----------Ekena----------        Marina fa ilaina ary tena soatovina ny mifankahery sy mampitraka izay nidonam-pahoriana...
28/12/2020

----------Ekena----------
Marina fa ilaina ary tena soatovina ny mifankahery sy mampitraka izay nidonam-pahoriana.
---------Nefa_kosa----------
Miainga mandrakariva @ firaisam-po sy fihavanana anefa izay. Izao fantatra no hankaherezina.
---------Noho_izany-----------
Diso ny misaina fa mila ny fankaherezana avy aminao ilay olom-pantatrao hahafatesany izay tsy hahitany anao intsony.

Fampianarana tsy lefy laza ny hoe Fenoy Atao ny fotoana mba tsy ho tratry ny Ratsy.
10/09/2020

Fampianarana tsy lefy laza ny hoe Fenoy Atao ny fotoana mba tsy ho tratry ny Ratsy.

".                      ."                 Ny Ianao dia heveriny mandrakariva fa izay lasanao.                  Ny lasan...
28/08/2020

". ."
Ny Ianao dia heveriny mandrakariva fa izay lasanao.

Ny lasanao anefa azonao hovaina tsara

Ary io Fanovana io no tena ianao, saingy miafina aminy.

Ry Havako,         Azafady fa iezaka aho hamaly ny fanontanianareo eto fa be loatra ianareo nefa tokana no tianareo ho a...
11/08/2020

Ry Havako,

Azafady fa iezaka aho hamaly ny fanontanianareo eto fa be loatra ianareo nefa tokana no tianareo ho azo dia ny hoe :

"Fa nahoana no tsy hoe Omena, na Hizarana no teny nampiasaina TOSIKA, FAMENO,VATSY Ireny Fa hoe Iza avy no HISATRAKA azy io?

Raha ny tonga ao an-tsaiko maika indrindra dia ireto teny ireto : Misitraka, Mankasitraka, ankasitrahana, ankasitrao, fankasitrahana. Izay toa samy milaza fanekena tsy misy fanazavana na fanadiadiana lalina izay niaviany sy izay tena Antony handraisana azy.

Matoa io teny io no nosafidina dia aza fantarina akory ny niaviany sy ny Tanjona tiana hatao fa ANKASITRAO fotsiny.

.

 ? Tsy valifaty sanatria fa te hampanjaka ny Rariny.  Izay niara-niady ihany mantsy no hiara-paly.  Koa sao izao no foto...
04/04/2020

?

Tsy valifaty sanatria fa te hampanjaka ny Rariny.
Izay niara-niady ihany mantsy no hiara-paly.
Koa sao izao no fotoana tsara indrindra ho amin'izany
Tsy isika no nandroaka fa izy no nifindra.
Amin'ny fotoana hahatafita ity ady nandosirany
-- -- -- -- -- --
Dia ho tsinin-tsika ve raha tsy handray intsony
Ireo sahy nitsoaka ady, namonjy ny amin'azy.
Moa tsy fitiavan-tena ve, no hijanonany eto
Fa raha ady aman'aina, izaho sy ianao irery no sisa mba hisento
- - - - - -
Tsy rariny hoy ianao fa Vonjy aina ny azy
Mahasoa antsika anefa ny tsy fitangoronany eto.
Amin'ny Soa izany, iaraka eto isika
Fa raha sendra ady mafy, veloma ianao ry tany.
-- -- --//-- -- -- --

REHEFA MBA mampilalao iny
25/03/2020

REHEFA MBA mampilalao iny

Eo  izany dia fantatra foana ny Lamba naholana ka tsy nakopaka rehefa mipasoka e
01/03/2020

Eo izany dia fantatra foana ny Lamba naholana ka tsy nakopaka rehefa mipasoka e

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manala DISO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Manala DISO:

Share

Category