31/03/2025
TANDREMo IZANY RY HAVANA FA TSY MISANGY NY SIDA
π FILAZANA HOAN'NY MPONIN'I 67 HA SY NY MANODIDINA !
β Ho anareo lehilahy mahita ity sary ity na mahafatatra azy hono , Michou no anarany 27 ans izy , Num 037896896. Ianareo lehilahy izay efa nanao firaisana ara nofo taminy ( plan ) dia manasa anareo izy hanao fitiliana fa voan'ny VIH SIDA izy .
π΄ Miangavy Dr a , mba ataovy annonce kely urgent b... Makorelina no asako , dia efa 3 volana izay teo zay zao nahatsiaro ny vatako hafahafa , vizaka sy lasa kely hery , zany , sns ... D nandeha nanantona Dokotera zah dia nanao test VIH SIDA . Loza anefa fa possitif π . Vo taminy zoma zah no nahafatatra fa voany SIDA . Dia mba hiangaviko Dr mba hanaparitao ity , d mba asevo mitsabo tena ireo lehilahy ze niaraka tamiko .
π§ Dia io ny sariko ... mpivarotena ety aminy parking 67 h zah , ... D eto zah d mifona aminareo indrindra fa hoan'ireo lehilahy manambady .... Ndana manao fitiliana
Perso : ndana lisany mpitifitra ety 67 ha sy ny manodidina ireo manao fitiliana dia hoeto koa ny vadin'lah π€§ ...
Mirary soa M/elle Michou a π .... Com's
Β©οΈRakotoarimanana Johnny Albert