Junior rnd

Junior rnd Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Junior rnd, Digital creator, Antananarivo.

27/02/2026

HIRA VAOVAO πŸ₯ΊπŸ˜β€οΈ

Lien Comm's πŸ‘‡πŸ»πŸ”—β€οΈ

25/02/2026

TONONKALO :
RY ZAREO ARTISTE

Raikitra indray ity ny vetaveta
Miara mijery isika rehetra
Adin-drzalahy artiste
Samy maivava sy tsisy gisitra

Moopcan miady an'i ingahy Parish
Ingahy Parish naholan'i makovisy
Makovisy tsy iza fa i Kaleda
i Kaleda ilay fohy fa somary ngeza

i Tinah ihany koa ato voasaringotra
Mamofopofona maimbo fingotra
Manao apamoka ry Manu Lee
Notifirin'ny vadiny koa Jenny

i Parish tsy hitako atao akory
Nolazain'ilay sipa mifononory
Nilaza mazava izy fa tsy pelaka
Tena mana-talenta kileladelaka

i Davalt hono midongy ho boss
Mamporisika hiaraka mamasΓ΄sy
i Tinah sy Jenny moa dia varimasaka
Ataon'i Parish mitalao lalaka

Direct rehetra mitabataba
Nisy henoko fa hoe nanalazaza?
Misaina amin'ny vody ry tsy manjary
Manalabaraka manahy vary

Loza izany raha passe passe oa
Fa taitra daholo ny malagasy

Tsy hitako intsony, misavoritaka
Ny saina sy fo toa mipalipitaka
Karazan-direct no mandeha
Tsy maharaka intsony ny forfait

Courage tanteraka ry aimes choses
Na atoandro na alina tsisy pause
Isan'andro isan'andro dia manao fety
Miletra misesika la galety

Tsy arako intsony fa mba tohizo
Ny artiste rehetra toa mihidikizo
Manangana sekta mampihomehy
Tsy tapitra mihintsy ilay janvier

Ny henatra rehetra tsy misy takona
Aleon'ny bandy mifoka miafina

πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

25/02/2026

0 Followers, 0 Following, 1 Posts - See Instagram photos and videos from Mickal junior ()

25/02/2026
🀘☠☠
24/02/2026

🀘☠☠

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Junior rnd posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share