KUNG FU WISA FANILO

KUNG FU WISA FANILO Kung fu wisa na ilay Filozofia Malagasy

AOIMITOHY NY FAMPIANARANA KUNG FU WISA FANILOIARAHANA AMIN'NY ZANAKA VAVIN'I GRAND MAÎTRE RAKOTOARIJAONA PIERRE MIZAËL S...
28/11/2023

AOI

MITOHY NY FAMPIANARANA KUNG FU WISA FANILO
IARAHANA AMIN'NY ZANAKA VAVIN'I GRAND MAÎTRE RAKOTOARIJAONA PIERRE MIZAËL SY IREO NGE-BA-HA TAO BEHORIRIKA

MANDRESY MANDRAKARIVA

AOI" Lainga raha hisy izay fanadinoina... "🧠TONTOSA NY ALAHADY 25 NOVAMBRA 2023 TEO TAO @ KWOON EPP ANTANIMBARINANDRIANA...
27/11/2023

AOI
" Lainga raha hisy izay fanadinoina... "
🧠
TONTOSA NY ALAHADY 25 NOVAMBRA 2023 TEO TAO @ KWOON EPP ANTANIMBARINANDRIANA NY FAHATSIAROVANA AN'I MAÎTRE RAKOTOARIJAONA FANILO SOLON'I ANJARA, MITRAKA ARY MAHERY SATRIA TSY MATY ILAY FANILO IZAY MANAZAVA NY LALANA HOMBANA FA MITSILO LALANDAVA.
MITOHY NY FIAINAN'NY VELONA, MIROSO HATRANY NY KUNG FU WISA FANILO.
ISAORANA ISIKA REHETRA NANOME VONINAHITRA IZANY FOTOANA IZANY, ENY NISY NY FO NALAHELO SAINGY RAHONA SENDRA NANDALO FA ISIKA KOSA DIA MANDROSO ARY MANDRESY MANDRAKARIVA HATRANY.

26/11/2023

AOI
ANDROANY 26 NOVAMBRA 2023 @ 9:30 AO @ EPP ANTANIMBARINANDRIANA NO FOTOANANTSIKA REHETRA HO FAHATSIAROVANA AN'I SLC FANILO KOA TONGAVA DAHOLO ISIKA REHETRA NA NY VAOVAO VAO HISORATRA ANARANA AZA
MANDRESY MANDRAKARIVA

AOIEni-kaja, Enim-boninahitra ny velona ary tsara levenana ny maty;Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anareo rehef...
13/11/2023

AOI
Eni-kaja, Enim-boninahitra ny velona ary tsara levenana ny maty;
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anareo rehefa tonga nidodododo nampahery sy nampitraka ny fianakaviana sy ireo mpiray aina tamin'I Fanilo, isaorana ihany koa isika rehetra nanampy azy teny amin'ny hopitaly.
Efa tafapetraka soa aman-tsara amin'ny toerana misy azy ny vatany.
Tsy kivy tsy ketraka isika fa ny fiainan'ny velona mitohy hatrany, MANDRESY MANDRAKARIVA

Tohina tanteraka ny fo...Kanefa mitraka hatrany...Tohizana hoy ise ny KUNG FU WISA FANILOEny iezaka izahay hampita ny fa...
10/11/2023

Tohina tanteraka ny fo...
Kanefa mitraka hatrany...
Tohizana hoy ise ny KUNG FU WISA FANILO
Eny iezaka izahay hampita ny fahalalana
Izay no hafatr'ise... fa
MANDRIA AMPIADANANA

fito

A.O.IMiarahaba antsika rehetra.Noho ny tsy fahasalamana izay mahazo an'i SLC FANILO Zanaka vavy fahaefatra ny Grand Maît...
31/10/2023

A.O.I
Miarahaba antsika rehetra.

Noho ny tsy fahasalamana izay mahazo an'i SLC FANILO Zanaka vavy fahaefatra ny Grand Maître RAKOTOARIJAONA Pierre Mizael , izay zandrin'i Me Avoko fahatelo, ary mitsabo tena ao amin'ny hopitaly HJRA amin'izao fotoana izao.

Koa manainga antsika rehetra mpikatroka KUNG FU WISA rehetra mareran-tany mba hanokana MEDITATION ho azy
mantra: SITRANA I RAKOTOARIJAONA FANILO SOLON'NY ANJARA.

Mbola maro ny fitsaboana ho atao koa manainga antsika rehetra izay afaka ny hanampy azy ireo amin'izany,

MVOLA : 034 39 420 05 (FANILO SOLON'NY ANJARA)

Mba atao transfert tompoko rehefa mandefa vola isika 🙏🙏🙏
Mankasitraka ary isaorana isika rehetra.
Mandresy Mandrakariva

A.O.I*-* EPP Antanimbarinandriana Alahady @ 9 ora maraina*-* Fokontany Mandrosoa Ilafy Asabotsy @ 2:30 hariva*-* Itaosy ...
31/07/2023

A.O.I

*-* EPP Antanimbarinandriana Alahady @ 9 ora maraina
*-* Fokontany Mandrosoa Ilafy Asabotsy @ 2:30 hariva
*-* Itaosy Hopitaly Ambavahaditokana Zoma @ 4 ora hariva

Tel: 034 39 420 05
fb: Nilou Rakoto
page fb: KUNG FU WISA FANILO

Mandresy Mandrakariva
Mandresy Mandrakariva
Mandresy Mandrakariva

A.O.ISalama r'ise!Ny KUNG FU WISA dia fiainana, izany hoe ny zavatra rehetra atao aty amin'ny kung fu dia misy dikany av...
27/07/2023

A.O.I
Salama r'ise!
Ny KUNG FU WISA dia fiainana, izany hoe ny zavatra rehetra atao aty amin'ny kung fu dia misy dikany avokoa: na ny fihetsika, na fiteny, na fomba fiaina io; raha adika tsotra dia ny antony anaovana fanazaran-tena aty dia mba entina hanatsarana ny fiainana andavan'andro.
-- Fa maninona ny tanora ankehitriny no lasa mivarina any anaty fidorohana zava-mahadomelina? Satria misy toe-tsaina mila averina amin'ny laonina ao, mila ahitsy ilay kolotsaina nivaona ao anatiny.
-- Fa dia nahoana loatra ny ankizy ankehitriny no sahy mamingavinga ireo Ray aman-dReny nahitany masoandro? Satria ilay Fanabeazana azony teo anivon'ny fiaraha-monina no tsy ampy sy tsy norarahiana intsony.
-- Fa inona no mahatonga ireo ankizy sy tanora lasa midonàka sy tsy mety mifantoka intsony amin'ny fianarana? Satria variana loatra amin'ireo rendrarendra isankarazany ary avela hanao izay danin'ny kibony sy ampiataina loatra.
-- Fa nahoana ny fiaraha-monina ankehitriny no samy maka ho azy daholo? Satria rava ilay fihavanana nahorin'ireo Razantsika manam-pahendrena ireo.

Tsy mbola tara isika raha mieritreritra ny hanatsara ny taranaka ho avy rehetra, raha tiana ny zanaka sy ny firenena dia izy mbola
zaza-->ankizy-->tanora dia folaho hanaraka ny tsara sy ny mety mba ampahomby azy eo amin'ny fiainana.

Raha misy mpanao kung fu wisa 1000 isa eo amin'ny toerana iray dia sahiko ny milaza fa ny 10 amin'ireo ihany raha betsaka no mandray zava-mahadomelina, midika izany fa ny fanabezana atao aty dia natao hanatsarana ny isam-batan'olona sy ny tanindrazana.

Mitaiza ny ARA-BATANA, ARA-TSAINA ary ny ARA-PANAHY ny KUNG FU WISA FANILO mba ho tonga olom-banona ianao sy ny manodidina.

Ny KUNG FU WISA FANILO dia manohy sy mizara ireo fampianarana napetraky ny Grand Maître RAKOTOARIJAONA Pierre Mizaël izay iarahana amin'ny Zanany vavy faha-efatra sy ireo mpiray aina tao behoririka taloha.

Mampianatra :
- ny fomba fiteny miabo mba handroso hatrany
- ny ankizy ankatoa ny Ray aman-dReny sy ho fitaratra
- ny tanora ho lavitry ny zava-mahadomelina
- fihetsika atao rehefa hivoaka ny trano
- ny fomba atao rehefa hianatra lesona
- ny zavatra atao momba ny asa sy ny fidira-mbola
- ny fomba iantrehana ny aretina sy ny fanasitranana izany
- sy ny sisa maro be ....

Afaka manatona amin'ireto KWOON ireto ianareo:
---- EPP ANTANIMBARINANDRIANA Alahady @ 9 ora maraina
---- FOKONTANY MANDROSOA ILAFY Asabotsy @ 2 ora hariva
---- ITAOSY HOPITALY AMBAVAHADITOKANA Zoma @ 4 ora hariva.

fb: Nilou Rakoto
finday: 034 39 420 05
page fb: KUNG FU WISA FANILO

Mandresy Mandrakariva
Mandresy Mandrakariva
Mandresy Mandrakariva

- FAMELABELARANA ARA-TSAINA- FIKOLOKOLOINA ARA-BATANA- FITAIZANA ARA-PANAHY1- EPP ANTANIMBARINANDRIANA ALAHADY @ 9 ORA M...
07/07/2023

- FAMELABELARANA ARA-TSAINA
- FIKOLOKOLOINA ARA-BATANA
- FITAIZANA ARA-PANAHY

1- EPP ANTANIMBARINANDRIANA ALAHADY @ 9 ORA MARAINA
2- ITAOSY HOPITALY AMBAVAHADITOKANA ZOMA @ 4 ORA HARIVA
3- MANDROSOA ILAFY ASABOTSY @ 2 ORA SY SASANY HARIVA

MANDRESY MANDRAKARIVA
MANDRESY MANDRAKARIVA
MANDRESY MANDRAKARIVA

16/06/2023
- FAMELABELARANA ARA-TSAINA- FIKOLOKOLOINA ARA-BATANA- FITAIZANA ARA-PANAHY1- EPP ANTANIMBARINANDRIANA ALAHADY @ 9 ORA M...
05/06/2023

- FAMELABELARANA ARA-TSAINA
- FIKOLOKOLOINA ARA-BATANA
- FITAIZANA ARA-PANAHY

1- EPP ANTANIMBARINANDRIANA ALAHADY @ 9 ORA MARAINA
2- ITAOSY HOPITALY AMBAVAHADITOKANA ZOMA @ 4 ORA HARIVA
3- MANDROSOA ILAFY ASABOTSY @ 2 ORA SY SASANY HARIVA

MANDRESY MANDRAKARIVA
MANDRESY MANDRAKARIVA
MANDRESY MANDRAKARIVA

Address

EPP ANTANIMBARINANDRIANA
Antananarivu
101

Telephone

+261340203106

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KUNG FU WISA FANILO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to KUNG FU WISA FANILO:

Share