
07/07/2022
Antso tolotra Tetikasa ho an'ny Malagasy mahakasika ny famatsiam-bola ho fiarovana ny tontolo iainana sy fanatsarana fari-piainana ary fanomezana hasina ny kolontsaina.
Ireo tetikasa mitondra zava-baovao mbola tsy fa hita dia omena lanja tokoa noho izy miavaka, koa izay mbola tsy naka torolalana dia alefaso mailaka ny fangatahana ary azaadino fa 20 Jolay no fara-fametrahana ny bokin'ny tetikasa.
Mirary fahombiazana anareo rehetra tompoko.