It's Nanouina

It's Nanouina Antsirabe 110 📍🇲🇬
LIFESTYLE ✨ - VIE DE MAMAN🤱 - VIE À LA FERME👩‍🌾 - MOMPRENEUR👩‍💻 - BONS PLANS🛍️🍽️ - HUMOUR 😅 - VLOGS 🎥🎬
TONGASOA! ❤️

04/08/2026

Dia izay sy izay ilay manambady an'ilay meilleur-ami anao samy mankafy Génération 2000 😅🫠❤️

Novainay kely ny 🕺 an'i Lebs

🎶 Tempo Gaigy

Zay izany fa BON MATCH daholo avy eo! ⚽🏆🇦🇷🇪🇸Aiza nareo no hijery Bol? Dia iza no alainareo?Ny anay soirée pyjama en fami...
19/07/2026

Zay izany fa BON MATCH daholo avy eo! ⚽🏆🇦🇷🇪🇸
Aiza nareo no hijery Bol? Dia iza no alainareo?

Ny anay soirée pyjama en famille androany haha' 😅
Zahay mivady samy maka Argentine fa mba natao an'zao fotsiny ilay sary aloha 😅

Vamos ARGENTINA 🇦🇷🇦🇷

Ety amin'ny Bord n'i Majunga 🏖️🤪Ka raha sendra hitanareo eny amin'ny Gara dia mba samy eny amin'ny Bord tsika zany 🧏‍♀️🤝...
19/07/2026

Ety amin'ny Bord n'i Majunga 🏖️🤪
Ka raha sendra hitanareo eny amin'ny Gara dia mba samy eny amin'ny Bord tsika zany 🧏‍♀️🤝😅 Kouny a? 😅

19/07/2026

⚽🏆 Iza no alainareo androany?
🇦🇷 VS 🇪🇸
Ny ahy moa izany t@ demi-finale teo no tena nahaizako an'ireto 😅 Fa Messi 🐐⚽ ihany no tena fantako 🫣🤣
Dia mba manao trend Tiktok ohatran'ny olon-drehetra 😅🇦🇷🇦🇷

17/07/2026

Satria ny volako dia volako ihany fa ny volany kosa dia volanay 🤣🤣
(Avereno hono fa ndry ve mangilikilika be mibitsibitsika de 😅 Nga misy an'izany fa efa iny ah no lasa handeha hiantsena 🤣)

🎶 TSAM- Saint Tropez

Ny vadin'lah no nanokatra ny asa keliny manokana dia ialahy avy no lasa Livreur, chauffeur, technicien, caméraman, respo...
14/07/2026

Ny vadin'lah no nanokatra ny asa keliny manokana dia ialahy avy no lasa Livreur, chauffeur, technicien, caméraman, responsable logistique, négociateur sady tsy mandray karama no tsy afaka mi- démissionne, no mi-gérer ny tempête émotionnelle an'i madama rehefa tsy zakany iny le hoe "izany kay ilay mandraharaha" , no mbola antsoiny any amin'izay asanlah arak'izay tiany koa ialahy fa hoe mila anlah hono izy 🤧😭😂

Merci be "Partner in crime-ko" fa raha tsy misy anazy koa ka very ❤️

Mille et Une Cartes Antsirabe ilay adiresy raha mila surprise mamikely ✨

📸 Livraison anay tany Betafo androany ndray io 🥰

13/07/2026

Izay tena tiany hono no jeren'ny zaza voalohany amin'ity challenge ity 🥹❤️

11/07/2026

NANAMBOARANA EFITRA KELY I BABY O. 🩵✨🧸

5 ans hono dia hitokana fandriana amin'izay 🥰🥹❤️
Tsy mbola mitokana efitra aloha fa efa grand pas be 🥰
Dia natao izay hahafinaritra sy hahatamana azy amin'ity fandriana keliny ity 😍

Ho ampiana déco kely angamba ilay rindrana vide be io dia ao tsara e?!

Ao ambadik'ireny surprises ataonay ho anareo ireny dia misy fiarentan-tory, stress, henjikenjika, havizanana, sns 🫣Fa mi...
09/07/2026

Ao ambadik'ireny surprises ataonay ho anareo ireny dia misy fiarentan-tory, stress, henjikenjika, havizanana, sns 🫣

Fa misinda sy tsy re intsony izany rehefa iny manolotra ilay fanomezana ho anareo, mamaky ilay teny mamy iny, mizara hafaliana, mahita ilay fihetsempo mamy loatra iny ❤️🥰

Iny indrindra ilay herinay, entinay manao ity asa ity ❤️ Mizara fitiavana 🫶✨

Mille et Une Cartes Antsirabe 🪄✨

Tsy hay ny hangiana manoloana ny zava-misy‼️‼️Aiza ianareo ry FANJAKANA sy tompon'andraikitra "mahefa?" ⁉️⁉️⁉️Isan'ora, ...
07/07/2026

Tsy hay ny hangiana manoloana ny zava-misy‼️‼️
Aiza ianareo ry FANJAKANA sy tompon'andraikitra "mahefa?" ⁉️⁉️⁉️
Isan'ora, misy OMBAY MITADY mivoaka hatrany! Isa-maraina mahare vono-olona etsy sy eroa ‼️‼️‼️
Horohoro no iainanay MALAGASY
Mandrapa-oviana tompoko⁉️
Mendrika hanana ho avy mamiratra sy fiainana milamina fa tsy ho faty faty foana ny Zaza Malagasy!!!
Aok'izay‼️‼️‼️ Raiso Tompoko ny fepetra hentitra manoloana izao zava-mitranga tsy hay hafenina izao ‼️‼️‼️‼️

Address

Antsirabe Afovoany

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when It's Nanouina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to It's Nanouina:

Shortcuts

Share