
05/05/2024
Raha jerena indray mitopy maso dia tany mamokatra i Madagasikara, fa indraindray ilay teknika entina hamokarana mihitsy no tsy ampy
Misy fotoana isika mieritreritra hoe ilay tany no tsy mamokatra, nefa rehefa tena zohina dia ilay teknika entina hamokarana mihitsy ny tsy ampy
Bediabe ireo teknika azo hampiasaina, azo hamokarana tsara izay mifanaraka amin'ny tanjona sy ny toetr'andro ary toe-tany misy
Raha tsy te handany vola be isika, nefa te ahazo vokatra maharitra dia azo atao tsara ny mampiasa teknika toy ny zéro labour, permaculture, Agroecologie, sns.
Azo atao tsara ny manambotra ireo akora ilaina entina atao sakafon'ny voly izay safidinao. Samy hafa ny akora ilaina raha hamokatra anana, katsaka ary vary. Samy manana ny sakafony avokoa ireo fa anjaran-tsika no manavaka sy manamboatra ary mampiasa izany arak'izay tiana.
Ireo rehetra ireo nefa dia tsy ampy raha tsy manampy fahalalana isika, indrindra fa ireo te hiditra lalina aty amin'ny tonton'ny biolojika
Noho izany indrindra dia manolotra ity FIOFANANA TOKANA ity izahay ho an'ny Antsirabe, izay nampitondraina ny lohahevitra "AGROÉCOLOGIE ET AGRICULTURE MODERNE"
Hianarana mandritra ny fiofanana avokoa ireo rehetra ireo. Na vao hanomboka hamokatra ianao, na koa te hanamafy fahalalana ianao dia natokana ho anao io fiofanana io
Atao ny sabotsy 25 Mai 2024 izany ao amin'ny CÉNACLE MAHAZOARIVO ANTSIRABE
40 ihany ny olona raisina amin'io fotoana io ka ny 20 amin'ireo dia efa feno sahady, noho izany dia olona 20 ihany sisa no raisina. Rehefa feno io isa dia mikatona tanteraka ny fisoratana anarana
Afaka mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana etsy ambany ireo liana
034 23 191 16
034 14 110 24
032 15 247 31
Mandroso miaraka no tanjona 🤗