Dj Loom's

Dj Loom's Dj Animateur toutes évènementiel

04/07/2025

Any anaty onjam-peo any indray isika mitafa rehefa zoma sy sabotsy alina📻
😉Alefaso ilay dédicace be!

Session Mix Dj - 99.0 FM
FaMi TV & FM
Dj Loom's

✔️Samedi 21/06/25 | Fête de la music✅️📍Analamanga m'fety : - Podium Para Ivato
21/06/2025

✔️Samedi 21/06/25 | Fête de la music✅️

📍Analamanga m'fety : - Podium Para Ivato


14/06/2025

Akoryyy😁👋
Ianareo ko ve teny amin'ny EPP sy CEG taloha rehefa manao fetin-tsekoly na kermesy dia ireto no hira ireto fona matetika no hanaovana balé isan-kilasy na dihy mirindra 😍🇲🇬📀
Henoy anie fa mampatsiaro ny fahazaza eh🧸

✅️Vidéo mixtape three🎬 : Dj Loom's
📍 ✨️


07/06/2025

Miarahabe eh🙏🎩

Ankatokin'ny Pentecôte tokoa isika izao ka indro misy hira fiderana kely harosoko 🤍
✅️Vidéo mixtape two🎬: Dj Loom's

📍 ✨️


30/05/2025

Allô la famille 🤩🎙
🎩Asina coucou kely ary ehhh!
✅️Vidéo mixtape one🎬: Dj Loom's
📍 🪘❎️🇲🇬

Saliii daholo ehhh👊✨️...Elaela izy zany🫡Manahoana ny hatsiaka ao☃️🥶?Ndao mba ho asiana vidéos Mixtes kely ary eto amin p...
26/05/2025

Saliii daholo ehhh👊✨️...Elaela izy zany🫡
Manahoana ny hatsiaka ao☃️🥶?
Ndao mba ho asiana vidéos Mixtes kely ary eto amin pejy eh🎬
Ho alefa daholo ny gadon-kira rehetra ankafizinareo na hira Malagasy na hira vahiny🇲🇬🇭🇲🇫🇷🌏🪘🪗🎻🎷🪇🪕🪈🎛🔥📻
Hatrany amin'ny taona 90' ka hatram'izao 2025 izao...sorato anaty commentaire raha misy fanamariahana na hira tinareo ho alefa eto!💬
Asio like ny poste akist eh🥹

Dj Loom's 110 Dj Officiel

30/07/2024

Tahako izao ny ambiance any Ambanivolo alavitra any rehefa mifety🔥🥳
Montage kely tany andrefan'ny Betafo Soavina tany izy ity🤲🏞️
Ankafizo zarao💯

Dj Loom's

Efa paré efa vononona🍻 eto amin'ny devant commune Antsirabe🫰✨ 🍺
25/06/2024

Efa paré efa vononona🍻 eto amin'ny devant commune Antsirabe🫰✨
🍺


Antsirabeeeeeeeee! Efa oe THB eeeeee🍻Manome fotoana antsika mandritra izao fetin'ny hasaramanitra izao 🇲🇬
20/06/2024

Antsirabeeeeeeeee! Efa oe THB eeeeee🍻

Manome fotoana antsika mandritra izao fetin'ny hasaramanitra izao 🇲🇬


La famille la famille😅🔥🤩Elaela tsy niahona ANTSIRABE Ho atombontsika amin'ny fety ty Juin ty ary eh☃️Toerana milay CODE ...
31/05/2024

La famille la famille😅🔥🤩
Elaela tsy niahona ANTSIRABE
Ho atombontsika amin'ny fety ty Juin ty ary eh☃️

Toerana milay CODE 110 KaraokeBar 110
Double ambiance avLovaS Djettette Dj Loom'sm's
Tongava maro ary eh🫡

✔️Samedi 17✅Présentation de voeux AGENCE VALIHY à l'espace Ambohibe🤩✅Prestation Dj
17/02/2024

✔️Samedi 17
✅Présentation de voeux AGENCE VALIHY à l'espace Ambohibe🤩
✅Prestation Dj

Et c'est partie pour  le Février 🤝🤩✅Présentation de voeux Groupe AIRTEL MADAGASCAR à Novotel Antananarivo 🟥✅Préstation D...
02/02/2024

Et c'est partie pour le Février 🤝🤩
✅Présentation de voeux
Groupe AIRTEL MADAGASCAR à Novotel Antananarivo 🟥
✅Préstation Dj / Animateur Teg Yv🎩

Address

Antsirabe

Telephone

+261342440952

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dj Loom's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dj Loom's:

Share

Category