RF One Antsirabe

RF One Antsirabe RFOne Antsirabe - FM88.0

Arahinao isan'andro amin'ny 04 Ora maraina hatramin'ny 10 Ora hariva.

RFOne Antsirabe, ilay safidy voalohan'ny mponina eto Vakinankaratra.

08/07/22Wake_upRaha  efa samy nanana ny tantaram_pianany tany ny mpifankatia;mety mampateza fiarahana iany ve
08/07/2022

08/07/22
Wake_up
Raha efa samy nanana ny tantaram_pianany tany ny mpifankatia;mety mampateza fiarahana iany ve

06/07/22Wake_upAndro fahatelo hoan'ny mpanala fanadinana BEPCInona ny tena zavatra nampitebiteby anao fony ianao niatrik...
06/07/2022

06/07/22
Wake_up
Andro fahatelo hoan'ny mpanala fanadinana BEPC
Inona ny tena zavatra nampitebiteby anao fony ianao niatrika fanadinana??

05/07/22Wake _upAndro faharoa hoan'ireo ankizy mpanala fanadinana,'ndao mba homentsika sopapan_daoka ireo Ray aman_ndRen...
05/07/2022

05/07/22
Wake _up
Andro faharoa hoan'ireo ankizy mpanala fanadinana,'ndao mba homentsika sopapan_daoka ireo Ray aman_ndReny mikarakara sakafo e

04/07/22Wake_upFirariantsoa sy vavaka hoan'ireo mpanala fanadinana BEPC amin'ity andro voalohany ity
04/07/2022

04/07/22
Wake_up
Firariantsoa sy vavaka hoan'ireo mpanala fanadinana BEPC amin'ity andro voalohany ity

๐Ÿ29/06/22๐ŸWake_upInona no tinao kokoa andro mangatsika sa andro mafana
29/06/2022

๐Ÿ29/06/22๐Ÿ
Wake_up
Inona no tinao kokoa andro mangatsika sa andro mafana

๐Ÿ๏ธ28/06/22๐Ÿ๏ธWake_upAmin'izao fotoam_pialan_tasatra izao; ianao ve andeha hanao vakansy (vacances) sa hijanona?? Aiza ny ...
28/06/2022

๐Ÿ๏ธ28/06/22๐Ÿ๏ธ
Wake_up

Amin'izao fotoam_pialan_tasatra izao; ianao ve andeha hanao vakansy (vacances) sa hijanona?? Aiza ny toerana tinao aleha??

Herin'andro vaovao! Nanahoana ny fety ?? Alefaso ny firariantsoa ary e
27/06/2022

Herin'andro vaovao! Nanahoana ny fety ?? Alefaso ny firariantsoa ary e

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ24/06/22๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌWake_upIza no tena be fitiavana ny lehilahy sa ny vehivavy?? Iza no tena maneho fitiavana tsy mihatsara ivel...
24/06/2022

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ24/06/22๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Wake_up
Iza no tena be fitiavana ny lehilahy sa ny vehivavy?? Iza no tena maneho fitiavana tsy mihatsara ivelatsihy๐Ÿ’“๐Ÿ’ž

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ23/06/22๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌWake_upIanao ve rehefa mividy arendrina ho an'ny zanakao dia ilay vita Malagasy sa ilay vita avy any ivelany...
23/06/2022

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ23/06/22๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Wake_up
Ianao ve rehefa mividy arendrina ho an'ny zanakao dia ilay vita Malagasy sa ilay vita avy any ivelany?? tia manjifa ny arendrina vita Malagasy ve ianao๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Sary indrana

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ22/06/22๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌWake upRaha lavitra ny fianakaviana ianao noho ny asa na noho ny fianarana na nanao fialan_tsasatra; iza no ...
22/06/2022

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ22/06/22๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Wake up
Raha lavitra ny fianakaviana ianao noho ny asa na noho ny fianarana na nanao fialan_tsasatra; iza no alahelovanao voalohany๐Ÿ™‡

Asio firariantsoa hoan'ireo zandry /zanaka hanala fanadinana (CEPE) anio ary ho fankaherezana azy ireo sy ny Ray aman_nd...
21/06/2022

Asio firariantsoa hoan'ireo zandry /zanaka hanala fanadinana (CEPE) anio ary ho fankaherezana azy ireo sy ny Ray aman_ndReny ary ee

Address

Antsirabe

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261346520499

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RF One Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RF One Antsirabe:

Share

Category