Radio Energie Fm 94.0 MHz Antsirabe

Radio Energie Fm 94.0 MHz Antsirabe Mihaino sy Mizara ny Mahasoa ho Anao

 be
08/03/2025

be

VENTSON'NY MANINA EH💗
MIARAHABA ANTSIKA VEHIVAVY REHETRA EH😹IANAREO VEHIVAVY MANTSY EH😹🤗
TONGA INDRAY N SABOTSY 💝
TONGA FOANA ISIKA NA AVY BE ARY NY ORANA...SA HOE AHONA??!
APETRAO NY HAFATRAO ARY FA HO VAKINAY AM-PITIAVANA BE❤💝

Radio Radio Energie Fm 94.0 MHz AntsirabegiÉnergie fm 94

 be
05/03/2025

be

TOKALO EH💖
ALAROBIA TSY MOVERINA😁
ALAROBIA MAHAFINARITRA❤
ANDAO INDRAY ARY HIARAKA AMINAY EH😁APETRAO NY HAFATRAO FA HO VAKINAY AM-PITIAVANA BE❤❤💝

RadiRadio Energie Fm 94.0 MHz AntsiraberÉnergie fm 94

 be
01/03/2025

be

Vetson'ny manina eh❤
Salama daholo va ny mpianakavy eh?❤
Sabotsy indray ny andro...nanahoana ny tontolo androo tao?!😹
Andao indray aloha hiaraka hanala sorisory amin'i Fom ary😹😹
Angataho ilay hira tinao be iny ❤❤

RadRadio Energie Fm 94.0 MHz AntsirabeneÉnergie fm 94

 be
01/03/2025

be

Vaky masoandro eh☀
Tsy vaky masoandro matsy eh🌦
Hihiu salama daholo ve ny mpianakavy ô?!💕
Na maloka ny andro..
Na mandrahona...na hoe manerika..na hoe cyclone na hoe inona dia vonona foana izahy hiaraka aminareo💝
Inona ny hira tinao indrindra fa alefatsika ??!!🎹💙

RadioRadio Energie Fm 94.0 MHz AntsirabergÉnergie fm 94

 be
15/02/2025

be

Vetson'ny manina ❤️
Sabotsy hariva mahafinaritra....amorom-patana ny MPIANAKAVY🥰
Andao ihaino radio miaraka amin'i Fo MITAHIRY FITIA. 😘
Apetrao eo amin'ny FAMELAN-KEVITRA ny Hafatrao fa ho vakiny AM-PITIAVANA be💙

ÉneÉnergie fm 94

15/02/2025

Vaky masoandro eh🌞
Salama daholo ve ô..??!
Somary malomaloka foana izay n'y Andro tao anatin'ny Andro vitsivitsy💖
Na ahoana ny saint valentinareo omaly tao 😂
Hihihi andao indray aloha niaraka aminay ...Apetrao eo amin'ny FAMELAN-KEVITRA ny HAFATRAO fa ho vakinay AM-PITIAVANA be ❤️

ÉneÉnergie fm 94

 be
10/02/2025

be

ESEEE RY ANONA EH❤😹😁😹

TOKALO E.....
SALAMA DAHOLO VE NY MPIANAKAVY Ô?!!😘
ALATSINAINY MANITRA EH..FA TSY GRAVE AN😁
ANDAO INDRAY HIARAKA AMINAY ARY EH..APETRAO EO AMIN'NY FAMELAN-KEVITRA NY HAFATRAI FA HO VAKINAY AM-PITIAVANA BE❤💝❤

 be
07/02/2025

be

VAKY MASOANDRO EH🌞
Mazava Antsinana eeeee...ny any aminay a😁

Zoma 07 Febroary 205

Salama daholo ve ô?... Andao indray hiaraka aminay ary eh!
Hifampizarao ny vaovao any aminareo any aloha😊 na zavatra mamoitsikitsiky 😂😂aza adino ny kopatanana sy ny firariantsoa an👥

 be
06/02/2025

be

VAKY MASOANDRO EH☀
VAKY MASOANDRO ZALAHY AN🌦

SALAMA DAHOLO VE ALOHA NY MPIANAKAVY EH?!
ALAKAMISY MAHAFINARITRA ....NA DIA HOE MALOMALOKA AZA NY ANDRO❤💖🌦

ANDAO INDRAY ARY HIARAKA AMINAY EH...APETRAO NY HAFATRAO FA HO VAKINAY APITIAVANA BE❤

 be
03/02/2025

be

VAKY MASOANDRO Ô☀
VAKY MASOANDRO ZALAHY AH☀☀
ALATSINAINY FAHA 03 FEBROARY 2025.
SALAMA DAHOLO VE ISIKA REHETRA OH....ANDAO INDRAY ARY HIARAKA AMINAY EH APETRAO NY HAFATRAO FA HO VAKINAY AM-PITIAVANA BE❤💝

 be
01/02/2025

be

VAKY MASOANDRO EH☀️
VAKY MASOANDRO ZALAHY A☀️

SALAMA DAHOLO VE NY MPIANAKAVY Ô?💝🙏
MARAINA VAOVAO,TONTOLO ANDRO VAOVAO,VOLANA VAOVAO🙏
EFA MBA MIPETRAKA VE NY TANJONA AMIN'ITY TAONA 2025 ITY SA AHOANA...SAO TARA FA EFA 01 FEBROARY ANDROANY AN😂

ANDAO ALOHA HIFAMPIRARY SOA NA IZANY AZA EH🥰
APETRAO EO AMIN'NY FAMELAN-KEVITRA NY HAFATRAO FA HO FAKINAY AM-PITIAVANA BE🧡🎶

Radio ERadio Energie Fm 94.0 MHz Antsirabee fm 94

Address

Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Energie Fm 94.0 MHz Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio Energie Fm 94.0 MHz Antsirabe:

Share

Category