District Antsirabe II

District Antsirabe II Page d'information et de communication pour le District Antsirabe II

10/12/2025

🍀🌱FIZARANA ZANAKAZO MAIMAIMPOANA🌱🍀

06/12/2025
26/11/2025: Fivoriana fanao isam- bolana an tsary  volana Novambra ho an ' ny Distrika Antsirabe Il !
27/11/2025

26/11/2025:
Fivoriana fanao isam- bolana an tsary volana Novambra ho an ' ny Distrika Antsirabe Il !

🚨 Miatomboka ny 01 Desambra 2025! 🚨Tonga indray ny RALE (Révision Annuelle de la Liste Électorale)!👉 Aza adino:Misoratra...
10/11/2025

🚨 Miatomboka ny 01 Desambra 2025! 🚨

Tonga indray ny RALE (Révision Annuelle de la Liste Électorale)!

👉 Aza adino:
Misoratra anarana: Raha mbola tsy tao anaty lisitra ianao.
Hamarino ny anaranao: Raha efa tao ianao.
Ny feonao no zava-dehibe indrindra! Manatona ny biraon'ny ratsamangaikan'ny CENI eny an-toerana.

Dia Mbola mitohy hatrany  fitsarana miaramila taona 2025 ho an ny Distrika Antsirabe Il, ka tao amin' ny CR Ambohibary n...
25/08/2025

Dia Mbola mitohy hatrany fitsarana miaramila taona 2025 ho an ny Distrika Antsirabe Il, ka tao amin' ny CR Ambohibary no natao izany anio faha 25 Aogositra 2025 :
Novondronana kaominina telo ( Ambohibary, Mandrosohasina,Antsoatany)
Tonga nanotrona izany Atoa Lefitry ny Lehiben'ny Distrika misahana ny Lafitany, miaraka amin'ny Tompon'andraikitra ny fiarovana eo anivon'ny Distrika (BDD ), PA Ambohibary, Caa Ambohibary, Maire Ambohibary.
Niisa 45 no tonga ka 39 zatovolahy ary 6 zatovovavy.

Nitohy androany indray ny fitsarana miaramila 2025 ho an' ny Distrika Antsirabe Il, androany 24 Aogositra  2025 no nivon...
24/08/2025

Nitohy androany indray ny fitsarana miaramila 2025 ho an' ny Distrika Antsirabe Il, androany 24 Aogositra 2025 no nivondrona teto CR Antanimandry: ny CR Antanimandry, CR Belazao, CR Alakamisy, nanantotonsa izany.
Nanatrika ny fotoana ny Lefitry ny Lehiben'ny Distrika, Ny CAA t@ireo CR 3 voalaza eo ambony, ny Ben'ny tanana Antanimandry sy ireo tompon'andraikitra any an toerana, ny Lefitry ny Ben'ny Tanana Belazao.ny CPA Antanamanjaka, ny BDD ABEll.
Niisa 72 ireo zatovo lahy ary 31 kosa ireo zatovo vavy.

Mitohy hatrany  ny fitsarana Miaramila ho an'ny  taona 2025 ho an' ny Distrika Antsirabe Il. teny amin' biraon'ny Distri...
22/08/2025

Mitohy hatrany ny fitsarana Miaramila ho an'ny taona 2025 ho an' ny Distrika Antsirabe Il. teny amin' biraon'ny Distrika Antsirabe II.
Anio 22 Aogositra 2025. Ho an' ny
Kaominina Andranomanelatra, Ambano sy Ambohimiarivo no nisitraka androany ary nahitana :
1/ lahy: 60
2/ vavy: 30
Nanatrika ny fotoana ny Lefitran'ny Lehiben'ny Distrika AGT, ny CAA Andranomanelatra ary ny zandary mpanantotosa azy.

Araky ny tetiandro efa navoaka tamintsika dia nonomboka ny Alatsinainy 18 Aogositra  tao Manandona ny fanokafana amin'ny...
19/08/2025

Araky ny tetiandro efa navoaka tamintsika dia nonomboka ny Alatsinainy 18 Aogositra tao Manandona ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny fitsarana miaramila ho an'ny Distrikan' Antsirabe II, izany dia notarihan'ny Lehiben'ny Distrika Antsirabe II, notronin'ireo CAA amin'ny Kaominina enina voakasika dia Manandona, Sahanivotry, Alatsinainy Ibity, Mangarano, Ambohitsimanova, ary Vinaninkarena, ny Ben'ny Tanana Manandona, ireo zandary izay mitarika ny fitsarana sy ireo Téo an toerana.
108 ireo tanora vita fitsarana ka ny 83 lahy, 25 kosa Vavy.
Mbola mitohy mitety kaominina ny Fitsarana Miaramila ka tsy ifarana ra tsy amin' ny 27 Aogositra 2025.

Address

Andranomanelatra Antsirabe II
Antsirabe

Telephone

+261348907713

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when District Antsirabe II posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to District Antsirabe II:

Share