29/07/2026
Tsy mpanao publicité sur Facebook fotsiny izahay. 🤝
Ny tanjonay dia ny hiaraka aminao hanangana paikady mahomby, hanome torohevitra, ary hanampy ny orinasanao hitombo.
💡 Ny marketing dia tsy mivarotra vokatra fotsiny, fa mampiseho amin'ny olona ny tena lanja sy ny tombontsoa entin'izany vokatra izany.
Raha mitady mpiara-miombon'antoka fa tsy mpanome tolotra fotsiny ianao, dia eto izahay hanampy anao. 💪😊