Dj Valdee

Dj Valdee Dj et animateur,
TOUS TYPE D'EVENEMENTS,
Veuillez réserver votre DJ au 0330782979 , où sur messa Dj & Animateur

06/11/2025

Rehefa hoy IZY roa hoe anay TSA mbola hiditra fa miandry kalongany ianareo 🤣🤣🤣🤣 Dj Valdee Tascha Nathy Mirana Andria

Je suis triste de vous annoncer que je suis en   👋👋👋 pour quelques mois peut être plus, je dois prendre soin de moi 🫡🫡🫡 ...
24/08/2025

Je suis triste de vous annoncer que je suis en 👋👋👋 pour quelques mois peut être plus, je dois prendre soin de moi 🫡🫡🫡

Mialatsiny BE hoan'ilay contrat tsy afaka natrehako intsony désolé (Mme Jocelyne & Hajin) indrindra fa ireo izay voatery nomeko équipe hafa ==>>>(mahay ireo fa aza manahy)

: BLACK'EJAY / LOÏC AJAY misaotra zala aaa

Fisaorana hoan'ny mpiaramiasa akaiky Mbola mametraka fitokisana tsy voatanisako

Respect GLADY Hoan'ny 110Dj_Bira 💪💪💪

tsy manadino
Hiezaka andefa mp na hiantsoa anareo eny fôna za
Merci Fréro TOTAX ✅milay ela de aza miova

Zay fa Mbola hiverina eo aho UP🫡🫡👍

’ll hit you up when I’m back

12/07/2025

Tsy lavitra fa eto akaiky ihany
Dj Valdee mandray réservation date fôna fa 😁😁 alefaso mialoha fotsiny 😜😜😜aza atao akaiky bé loatra 🏃🏃🏃🏃

WhatsApp 0330782979

08/07/2025

Ilay ouverture ko aloha nosafidian manokana mintsy aaa

08/07/2025

Tany Aho fa tsy teo i "Ndreo" 😂😂😂

9 taona aty aoriana
05/07/2025

9 taona aty aoriana

Aty ny fety miaraka aminay 🎉🎉🎉🥳🥳tongava fa ianao no andrasana tsy misy vidi-mpidirana , 18-19-20-21Avril KERMESSE à la R...
17/04/2025

Aty ny fety miaraka aminay 🎉🎉🎉🥳🥳

tongava fa ianao no andrasana tsy misy vidi-mpidirana ,

18-19-20-21Avril KERMESSE à la RÉSIDENCE DES HAUTS PLATEAUX

Apitan'ny VOLAVITA Antsirabe

Taombaovao malagasy All in white ,with    team Center
30/03/2025

Taombaovao malagasy

All in white ,with team Center

En préparation....
11/03/2025

En préparation....

Address

0906 F 605 Antsirabe Avaratra
Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dj Valdee posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dj Valdee:

Share

Category