20/10/2025
😇Henonay, ary tsapanay ny fitarainanareo😇, maro be ianareo t@ iny tolona iny no mitaraina fa tsy🤢 mankafia🤢 an'ito zava-boary ito😭(lehihahy indrindra indrindra)😭
🤔Hiezaka ny hitady vahaolana maharitra izahay hamahana izany ! 🤥😁
😂Tageo daholo ary ilay olona fantatrao fa tsy tia sosety🤣!