A Gospel

A Gospel "Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino ianao"

J-4 ๐ŸฅฐAza misalasala raha misy tianao ho fantatra mahakasika ny casting ๐Ÿ˜Š
28/07/2026

J-4 ๐Ÿฅฐ
Aza misalasala raha misy tianao ho fantatra mahakasika ny casting ๐Ÿ˜Š

Fiadanana eh๐Ÿฅฐ

"Mihirร  fihiram-baovao ho Azy; mitendre tsara amin'ny feo fifaliana." Sal 33:3

๐Ÿ‘‰Ho antsika "TANORA KRISTIANA"

โ–ถ๏ธMpitendry zava-maneno ve ianao?๐ŸŽน
โ–ถ๏ธMahafehy zava-meneno iray na maromaro?๐ŸŽท๐ŸŽบ๐Ÿช—๐ŸŽธ๐Ÿช˜๐Ÿฅ๐ŸŽป
โ–ถ๏ธManiry ny hampitombo talenta eo amin'ny sehatry ny ara-pilazantsara?๐Ÿฅฐ

"NDAO HIARAKA AMINAY ARY"๐Ÿ˜

๐ŸŽฏCASTING MUSICIEN๐ŸŽฏ

๐ŸŽผ Pianiste - Guitariste - Bassiste - Batteur - Percussionniste - Saxophoniste - Trompettiste ๐ŸŽผ

๐Ÿ“ŒTanora Kristiana Lahy na Vavy
๐Ÿ“ŒTsy anavahana Fiangonana
๐Ÿ“ŒManiry ny hiditra ho mpikambana ao amin'ny A Gospel

๐Ÿ“œDaty sy toerana :
๐Ÿ“… Sabotsy 01 Aoรปt 2026
โฐ Amin'ny 02h00 ora tolakandro
๐Ÿ Studio Amboara Gospel Ambavahadimangatsiaka (ampitan'ny EPP Ambavahadimangatsiaka)

Fanamarihana :
- Efa misy instrument ao amin'ny studio toy ny : clavier, guitare, batterie, basse.
- Afaka mitondra instrument ihany koa ๐Ÿ˜Š indrindra ho an'ireo Saxophoniste sy Trompettiste๐ŸŽท๐ŸŽบ

Tongava ary fa faly mandray anareo izahay๐Ÿฅฐ

Raha mila fanampim-panazavana dia aza misalasala mifandray aminay๐Ÿฅฐ :
๐Ÿ’ŒMP su la page : A Gospel
โ˜Ž๏ธTel. 034 07 145 68

HO AN'NY RAY๐Ÿ˜Š๐Ÿฅณ

21/07/2026

Mankasitraka ๐Ÿ™ Hira Fiderana Tsara sy Be Mpankafy

Fiadanana eh๐Ÿฅฐ"Mihirร  fihiram-baovao ho Azy; mitendre tsara amin'ny feo fifaliana." Sal 33:3๐Ÿ‘‰Ho antsika "TANORA KRISTIANA...
17/07/2026

Fiadanana eh๐Ÿฅฐ

"Mihirร  fihiram-baovao ho Azy; mitendre tsara amin'ny feo fifaliana." Sal 33:3

๐Ÿ‘‰Ho antsika "TANORA KRISTIANA"

โ–ถ๏ธMpitendry zava-maneno ve ianao?๐ŸŽน
โ–ถ๏ธMahafehy zava-meneno iray na maromaro?๐ŸŽท๐ŸŽบ๐Ÿช—๐ŸŽธ๐Ÿช˜๐Ÿฅ๐ŸŽป
โ–ถ๏ธManiry ny hampitombo talenta eo amin'ny sehatry ny ara-pilazantsara?๐Ÿฅฐ

"NDAO HIARAKA AMINAY ARY"๐Ÿ˜

๐ŸŽฏCASTING MUSICIEN๐ŸŽฏ

๐ŸŽผ Pianiste - Guitariste - Bassiste - Batteur - Percussionniste - Saxophoniste - Trompettiste ๐ŸŽผ

๐Ÿ“ŒTanora Kristiana Lahy na Vavy
๐Ÿ“ŒTsy anavahana Fiangonana
๐Ÿ“ŒManiry ny hiditra ho mpikambana ao amin'ny A Gospel

๐Ÿ“œDaty sy toerana :
๐Ÿ“… Sabotsy 01 Aoรปt 2026
โฐ Amin'ny 02h00 ora tolakandro
๐Ÿ Studio Amboara Gospel Ambavahadimangatsiaka (ampitan'ny EPP Ambavahadimangatsiaka)

Fanamarihana :
- Efa misy instrument ao amin'ny studio toy ny : clavier, guitare, batterie, basse.
- Afaka mitondra instrument ihany koa ๐Ÿ˜Š indrindra ho an'ireo Saxophoniste sy Trompettiste๐ŸŽท๐ŸŽบ

Tongava ary fa faly mandray anareo izahay๐Ÿฅฐ

Raha mila fanampim-panazavana dia aza misalasala mifandray aminay๐Ÿฅฐ :
๐Ÿ’ŒMP su la page : A Gospel
โ˜Ž๏ธTel. 034 07 145 68

HO AN'NY RAY๐Ÿ˜Š๐Ÿฅณ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Zanahary รด, tahio ny tanindrazanayHandroso lalandava,Handry fahizay !Enga anie hanjaka aoNy saina mahay miray ;Dia ho...
24/06/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Zanahary รด, tahio ny tanindrazanay
Handroso lalandava,
Handry fahizay !
Enga anie hanjaka ao
Ny saina mahay miray ;
Dia ho tany sambatra
'lay Madagasikaranay !

Ireo mpitondra anay
Arovy lalandava koa,
Tolory saina hendry,
Kinga sy mahay
Ka ny marina anie
No mba hanjaka ao tokoa ;
Dia ho tany sambatra
'lay Madagasikaranay !

Ny taranakay tahio
Ho vanona tokoa :
Ireo no solofo,
Dimby rahatrizay !
Mba ho tena mahatoky,
Feno fahendrena koa ;
Dia ho tany sambatra
'lay Madagasikaranay !

AMEN ๐Ÿ™๐Ÿป

21/06/2026

๐ŸŽ‰ Miarahaba ireo Ray rehetra! ๐ŸŽ‰
Homban'Andriamanitra amin'ny fanatanterahana ny adidy amin'ny ankohonana anie ianareo ary hanahaka an'i Kristy tokoa.
โœจ"Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka."โœจ
โ€” Isaia 40 : 31

Voninahitra ho an'Andriamanitra ๐ŸฅฐโœจMankasitraka ary Mirary soa hatrany ny Centre Lovasoa 4Cโœจ๐Ÿ™
15/06/2026

Voninahitra ho an'Andriamanitra ๐Ÿฅฐ
โœจMankasitraka ary Mirary soa hatrany ny Centre Lovasoa 4Cโœจ๐Ÿ™

๐Ÿค "๐‘จ๐’“๐’š ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚ ๐’Š๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’Š๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’”๐’ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚" Hebreo 10:24 ๐Ÿค Fifaliana ho an'ny   ny nandra...
07/06/2026

๐Ÿค "๐‘จ๐’“๐’š ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚ ๐’Š๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’Š๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’”๐’ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚" Hebreo 10:24 ๐Ÿค

Fifaliana ho an'ny ny nandray anjara tamin'ny fampisehoana izay notanterahina androany๐Ÿฅฐ Alahady, le 07 Juin 2026, izay niarahana tamin'ny sy 'art_Gospel.

โœจMirary soa hoan'ny Centre Lovasoa Cross-Cultural Competence Center (L4C) โœจ Hahatratra ny taona mitsingerina eo ambanin'ny Fitahian'Andriamanita๐Ÿ™

๐Ÿค "๐‘จ๐’“๐’š ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚ ๐’Š๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’Š๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’”๐’ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚" Hebreo 10:24 ๐Ÿค ๐Ÿ—“ Alahady, le 07 Juin 2026 ๐Ÿ•‘2 ...
30/05/2026

๐Ÿค "๐‘จ๐’“๐’š ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚ ๐’Š๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’Š๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’”๐’ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚" Hebreo 10:24 ๐Ÿค

๐Ÿ—“ Alahady, le 07 Juin 2026
๐Ÿ•‘2 ora tolakandro
๐Ÿ“LOVASOA 4C

Ianareo sisa no handrasanaโœจ๏ธ

Lovasoa Cross-Cultural Competence Center (L4C)
Iz'Art Gospel
A Gospel

Fami Zik

โœจ๏ธ Ho fanamarihana ny ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† fankalazana ny faha-15 taonany, ny LOVASOA 4C dia manolotra ho anao : ๐—”๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ป-๐—ธ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ ๐—น๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ Live miavaka iarahana amin'ny Chorale Kerobima Ankatso hotronin'ireo antokom-pihira ๐—ด๐—ผ๐˜€๐—ฝ๐—ฒ๐—น eto Antsirabe โœจ๏ธ

๐Ÿ—“ Ny alahady faha-7 ๐—๐—ผ๐—ป๐—ฎ 2026, ๐Ÿ•› manomboka @2 ora folakandro ,๐Ÿ“๐—ฒ๐˜๐—ผ @๐—Ÿ๐—ข๐—ฉ๐—”๐—ฆ๐—ข๐—” 4๐—– ny fotoanantsika ๐Ÿ˜‰

๐ŸŽซ Ny tapakila dia efa azonao jifaina eto ๐ŸŽซ

Tongava maro fa ๐—ญ๐—”๐—›๐—”๐—ฌ ๐—˜๐—™๐—” ๐—ฃ๐—”๐—ฅร‰ ๐Ÿ˜‰

๐Ÿค "๐‘จ๐’“๐’š ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚ ๐’Š๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’Š๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’”๐’ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’•๐’Š๐’‚๐’—๐’‚๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚" Hebreo 10:24 ๐Ÿค

Iz'Art Gospel A Gospel

๐Ÿคฑ๐Ÿป โœจ Noharian'Andriamanitra ianao hanao zavatra goavana. โœจ
22/05/2026

๐Ÿคฑ๐Ÿป โœจ Noharian'Andriamanitra ianao hanao zavatra goavana. โœจ

Fiadanana eh๐Ÿฅฐ
"Andriamanitra, loharanon'ny Famonjena sy ny Fanasitranana ho an'izay mitady Azy."

Ho fanohanana ny Ezaka fanatsarana ny tranom-pitandremana, dia manasa anao ny FLM ANJAZAFOTSY BETAFO hanatrika ny Concert รฉvangรฉlique izay iarahana amin'ny .

๐Ÿ“†Ny alahady 24 Mai 2026 ho avy izao.
๐Ÿ•Manomboka amin'ny 02h00 ora Tolakandro.
โ›ช Ao amin'ny FLM ANJAZAFOTSY BETAFO
๐Ÿ’ต VIDIM-PIDIRANA : 2.000 Ar
๐Ÿ’ด INVITATION : 10.000 Ar

Koa manasa anao ary izahay hiara hanohana ny fanatanterahana ny asan'ny Tompo๐Ÿ™

Tongava maro๐Ÿ˜

"Fa mitsangana eo an-kavanan'ny malahelo Izy Mba hamonjy azy amin'izay manameloka ny fanahiny."( Salamo 109 : 31 )
22/05/2026

"Fa mitsangana eo an-kavanan'ny malahelo Izy Mba hamonjy azy amin'izay manameloka ny fanahiny."
( Salamo 109 : 31 )

Address

Tsarahasina
Antsirabe
110

Telephone

+261349143068

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A Gospel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share