A.V PICTURES

A.V PICTURES Artist - Music Producer - Film Maker

13/09/2025

EL HADARY ♥️⚽🇲🇬 Nahafaty bol sahady.😘
1er But pour El Hadary sous les couleurs du Valenciennes Fc. 😘😍

Nahafaty bol sahady ilay Kintana kely Malagasy.
Match roa izay no nataony niaraka tamin ilay kliobany vaovao dia efa nitondra fandresena hoan ny ekipany sahady i El Hadary.

✨ VALENCIENNES vs PARIS ATLETICO :
Nahita tir Cadré dimy i El Hadary , izy no nahita occasion de but betsaka indrindra tao anatin ny ekipany.
Coup franc matsiro be mandady am tany tam 1er mi temp saingy mailo ny mpiandry arato.
Coup de tête somary nivilana kely.
Ary tir iray nifanitsy tam mpiandry arato.

2em mi temp :
face à face tam mpiandry arato saingy tsy maty.
Tir somary mbola nifanandrify tam mpiandry arato ihany.
✨Tany amin ny minitra faha 85 no nahafaty bol i El Hadary . Rehefa tafaporitsaka taty ankavia ka Klasy moramora fotsiny no namaranany azy.

😍Mamirapiratra ilay Kintana kely Malagasy😍

♥️⚽🇲🇬

AMIN NY HERINANDRO INDRAY NO FOTOANA MIARAKA AMIN I EL HADARY RAHERINIAINA.
👉Marihina Fa ny Match Rehetra ataon i El Hadary sy ny Valenciennes Fc dia AZONAO JERENA MIVANTANA AM TELEPHONE avokoa amty saison ity.

Midira Mp malaky na antsoy ny 0346926227 raha liana ianao.

io ny Fanazavana fanampiny 👇
https://www.facebook.com/groups/215408959800829/permalink/1515719993103046/

11/09/2025

Un guide Malagasy en ISLANDE
Echapéé bèlles ◇TV5 MONDE

05/09/2025

Alefa BAREA Ynnaf X Ramian
Mondial2026

A.V PICTURES

03/09/2025

AFRO-DÉCALĔ prod by Ynnaf
Lien youtube 1ère coms ¡£

A.V PICTURES

🇲🇬Barea an'ny Madagasikara🔴Tsara ho fantatra mialohan'ny lalao fifanintsanana hiakarana amin'ny Coupe du Monde 2026 hoan...
02/09/2025

🇲🇬Barea an'ny Madagasikara

🔴Tsara ho fantatra mialohan'ny lalao fifanintsanana hiakarana amin'ny Coupe du Monde 2026 hoan'ny eto Afrika:

Mbola manana lalao 4 avy ny ekipa 6 ao anaty vondrona; lalao faha-7 sy faha-8 no tanterahina mandritra ny trêve volana Septembre, ny lalao 2 farany amin'ny volana Octobre 2025.

Hoan'ny Barea dia ny Centrafrique, Tchad, Comores ary Mali no mbola hifandona aminy, efa vita ny lalao miverina nanoloana an'ny Ghana ka tsy mifandona aminy intsony. Eo amin'ny laharana faha-3 ny Barea amin'izao fotoana izao, manana isa 10.

Misy vondrona 8 misy ekipa 6 ary vondrona 1 misy ekipa 5 (taorian'ny fialan'ny Érythrée🇪🇷 tao amin'ny vondrona E). Ekipa iray isaky ny vondrona no tafiakatra avy hatrany, izany hoe ekipa 9 mazava hoazy.

Ny laharana faha-2 tsara toerana indrindra miisa 4 no manao lalao sakana, misy demi-finale sy finale. Ny ekipa iray tafavoaka mpandresy dia mbola miatrika ny lalao sakana intercontinentale indray (Mars 2026), ary raha tafavoaka amin'io lalao sakana farany io izay vao afaka miatrika ny Coupe du Monde 2026.

COUPE DU MONDE 2026:
▪ Efa niakatra ho ekipa 48 ny mpandray anjara, 32 teo aloha.
▪ Miisa 104 ny lalao ho tanterahina, mihoatra 40 amin'ny teo aloha
▪ Hitsinjara ho vondrona 12 misy ekipa 4
▪ Hisy 16ème de finale

Alefa Barea🇲🇬
A.V PICTURES

Address

Antsirabe

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A.V PICTURES posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share