LLB Antsirabe

LLB Antsirabe organisation religieuse
�Ligue pour la Lecture de la Bible �

08/06/2026

📍 GLOBAL DAY OF PRAYER 📍

🎯HO ANTSIKA MPANAKANTO MANIRY HANDRAY ANJARA 🎯

📞📞📞📞ANTSOY NY 034 06 046 20

08/06/2026
08/06/2026
08/06/2026

🥰📖FOMBA IRAY HITORIANA FILAZANTSARA NY DIABE SY NY GDOP, 'NDAO HAKATO! TAOMY NY REHETRA E!
📖 "Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra." (Marka16:15)

07/06/2026

🔥DIABE HO AN’I KRISTY eto ANTSIRABE 🔥
🇲🇬Marche pour Jésus 2026🇲🇬

Tsy menatra an’I Kristy ve ianao?
Mirehareha sy faly ve ianao fa novonjeny?

Ndao ambara manerana ny tanàna fa Jesoa Kristy no Tompontsika🙌🏼

‼️Androm-bavaka ho an’ny firenena sy Diabe ho an’I Kristy 2026‼️

✅Ny Sabotsy 13 Jona 2026

📍Fiaingàna Kianja Tsarasaotra @ 09 ora maraina.

📍FOKRIFA ANTSENAKELY @ 02ora30 Vavaka sy Fiderana hiarahana amin'ny mpanakanto Kristiana maro.

Entano ny havana, namana, ny mpiara-miangona rehetra.

👉 Ny foloandrom-bavaka kosa dia hanomboka ny alakamisy 04 Jona 2026 ho avy izao @ 12h:15 - 13h:30 sy @ 05h:30 - 06h:30 ao amin'ny FMBM Ambavahadimangatsiaka.

Manantena hihaona aminao

07/06/2026

🎯Androm-bavaka ho an'ny firenena na GLOBAL DAY OF PRAYER ETO ANTSIRABE
🎯10 Androm-bavaka ho an'ny firenena:
🙏Alakamisy 04 Jona - Zoma 12 Jona
🕛12h15-13h30
🕟05h30-06h30
🏠FMBM AMBAVAHADIMANGATSIKA
🎯Diabe ho an'ny KRISTY
👬👭👫13 Jona
🕛09h00-12h30
🌳 Fiaingana Kianja maitso TSARASAOTRA
🎯Famaranana ny Androm-bavaka ho an'ny firenena
🙏🥁13 Jona
🕧02h30
🏟️FOKRIFA ANTSENAKELY.
"raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny." II Tantara 7 : 14



Eo anoloan'ny Kianja TSARASAOTRA @ 09h00 ny fiaingana ho antsika eto ANTSIRABE
06/06/2026

Eo anoloan'ny Kianja TSARASAOTRA @ 09h00 ny fiaingana ho antsika eto ANTSIRABE

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261340604620

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LLB Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to LLB Antsirabe:

Share