
30/06/2025
π₯³π₯³π₯³30 Jona : Joyeux anniversaire Bishop Patrick ANDRIANARIVO
πππ Miara-paly sy mirary soa indrindra anao izahay rehetra eto amin'Radio Fandresena 97.4 fm fm
π₯π₯π₯ Mirary soa, fahaela-velona, fahitam-pitia, fahavokarana amin'ny lafiny rehetra ho anao izahay tompoko.
π€π€π€Maro be amin'ny mpihaino sy mpanaraka ny onjam-peo 97.4 fm no voatahy sy niova fiainana, lasa nahafantatra an'i Jesosy ary nitombo amin'ny finoana, noho ny toriteninao.
πππ Koa mankasitraka indrindra tompoko, faly izahay mankalaza ity andro ity ary misaotra an'Andriamanitra manokana amin'ny fisianao.
π Inona ny toriteniny efa norenesinao ka nitondra fiovana taminao manokana?