02/05/2025
📣Pour notre grand retour📣
Asitsika promotion be ity volana MAI ity🔥
Etsy ary vakio tsara :
Raha mitondra feonkira ianao de hataonay ny prise vocal + mixage + mastering de mandray vita ianao : 30.000ar OUIIII 30.000ar
Raha manao composition+ prise de son + mixage et mastering ndray dia 100.000ar monja
Fandrio dieny izao ny toerana sao feno ny planning tsika ann 😉
Pour plus de détails, venez en mp 📩
Na miantsoa avy hatrany : 034.24.424.60 📞