Radio Haja Antsirabe

Radio Haja Antsirabe La radio HAJA est une vision du diocèse d'Antsirabe pour l'Audio visuel.

Misy olona malaza, manana tantara miavaka, na mpanakanto ankafizinao ve tianao ho fantatra misimisy kokoa? Sa misy zava-...
07/06/2026

Misy olona malaza, manana tantara miavaka, na mpanakanto ankafizinao ve tianao ho fantatra misimisy kokoa? Sa misy zava-miafina tianao ho fantatra?
Aza manao tsinontsinona ny fotoana! Manasa anao hanaraka ny fandaharana "IZY NO IZA", fandaharana feno hakingan-tsaina,fampahalalana mahafinaritra.
• Ao amin'ny Radio: Haja Antsirabe FM 100
• Eto amin'ny Facebook: Radio Haja
• Isaky ny Alahady amin'ny 5 ora hariva
Mihaino sy mijery fotsiny ianao dia ampy hahazoana fitaizana sy fahalalana vaovao! Azonao atao koa ny mamela ny fanehoan-kevitrao mivantana ho fankaherezana ny vahiny sy ny mpanentana. Araho ny pejy ary zarao (partagezo) ny Live mba ho tombontsoan'ny maro!

06/06/2026

Fandaharana manokana iarahana amin’i Mgr Jeannot Martial ANDRIANANDRAINY
Indro ary ny laharana :
-Antso: 034 43 581 00 na 033 91 501 00
-SMS: 034 43 585 22

06/06/2026

Vaovao hariva eto amin'ny Radio HAJA iarahanao amin'i Haja RATSIMANDRESY sy Mario Cyriaque📻

HAJA HAFATRA ! Alahady mahafinaritra, hifampirary soa isika ! indro àry ireo hira 10, manasa anao handray anjara !!!😘
06/06/2026

HAJA HAFATRA ! Alahady mahafinaritra, hifampirary soa isika ! indro àry ireo hira 10, manasa anao handray anjara !!!😘

06/06/2026

Vaovaom-piangonana Sabotsy 06 Jiona 2026 RADIO HAJA FM 100

Aza adinoina ny mivavaka isan’andro; ny vavaka no sakafon’ny fanahy sy herin’ny finoana
06/06/2026

Aza adinoina ny mivavaka isan’andro; ny vavaka no sakafon’ny fanahy sy herin’ny finoana

06/06/2026

Sabotsy 6 jona 2026. Sorona ankalazaina hiomonam-po @ Mgr Jeannot Martial Andrianandrainy miainga Foyer de Charité Marthe Robin Antsirabe

05/06/2026

Mihainoa vaovaon'ny Radio Haja, dia aza avela ho ny tsaho indray no hanabe anao. Zoma 05 Jona 2026.

Address

BP 100 Rue Jean Ralaimongo Eveché
Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Haja Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio Haja Antsirabe:

Share

Category