Book'iGass

Book'iGass Si vous aimez les romans et les histoires, c'est chez nous que ça se passe. Venez découvrir nos auteurs, notre culture, notre pays.

08/05/2022

Retrouvez la Journée du Manuscrit Francophone tous les 24 octobre

🔔🔔🔔Nous lui souhaitons bonne chance 🍀🍀🍀
28/05/2021

🔔🔔🔔
Nous lui souhaitons bonne chance 🍀🍀🍀

Le téléchargement de documents est réservé aux abonnés. Connectez-vous ou découvrez les offres d'abonnement YouScribe.

Mahafinaritra ilay talenta 🥰🥰🥰
18/09/2020

Mahafinaritra ilay talenta 🥰🥰🥰

Tsara ho fantatra.
20/08/2020

Tsara ho fantatra.

😲😲3.000.000ar isan'andro no azon'ny mpivarotra boky eto ????? 😲😲

Miroborobo be ankehitriny eto ny boky halatra, manomboka ka hatramin'ny 2000ar dia hahazahoana boky version pdf

Halatra satria nahoana? 😬

Pirate satria tsy nisy firaharahana tamin'ny mpanoratra sy ny maison d'édition na ny kely aza... ary tsy hahazahoan'ny mpanoratra na dia 1ar aza ny varotra.

Raha mandinika ianareo dia tsy mametraka contact mihitsy ny pejy mivarotra antsokosoko ny boky... satria miafina sy manafina identité ry zareo... Ao ny resaka atao rehetra.

Tsy fantatra mihintsy hoe iza no ao ambadikin'ny pejy, saingy mahatratra hatramin'ny 3.000.000ar/jours ny vola raisin'izy ireo ary mahalafo hatramin'ny 16.000 boky ry zareo ao anatin'ny iray andro fotsiny.

Mobile banking no handoavana ny vola ( mobile banking izay tsy hitahita fototra loatra).

Omaly 17 Aogositra dia olona 2 no niakatra fampanoavana, ary olona 12 no voarohirohy ho mpiara-miasa aminy mivantana. Marihana moa fa 25 taona ny zokiny indrindra amin'izy ireo ary 16 taona ny zandriny indrindra.

Ny fitoriana moa dia avy amin'ny mpanoratra 3 izay manana ny maha izy azy avy any ivelany, izay nanoratra ny boky.

Mbola mitohy ny raharaha satria tompona pejy 30 isa mahery ankehitriny
no mbola ezahina karohina.

Ankehitriny, mbola betsaka ny manohy ity fivarotana asan'olona ity... ny fivarotana CD moa tsy lazaina intsony.

(Statut nindramina)

24/12/2018
Faly izahay ato amin'ny Book'iGass mampahafantatra anareo fa hiova endrika tanteraka ny orinasa na amin'ny fomba fiasa n...
16/02/2018

Faly izahay ato amin'ny Book'iGass mampahafantatra anareo fa hiova endrika tanteraka ny orinasa na amin'ny fomba fiasa na amin'ny rafitra fitantanana rehetra.

Ny azo ambara dieny izao aloha dia manomboka amin'izay ny fandraisana ny sangan'asanareo mpanoratra. Raisinay avokoa na boky amin'ny teny gasy, na amin'ny teny frantsay. Azo alefa na roman, na bande dessiné, na biographie… Rehefa mety ho karazana boky dia raisinay avokoa.

Mandeha tsikelikely ny lamin'asa, fa dieny izao dia efa afaka mifandray aminay eto amin'ny pejy Facebook an'i Book'iGass aloha ireo mpanoratra izay liana. Afaka mandefa mailaka koa ao amin'ny [email protected]. Afaka manantona anay aty amin'ny birao ety Androhibe koa ianareo :)

26/10/2015

Iangaviana i:

- Razaranaina Henitsoa Michela
- Rambatomanga Rija
- Soafaniry Aro Tina
- Andrianambinina Maminiaina Frederic
- Manitrarivo Felaniaina
- Zoaritseheno Claudia

hifandray aminay hatramin'ny 28 Oktobra 2015 handaminana ny fandaharampotoana amin'ilay shooting izay ho atao amin'ny sabotsy ho avy izao.

Dia mbola manararaotra mamerina ny fisaorana amin'ireo rehetra izay nandray anjara tamin'ilay sary couverture.

Ho an'ireo izay tsy tratra antso, mbola hisy shooting indray atsy ho atsy. Ilazaina eto ihany ianareo.

Merci.

Address

Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 10:00 - 15:00
Tuesday 10:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 15:00
Thursday 10:00 - 15:00
Friday 10:00 - 15:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Book'iGass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Book'iGass:

Share