Feon'ny Fandresena 105.6 Mhz

Feon'ny Fandresena 105.6 Mhz Radio Feon'ny Fandresena
Fm 105.6 Mhz
Antsirabe
05:00-21:00
Tel: +261 33 12 811 11 Onjam-peo ara-pilazantsara

10/08/2025

Fotoam-bavaka mivantana | Alahady 10 Aogositra 2025 | JESOSY FANDRESENA

03/08/2025

Fotoam-bavaka mivantana | Alahady 03 Aogositra 2025 | JESOSY FANDRESENA

27/07/2025

Toriteny | JESOSY FANDRESENA

27/07/2025

fotoam-bavaka mivantana| Alahady 28 Jolay 2025 | JESOSY FANDRESENA

20/07/2025

FOTOAM-BAVAKA MIVANTANA | ALAHADY 20 JOLAY 2025 | JESOSY FANDRESENA ANTSIRABE

13/07/2025

Fotoam-bavaka mivantana | Alahady 13 Jolay 2025

https://www.facebook.com/share/p/1EXbuyvqAt/
16/03/2025

https://www.facebook.com/share/p/1EXbuyvqAt/

Manasa antsika rehetra am-pitiavana indray ary!

Fitoriana ny filazantsaran'i Jesosy Kristy, hiarahana amin'ireo fiangonana maro eto Antsirabe, izay atao ao an-kianja miantso Tsarasaotra ny alahady faha 23 Martsa 2025 izao amin'ny 2 Ora sy sasany tolakandro.

Andao ary hifampitaona ho amin'ny famonjena fanahy. Tia an-tsika Jesosy !

Fa Andriamanitra no miasa ao anatinareo na ny fikasana na ny fanaovana hahatanteraka ny sitrapony. Filipiana 2:13Manasa ...
08/12/2024

Fa Andriamanitra no miasa ao anatinareo na ny fikasana na ny fanaovana hahatanteraka ny sitrapony. Filipiana 2:13

Manasa anao manokana ary izahay eto amin'ny onjam-peo hanatrika ity seminera ity, ho fihomanana amin'ny fandraisana ny taona vaovao 2025. Fiadanana

Manentana antsika Kristianina tsy akanavaka ary hiara-hanandratra ny Anaran'i Jesosy ! Tongava soa daholo, fiadanana!!
04/11/2024

Manentana antsika Kristianina tsy akanavaka ary hiara-hanandratra ny Anaran'i Jesosy ! Tongava soa daholo, fiadanana!!

28/06/2024

Miara-mivohy:
fandaharana iarahana amin'ny 104fm & 105,6fm isam-bolana. Manome fotoana antsika indray ary amin'ny alatsinainy izao 01jolay 2024 amin'ny 08:00 hatramin'ny 10:00 ora maraina, ao anatin'ny lohahevitra hoe:
"Ahoana ny fomba ahafahana maneho fitiavan-tanindrazana @ maha Kristianina" .
Aza misalasala, azo atao tsara mandray anjara mivantana amin'io fotoana io, hifampitaizan-tsika ho amin'ny fahatsarana kokoa. Fiadanana !

03/05/2024

Address

Lot: 20E100
Antsirabe

Telephone

+261330617314

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feon'ny Fandresena 105.6 Mhz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category