Mpakafy barea de Madagascar

Mpakafy barea de Madagascar KITRA GASY SY NY TONTOLONY BAREA

๐Ÿ“ข ASA EN LIGNE MISY! ๐Ÿ’ป๐Ÿ“ฑMitady olona hanao asa en ligne tsotra izahay.๐Ÿ‘‰ Ny asa atao dia mijery vidรฉo fotsiny dia vita.๐Ÿ‘‰ M...
14/08/2026

๐Ÿ“ข ASA EN LIGNE MISY! ๐Ÿ’ป๐Ÿ“ฑ

Mitady olona hanao asa en ligne tsotra izahay.
๐Ÿ‘‰ Ny asa atao dia mijery vidรฉo fotsiny dia vita.
๐Ÿ‘‰ Mora atao ary tsy mila fahaizana manokana.
๐Ÿ‘‰ Tsy mila mandefa vola vao manomboka.

๐Ÿ’ฐ Raha vonona ianao ary liana hahalala bebe kokoa, alefaso MP aho.

๐Ÿ“ฉ Izay tena vonona ihany no mandefa MP.

10/08/2026

MBA ho fanampiako anareo membre ato ..mandefasa mp izay Liana asa en ligne azo antoka

๐ŸšจFenรชtre FIFA - Mars 2026๐Ÿ“๐Œ๐š๐ญ๐œ๐ก ๐š๐ฆ๐ข๐œ๐šl๐ŸšจHIVANTANA @TVM  SY GSTv  NY LALAO GUINEE EQUATORIALE๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ถ ๐Ÿ†š ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌMADAGASCAR Rahampitso ...
30/03/2026

๐ŸšจFenรชtre FIFA - Mars 2026
๐Ÿ“๐Œ๐š๐ญ๐œ๐ก ๐š๐ฆ๐ข๐œ๐šl
๐ŸšจHIVANTANA @
TVM SY GSTv NY LALAO
GUINEE EQUATORIALE๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ถ ๐Ÿ†š ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌMADAGASCAR
Rahampitso 31 Mars

โšฝ๐…๐ž๐ง๐žฬ‚๐ญ๐ซ๐ž ๐…๐ˆ๐…๐€ - ๐Œ๐š๐ซ๐ฌ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” - ๐Œ๐š๐ญ๐œ๐ก๐ฌ ๐š๐ฆ๐ข๐œ๐š๐ฎ๐ฑ๐Ÿ“ทNivoaka mpandresy i madagasikara KIRGHIZISTAN๐Ÿ‡ฐ๐Ÿ‡ฌ 2 - 5 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌMADAGASCAR
28/03/2026

โšฝ๐…๐ž๐ง๐žฬ‚๐ญ๐ซ๐ž ๐…๐ˆ๐…๐€ - ๐Œ๐š๐ซ๐ฌ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” - ๐Œ๐š๐ญ๐œ๐ก๐ฌ ๐š๐ฆ๐ข๐œ๐š๐ฎ๐ฑ
๐Ÿ“ทNivoaka mpandresy i madagasikara
KIRGHIZISTAN๐Ÿ‡ฐ๐Ÿ‡ฌ 2 - 5 ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌMADAGASCAR

lisitra ofisialy nantsoin'ny mpanazatra couritien martins hiatrika ny lalao ara piralahina ny 26mars hoavy izao
18/03/2026

lisitra ofisialy nantsoin'ny mpanazatra couritien martins hiatrika ny lalao ara piralahina ny 26mars hoavy izao

15/03/2026

Mention spรฉciale ร  mes nouveaux(elles) super fans ! Rovasoa Harivony, Hery Mamy Abdhoul, สšeษž Mรขrthรฏn EL Dรฏรฎสšeษž, Tombomaro Abdelkader Dessfit, Josoah Josoah Joah, Olivier Abel Randriarimanana, Andry Aristide, Francois Fanomezatsoa, Lovasoa Andrianasolo, Tsiry Stella, Solofoniaina Andriniaina, Mira'ntsu Jessie Jessie, Goustman Raharison, Chrysanthe Arthur, Julie Refandreha, Sylvain Solonjatovo Sylvain, Setra Iljr, Vonjy Fanomezatsoa, Stephan Rakotoarisoa, Mร h Ndrรฉsรฟ Jr., Ri Ja, Hoby Randriamananjara, Dadam Nir Aina, Walt Er, Andritiana Irijia, Aina Angeline Fanja, H'anitra Ga'sy, Manambina Rasolonirina, Andry Rabary, Clรคu Duo

โšฝโ€ผ๏ธ๐—ก๐—œ๐—๐—”๐—ก๐—ข๐—ก๐—” ๐—›๐—ข  #๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—”๐—ญ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—”๐—ฅ๐—˜๐—”   Nanao sonia indray aminโ€™ny maha mpanazatra ny Barea azy i   androany. Nambarany f...
21/02/2026

โšฝโ€ผ๏ธ๐—ก๐—œ๐—๐—”๐—ก๐—ข๐—ก๐—” ๐—›๐—ข #๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐—”๐—ญ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—”๐—ฅ๐—˜๐—”
Nanao sonia indray aminโ€™ny maha mpanazatra ny Barea azy i androany. Nambarany fa hanohy ny ezaka rehetra ho fanatsarana ny kalitaonโ€™ny lalaonโ€™ny ekipa nasionaly izy. Mbola misokatra hatrany aminโ€™ny fitadiavana vaovao ihany koa anefa ny mpanazatra. Maharitra herintaona, azo havaozina, ny fifanarahana natao taminy araka ny fanazavana. ihany koa ankilany ny karaman'ny mpanazatra ka ny 25% no alohan'ny Federasiona Raha n'y fanjakana no mandoha ny 75%
๐Ÿ“Œ Ny fahitana ireo efa nataonโ€™ny mpanazatra no antony namerenana azy indray, hoy ny filohanโ€™ny Federasiona Malagasinโ€™ny Baolina Kitra sy ny Minisiteranโ€™ny Fanatanjahantena.

Miala tsiny namana fa tena resy lahatra Aho t@ fanehon-kevitrao tao @ com's tao aa.Matetika Aho nanao antso avo teto fon...
24/01/2026

Miala tsiny namana fa tena resy lahatra Aho t@ fanehon-kevitrao tao @ com's tao aa.
Matetika Aho nanao antso avo teto fona hoe Mbola ts tokony Coach Rรดro no hitondra ny barea fa Mbola ambany be Ilay traikefa ....fa opa sy teny ratsy no nasetriny sasany hatrany anaty mp maintsy aza .
Jereo ity fanehon-kevitra ity fa tena marina hoe ekipan'ny Rรดrรด ihany ireo nohentiny couritin martins ireo nefa de ireny iarahan tsika maita ireny n vokatra azony.
Ts hiteny betsaka Aho fa tsara HOA ra mpanazatra vahiny fona no mitondra n barea de Madagascar fa n'y mpanazatra eto amintsika Mbola tena Mila fiofanana be mihintsy...

Resaka mihely momba ny mpanazatran'ny barea couritin martins .Niezaka ts namoka ity Vaovao ity Aho mb ts ho tratran'ny f...
23/01/2026

Resaka mihely momba ny mpanazatran'ny barea couritin martins .
Niezaka ts namoka ity Vaovao ity Aho mb ts ho tratran'ny fitsaranam bahoaka teto๐Ÿ˜›๐Ÿ˜› .betsaka manko n milaza fa ts nety nanavao n contra any hanazatra n barea I couritin martins..nandiso Io Vaovao Io n ministeran'ny fanatanjahantena fa ts marina Io Vaovao mihely Io .
N'y marina dia hoe resaka fampidinana karama no nahatonga n olana .
Andrasana afaka Andro bitsivitsy n fanambarana ofisialy n fanohizana n contra y satria nahafapo n'y ministera n Zavatra vitany .
Amiko manokana tsara Io mpanazatra Io ary tokony avela malalaka izy hiasa .n'y fifanitsanana CAN 2027 izao no asa miandry azy ka mety tsara ra avela hiasa tsy misy teritery izy

Iza koa no mb mitovy Zavatra heritreretina mitovy amiko hoe:mb hitondra fanovana hoan'ny kitra Malagasy v ity fitondrana...
16/01/2026

Iza koa no mb mitovy Zavatra heritreretina mitovy amiko hoe:mb hitondra fanovana hoan'ny kitra Malagasy v ity fitondrana Vaovao ity .satria I president Andry Rajoelina dia ts mb nanao ambaninjavatra n'y resaka fanatanjahantena mihintsy

Address

Matikoho Ambilobe
Antsiranana
204

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpakafy barea de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mpakafy barea de Madagascar:

Shortcuts

Share