π…πšπ§Μƒπ’π«π² π€π§π§πžπ±πž

  • Home
  • Madagascar
  • Anaborano
  • π…πšπ§Μƒπ’π«π² π€π§π§πžπ±πž

π…πšπ§Μƒπ’π«π² π€π§π§πžπ±πž .

15/09/2025

FORMATION. FANAFARANA ENTANA AVY CHINE -MADA πŸ‡¨πŸ‡³ πŸ‡²πŸ‡¬
-----------
πŸ“…DIEGO, 20 Sept 2025

⏰8h30 (mitohy tolakandro)

βœ… Technique fanafarana entana.
βœ… Fomba firesahana @ fournisseur
βœ… Fanokafana compte VISA virtuel
βœ… ........

πŸ’₯Accompagnement apres formation + partage d'expΓ©rience izay atao anaty groupe.

FRAIS DE FORMATION :50 000Ar

✌️Maniry ho lasa mpandraharaha ?
Te-haleo tena ara-bola ?
Aza misalasala intsony πŸ€—,
ianao sisa no andrasana.

πŸ‘‰β˜€οΈTsy voatery hanana vola be akory ianao vao afaka manafatra entana.

πŸ–‹οΈ Inscription
πŸ‘‰ PLACE LIMITΓ‰E πŸ‘ˆ
πŸ“± 0325710540
WhatsApp : 0325710540

Na manatona mivantana @ RADIO FANIRY MARIA Antsiranana.
🀳🀳

.

FANIRY ANNEXE DIEGO.Misokatra ho atsika jiaby.Misy fournitures scolaires.Izay alainao.Afaka manao devis, ho an'izay mito...
12/08/2025

FANIRY ANNEXE DIEGO.
Misokatra ho atsika jiaby.
Misy fournitures scolaires.
Izay alainao.
Afaka manao devis, ho an'izay mitondra liste avy @ Γ©cole.
Tel: 0325710540
Diego

FANAMBOARANA YAOURT avy @ Vovon-dronono----------------------πŸ”΄ Ny Zavatra ilaina :πŸ”ΉRano 1 litraπŸ”ΉVovon-dronono 10 sotro f...
06/02/2024

FANAMBOARANA YAOURT avy @ Vovon-dronono
----------------------
πŸ”΄ Ny Zavatra ilaina :
πŸ”ΉRano 1 litra
πŸ”ΉVovon-dronono 10 sotro feno tsara na 200g.
πŸ”ΉSiramamy 5 sotro na 100g
πŸ”ΉYaourt (larony) pot kely 1 dia ampy
NB: Yaourt maison ihany no atao larony fa ny Yaourt vita amin'ny oronasa, ireny tsy mety.

πŸ”΄ Fanatanterahana azy:
Afangaro ny rano + vovon-dronono + siramamy
Apangotrahana
haroharoina tsy an-kijanona satria mora mipetaka sy may ao ambany ny ronono vita avy amin'ny vovon-dronono.

Rehefa mangotraka dia esorina avy eo amin'ny afo, dia ajoboka ao anaty cuvette misy rano mangatsiaka ny vilany misy an'ilay ronono mafana.

Haroharoina mandra-pangatsiaka azy
Ny antony izy apantsiahana fa tsy avela hangatsiaka ho azy : Mba tsy hisaraka hitsikafona eny ambony ny taviny fa hifangaro tsara ao anatiny ronono. -> Manome effet hoatrany double crème izany.

Rehefa mangatsiatsiaka ilay ronono (tsy mangatsiaka loatra nefa tsy mafana loatra ihany koa fa tahaka ny tempΓ©rature ny ankizy voany tazo... hihi) dia arotsaka ny larony.

tandremo, raha ohatra ka mafana loatra ny ronono dia lasa mitera-drano ny yaourt nao. Raha ohatra ka mangatsiaka loatra ny ronono dia sarotra mandry ny ronono.

Rehefa narotrsaka ny larony ka nafangaro tsara dia zara-zaraina ao anaty pot, dia alahatra anaty carton na glacière dia fenoina sy fonosina lamba matevina be dia be. Dia avela ao amin'ny toerana mafanafana.

Adiny 2 sy sasany any amin'ny tany mafana
Adiny 3 ka hatramin'ny adiny 4 any amin'ny tany mangatsiaka izay dia vita. Dia alefa ao amin'ny vata fapangatsiahana.

✍Mba asivo commentaire kely na dia teboka fotsiny aza.

✍️ MahatsMahatsara Avenir

Address

Anaborano

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π…πšπ§Μƒπ’π«π² π€π§π§πžπ±πž posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share