Radio TV Jupiter Antsiranana

Radio TV Jupiter Antsiranana PAGE ANARAHANAO NY CONCOURS ANTSIRANANA MISOMA COVER 2 EME EDITION 2019, ARY VAOVAO MARO ISANKARAZANY

13/02/2025

Rebecca rbk
Radio TV Jupiter Antsiranana
Record Madagascar

07/02/2025
31/01/2025
20/01/2025
11/01/2025

Rebecca

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Roberto Bajo, Judi Kael David
11/01/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Roberto Bajo, Judi Kael David

11/01/2025
FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA | 13 Desambra 2024 tamin’ny 04 ora maraina.✔️ Nahitana fihenana hatrany ny herin’i C...
13/12/2024

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA | 13 Desambra 2024 tamin’ny 04 ora maraina.

✔️ Nahitana fihenana hatrany ny herin’i CHIDO tato anatin’ny ora enina farany. Nihena ho 185 Km/ora ny rivotra miaraka aminy izay arahina tafiotra 280 Km/ora manakaiky ny foibeny. Na izany aza dia mbola anatin’ny sokajy rivodoza mahery vaika hatrany anefa izy. Tamin’ny 03 ora maraina teo dia tany amin’ny 251 Km avaratra atsinanan’Antsiranana I no nisy ny foibeny. Mizotra miakandrefana hatrany izy amin’ny hafainganam-pandeha 22 Km/ora.

✔️ Tsy miova ny vinavina mahakasika ny ho lalany izay tombanana handalo any amin’ny manodidina ny 70 Km avaratry ny tanjona Bobaomby anio tolakandro, amin’izao sokajy misy azy izao.

⚠️Efa mikasika ny faritra avaratry ny Nosy ny rahona mialoha azy.

Manoloana izany dia miova toy izao ny filazana loza:
📕📕 Loza mitatao miloko mena: ny faritra Diana sy ny distrikan’i Vohemar;
📒📒 Loza manambana miloko mavo: ny ditrikan’i Bealanana, Antsohihy, Analalava, Sambava ary Andapa.

✔️ Tombanana ho 4 ka hatramin’ny 8 metatra ny haavon’ny onja amin’ny morontsiraka avaratra atsinanana sy avaratra andrefana mandritra ny fandalovany. Mety hiteraka fiakaran’ny ranomasina amin’ireo toerana mora tondraka izany.

⛔️ Iangaviana ny mpampiasa ranomasina eo anelanelan’ny Mahajanga sy Cap d’Ambre, ary Cap d’Ambre sy Cap Est mba tsy hiandriaka intsony manomboka anio tolak’andro. Entanina ny rehetra mba hanaraka mandrakariva ny toromarika omen’ny manam-pahefana isan-tokony.⛔️



🔑 Météo Madagascar

Ministère des Transports et de la Météorologie de Madagascar

🛑Le mauvais temps qui s'est formé dans l'océan Indien a augmenté la puissance pour devenir un ouragan et a été nommé CHI...
10/12/2024

🛑Le mauvais temps qui s'est formé dans l'océan Indien a augmenté la puissance pour devenir un ouragan et a été nommé CHIDO. À 09 heures du matin, le siège social était situé à 1292 km à l'est un peu au nord-est d'Antsiranana I.
📌CHIDO devrait augmenter en force donc ce jeudi pourrait devenir un cyclone fort. Selon la prévoyance, ce cyclone affect… Voir plus

05/12/2024

201 URBAN MUSIC-DIEGO SUAREZ (Teaser by S art studio )

Larss
Dalvis
Romeo
Jiorshy
Jazz Mmc
WESH
Swuing Man
Geda Mib
Brams
Wala dem bad
Amiral Killer 201
Patrick System (D New Clan Style)
HMIA La STAR
Marina
NELA BROWN
Rycia
Mazava Olo
Alpha Vybzoff

Address

Antsiranana
201

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio TV Jupiter Antsiranana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio TV Jupiter Antsiranana:

Share

Category

RADIO TV JUPITER ANTSIRANANA

ANTSIRANANA MISOMA COVER 2 EME EDITION