Jevel's Rica

Jevel's Rica Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jevel's Rica, Digital creator, Lazaret cur, Antsiranana.

Teboka roa tsara ho fantatra ry namako 👇🇲🇬 Rehefa mivaona ny fahatezerana, na havigniragna dia tsy tokony handray fanapa...
25/01/2026

Teboka roa tsara ho fantatra ry namako 👇

🇲🇬 Rehefa mivaona ny fahatezerana, na havigniragna dia tsy tokony handray fanapahan-kevitra tampoka na tsy voahevitra tsara isika .
🇲🇬 Ary rehefa feno hafaliana bé kosa, dia tsy tokony hampanantena zavatra amin’ny olona raha tsy afaka manatanteraka izany ianao . Aleo miandry fotoana milamina sy voalanjalanja vao manao fanapahan-kevitra na manome fampanantenana ny olona ianao na namanao ankaiky aza izy ” aza adino ny mi abonné ny page J.Rica 💪

Journée de réception Au @
06/08/2025

Journée de réception Au @

🎙️ Les animateurs du soirée 🎙️
19/06/2025

🎙️ Les animateurs du soirée 🎙️

🌴 Orengea 🌴 baie de dune 🌴
17/03/2025

🌴 Orengea 🌴 baie de dune 🌴

17/03/2025
05/02/2025

🚨Lesona vao2 be indray, vakio kely ane e ...
✅Tsy inona izany fa ilay atao hoe

😋Intelligence Artificielle vao2 izy io, ary tonga dia nalaza be satria hita fa manana fomba fiasa sy matanjaka noho ny ChatGPT.

🤦🏻‍♂️Mihorohoro mafy ny OpenaAi, ny Google sns naita ity vokatra vao2 vita sinoa ity. Maro ireo milliardaire no very vola en milliard de dollard taoriany fivoahany ity vokatra ity, isan'izany ny orinasa NVIDIA.

🤝🏻Ka ho anao mpianatra, mpiasa,... andramo fa tena mahafapo tanteraka ilay izy.

😊Mitovy @ ihany ny fomba fampiasàna azy @ ankapobeny fa tsy sarotra ka, aza matahotra.

🌐Ity ny lien: https://chat.deepseek.com/sign_in , dia manokafa compte ary ampiasao fa Gratuit.

🙏🏻Zarao, asio j'aime ary inviteo ny namana fa maro ny zavatsoa ho azonao ato @ ity pejy ity isanandro💓

Address

Lazaret Cur
Antsiranana
201

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jevel's Rica posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share