Aboaho Ankiaka

Aboaho Ankiaka NATAO HIZARANA VAOVAO SY IREO ZAVA-MISY MARINA β€š TSARA HO FANTATRA ETO MADAGASIKARA SY ANY IVELANY.

πŸ”₯βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬ PAC (PΓ΄le anti-corruption) : Namoaka didy fampisamborana iraisam-pirenena an'i Mamy Ravatomanga.β˜‘οΈ Tsy hisy hoafa-b...
17/10/2025

πŸ”₯βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬ PAC (PΓ΄le anti-corruption) : Namoaka didy fampisamborana iraisam-pirenena an'i Mamy Ravatomanga.

β˜‘οΈ Tsy hisy hoafa-bela ireo fanetriben'ny firenena fa ho enjehinaβ€š hoy Col MickaΓ«l - Filoham-panjakana eto Madagasikara androany nandritra ny lanonam-pianiana.

- Aboaho Ankiaka βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬

17/10/2025

πŸ”₯βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬JELA - Tanora avy ao Mandritsara : Maniry mba ho tena mpianatraβ€š maΓ±ana karatra maha mpianatra sy voamarina fa tena mianatra amin’ny Oniversite no mipetraka ao anaty Campus Universitaire.

β˜‘οΈ Na eo aza anefa izany hafatra izanyβ€š variana ny mpanara-baovao nahita hatsaran-tarehin’ity Tovovavy ity.

- Aboaho Ankiakaβœ¨πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ”₯βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬ BEALANANA : Nidina an-dalambeβ€š nitaky famoahana an’ny Ben’ny tanΓ na Donit ny vahoaka. Miezaka mandamina ny mpitandr...
17/10/2025

πŸ”₯βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬ BEALANANA : Nidina an-dalambeβ€š nitaky famoahana an’ny Ben’ny tanΓ na Donit ny vahoaka. Miezaka mandamina ny mpitandro filaminana mba tsy hisian'ny fihoaram-pefy na ny mety fanararaotana ataon'olona sasany.

β˜‘οΈ Tsiahivina fa nahiditra am-ponja ity Ben’ny tanΓ na ity taoriany fahalaniany tamin’ny fifidianana farany teo.

- Aboaho Ankiaka βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ”₯βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬ JENERALY RICHARD RAVALOMANANA : Noesorina hatramin’ny sariny sy anarany teo amin’ny Toby Ankadilalana.  - Aboaho An...
17/10/2025

πŸ”₯βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬ JENERALY RICHARD RAVALOMANANA : Noesorina hatramin’ny sariny sy anarany teo amin’ny Toby Ankadilalana.

- Aboaho Ankiaka βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬

πŸ€πŸ•ŠοΈβ—½DOVY MPANORATRA : Nindaosim-pahafatesana androany 17 Oktobra 2025.β—½ Nanoratra ny Boky fomban-drazana sy ohabolana Ts...
17/10/2025

πŸ€πŸ•ŠοΈβ—½DOVY MPANORATRA : Nindaosim-pahafatesana androany 17 Oktobra 2025.

β—½ Nanoratra ny Boky fomban-drazana sy ohabolana Tsimihety sy boky maro izy.

πŸ™ Mankahery ny fianakaviana manontolo.

- Aboaho Ankiaka πŸ•ŠοΈβ—½πŸ‡²πŸ‡¬

17/10/2025

πŸ”₯βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬ π‰π„ππ„π‘π€π‹π˜ π‹π˜π‹π˜π’πŽπ : Nandefa hafatra mafonja hoan’ny Union Africain sy ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron.

β˜‘οΈ Madagasikara an’ny vahoaka Malagasyβ€š mifanajΓ β€š taiza ianareo Union Africaine tamin’ny vahoaka Malagasy tsy nisy Jiroβ€š rehefa tsy hanampy Malagasy ianareo dia mipetraha.

- Aboaho Ankiaka βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬

17/10/2025
17/10/2025

πŸ‡²πŸ‡¬Manome toky ny Filoham-panjakana fa hanenjika ireo fanetriben'ny firenena ary hijoro hatrany ho AN'NY TANINDRAZANA ✊πŸ”₯

17/10/2025

MIVANTANA AVY ATY AMIN’NY HCC

πŸ”₯βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬π€ππ“πŽπŠπŽ ππŽπ‹πˆπ“πˆπŠπ€ π€π•πˆ : π•πŽππŽππ€ π‡π€ππŽπ‹πŽ-𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 π€πŒπˆπ'𝐍𝐘 π…π€πŒπŽπ‹π€π•πŽπ‹π€ππ€ 𝐍𝐘 π‹π€π‹π€πŒ-ππ€ππŽπ‘π„ππ€ππ€ π•π€πŽπ•π€πŽβ€ΌοΈβ˜‘οΈ Antoko Politika izay ...
17/10/2025

πŸ”₯βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬π€ππ“πŽπŠπŽ ππŽπ‹πˆπ“πˆπŠπ€ π€π•πˆ : π•πŽππŽππ€ π‡π€ππŽπ‹πŽ-𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 π€πŒπˆπ'𝐍𝐘 π…π€πŒπŽπ‹π€π•πŽπ‹π€ππ€ 𝐍𝐘 π‹π€π‹π€πŒ-ππ€ππŽπ‘π„ππ€ππ€ π•π€πŽπ•π€πŽβ€ΌοΈ

β˜‘οΈ Antoko Politika izay niaraka tamin'ny filoha teo aloha Andry Rajoelinaβ€š misy an’ingahy Ratsirahonana ny AVI (Asa Vita Ifampitsarana)β€š izao izy resilahatra fa hanampy amin'ny famolavolana ny lalam-panorenana vaovao izaoβ€š nambarany fa mankasitraka ny tolona izy ireo sady niarahaba an’i Col MickaΓ«l.

- Aboaho Ankiaka ✨

Address

Antsohihy
407

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aboaho Ankiaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Aboaho Ankiaka:

Share