Tiako ny Taniko, Arovako ny Tontolo Iainako

Tiako ny Taniko, Arovako ny Tontolo Iainako Manasa anao hiaro ny tontolo iainana miaraka aminay.

🐵💔 Le deuil…Pendant sept mois, Natalia, une chimpanzée du Bioparc Valencia, a porté le corps sans vie de son bébé. Elle ...
07/03/2025

🐵💔 Le deuil…

Pendant sept mois, Natalia, une chimpanzée du Bioparc Valencia, a porté le corps sans vie de son bébé. Elle l’a protégé, cajolé, comme s’il respirait encore… 😢

Les soigneurs ont respecté son processus de deuil, la laissant décider quand lâcher prise. Un jour, elle l’a enfin fait… laissant derrière elle un corps réduit à la peau et aux os. Mais pour elle, jusque-là, c’était toujours son enfant.

Le chagrin n’est pas seulement humain. 💔🐾

🟢 Ny Eglizy Katolika ihany koa dia manentana atsika hikajy ny tontolo iainana fa indrindra ny zava-maniry.💚💚🟢Amin'ity vo...
02/09/2024

🟢 Ny Eglizy Katolika ihany koa dia manentana atsika hikajy ny tontolo iainana fa indrindra ny zava-maniry.💚

💚🟢Amin'ity volana Septambra 2024 ity, hivavaka isika "ℍ𝕠 𝕒𝕟'𝕟𝕪 𝕗𝕚𝕥𝕒𝕣𝕒𝕚𝕟𝕒𝕟'𝕟𝕪 𝕋𝕒𝕟𝕪"

🙏 Mba hahay mihaino am-pitiavana ny fitarainan'ny Tany sy ireo ianjadian'ny loza voajanahary ary ny fiovaovan'ny toetr'andro anie isika rehetra, ka hirotsaka an-tsehatra ny tsirairay hikolokolo ny tany onenantsika.


si',

Des jolies idées pour recycler les bouteilles en plastique 💯♻️🥳________TiTiako ny Taniko, Arovako ny Tontolo Iainako
29/08/2024

Des jolies idées pour recycler les bouteilles en plastique 💯♻️🥳
________

TiTiako ny Taniko, Arovako ny Tontolo Iainako

📌Les   🐝 ont deux  , l'un pour manger et l'autre pour stocker le   et le transformer en  , qui est aussi connu sous le n...
27/08/2024

📌Les 🐝 ont deux , l'un pour manger et l'autre pour stocker le et le transformer en , qui est aussi connu sous le nom de piq.

L'abeille vit moins de 40 jours, visite au moins 1000 fleurs et produits moins qu'une cuillère à café de miel durant son existence. Pour nous, c'est juste une cuillère de miel, mais pour elle c'est l'histoire de toute sa vie.
________

TiTiako ny Taniko, Arovako ny Tontolo IainakoyTiako ny Taniko, Arovako ny Tontolo IainakoaTiako ny Taniko, Arovako ny Tontolo IainakoTiako ny Taniko, Arovako ny Tontolo IainakorTiako ny Taniko, Arovako ny Tontolo IainakoyTiako ny Taniko, Arovako ny Tontolo IainakooTiako ny Taniko, Arovako ny Tontolo IainakoaTiako ny Taniko, Arovako ny Tontolo Iainako

🟢GERP, hiasa aty amin'ny Faritra Sofia, ao amin'ny Distrikan' Analalava, Kaominina Mahadrodroka_______Vita androany zoma...
19/07/2024

🟢GERP, hiasa aty amin'ny Faritra Sofia, ao amin'ny Distrikan' Analalava, Kaominina Mahadrodroka
_______

Vita androany zoma 19 Jolay ny fifanekem-piaraha-miasa niarahan'ny DREDD Sofia sy ny GERP izay tarihin'i Pr Jonah RATSIMBAZAFY. Ny President GERP, President of the International Primatological no tonga nanatrika izany taty an-toerana, tao ao amin'ny Maison des élus teto Antsohihy.

👉 Natao ity fiaraha-miasa ity mba hahafahana manatsara ny fikobabiana ny atiala izay mirefy 34.149ha izay hahitana Ankomba misy karazany 06 samihafa. Efa nahatsanganana VOI 03 ihany koa izy ireo tato anatin'ny 3 taona.

🔴Heverina ary antenaina fa hitondra fanatsarana ny fiarovana ny atiala sy ny fanatsarana ny velon-tenan'ny mponina eny ifotony ity fifanaovan-tsonia natao androany ity.
____

Source: Radio Mangarahara

@followers

🟢Faritra Sofia: Tany Marotandrano no nanamarihana ny andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana ny 05 jona ______👉 Tsy ...
06/06/2024

🟢Faritra Sofia: Tany Marotandrano no nanamarihana ny andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana ny 05 jona
______

👉 Tsy diso anjara tamin'ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana JME na ny (Journée Mondiale de l'environnement) ny tato amin'ny Faritra Sofia. Hetsika maro no nanamarihana izany izay natao tao Marotandrano, Distrikan'i Mandritsara, izay niompana tanteraka tamin'ny fiarovana ny tontolo iainana.

⭐ Marotandrano, kaominina miavaka aty Sofia, ahitana valan-javaboahary izay tantanan'ny MNP na ny Madagascar National Parks izay mbola misy ati-ala matevina sy ireo karazam-biby ary loharano mamatsy tanàna maro.

🔸Fanamarihana rezionaly no natao nandritra ny 04 andro tany an-toerana, izay nanomboka ny 02 jona ka nifarana ny 05 jona. Vahoaka maro sy tompon'andraikitra ara-panjakana maro sivily sy miaramila tato amin'ny Faritra Sofia sy ireo mpiara-miombon'antoka no nanome voninahitra ny hetsika tao an-toerana.

👉"Lôva salakady hariaña sarobidy ny tany, kê ndahy hañano rôño araiky hañajary azy mba hiatrehaña haintany" io no teny fanentanana nentina nankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana.
_______

SarrVaz, Radio Mangarahara 102.4 MHz
Sary: DREDD_SOFIA

🌳22 mey: Andro iraisam-pirenena ho an’ny karazanjavamananaina 🦋🌱« Miasa miaraka ho an’ny karazanjavamananaina »🌱« Contri...
22/05/2024

🌳22 mey: Andro iraisam-pirenena ho an’ny karazanjavamananaina 🦋

🌱« Miasa miaraka ho an’ny karazanjavamananaina »
🌱« Contribuer au plan »
🌱« Be part of the plan »

🌳😍Ndao hamantatra ny valanjavaboahary "Allée des baobabs🌳🌳


22/05/2024
22/05/2024
🦋🌳22 mey: Andro iraisam-pirenena ho an’ny karazanjavamananaina🦎🌳« Miasa miaraka ho an’ny karazanjavamananaina »🌳« Contri...
22/05/2024

🦋🌳22 mey: Andro iraisam-pirenena ho an’ny karazanjavamananaina🦎

🌳« Miasa miaraka ho an’ny karazanjavamananaina »
🌳« Contribuer au plan »
🌳« Be part of the plan »

😍🌿Ndao hamantatra ny valanjavaboaharin'


🇲🇬🇺🇸Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 16 mey 2024 ny tetikasa telo vaovao eo amin’ny sehatry ny tontolo iainan...
20/05/2024

🇲🇬🇺🇸Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 16 mey 2024 ny tetikasa telo vaovao eo amin’ny sehatry ny tontolo iainana ho tanterahina eto Madagasikara izay vatsian’ny Sampandraharaha Amerikana misahana ny Fampandrosoana Iraisam-pirenena .

🌳Mitentina 41 tapitrisa dolara ity famatsiam-bola ity izay hifantoka manokana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny harena voajanahary an-tanety sy an-dranomasina. Dimy taona no fe-potoana iasan’ny tetikasa.

🌿Nitarika ity lanonana ity Andriamatoa Minisitra Max Andonirina FONTAINE , Andriamatoa Minisitra Tsimanaoraty Paubert MAHATANTE ary Ramatoa Claire Pierangelo, Ambasadaoron’i eto Madagasikara.
👉Nambaran-dRamatoa Claire Pierangelo nandritra ny fandraisam-pitenenany fa nampitomboan’ny Governemanta Amerikana avo roa heny ny famatsiam-bola ho an’ny tontolo iainana eto Madagasikara amin’ny alalan’ireo tetikasa telo ireo ho fanamafisana ny fiarovana ny rohivoahary eto Madagasikara izay mirakitra zavamananaina sy harena voajanahary tsy manam-paharoa.

🌳Ny tetikasa dia hisehatra manakaiky ireo valanjavaboahary. Hifototra amin’ny fanatsarana ny velontenan’ny mponina eny ifotony sy hanamafy ny ezaka fiarovana ny faritra arovana sy ireo zavamananaina ao aminy.

🌊Ny tetikasa dia hifantoka manokana amin’ny fiarovana sy ny fitantanana ho lovainjafy ny harena an- dranomasina. Handrindra ny faritra fanjonoana sy ny fanatsarana ny velontenan’ny mponina amoron-tsiraka.

⚖️Ny tetikasa dia ho tanterahin’ny Alliance Voahary Gasy izay hifantoka manokana amin’ny fiarovana ny harena voajanahary sy ny ady amin’ny kolikoly hanatsarana ny haitondra ara-tontolo iainana.

🌳Ny Centre international des mangroves (CIM) dia manasa ireo mana-talenta amin’ny sary handray anjara amin’ny fifaninana...
25/04/2024

🌳Ny Centre international des mangroves (CIM) dia manasa ireo mana-talenta amin’ny sary handray anjara amin’ny fifaninanana fanamboarana sary famantarana ( ) ho an’ny CIM.

🌳Ny CIM dia fikambanambe iraisam-pirenena misehatra manokana amin’ny fiarovana, ny fanarenana ary ny fitantanana maharitra ny ala honko maneran-tany. Ao Shenzhen any Chine no misy ny foibeny.

🌳Ho antsika izay handray anjara amin'ny fifaninanana dia asaina hanjohy ity rohy ity: https://jinshuju.net/f/UP1a7A
👉Ny 8 mey 2024 no daty farany ahafahana mandray anjara .

Address

Antsohihy
407

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tiako ny Taniko, Arovako ny Tontolo Iainako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share