Andrin'Imamo RADIO 89.0 FM

Andrin'Imamo RADIO 89.0 FM ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐'๐ˆ๐ฆ๐š๐ฆ๐จ ๐Ÿ˜Š
๐Ÿ‘‰๐๐š๐ฆ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š
๐Ÿ‘‰๐‡๐š๐ฏ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š
๐Ÿ‘‰๐“๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐ค๐š
Tel: 033 89 572 04

Tanora mandray andraikitra ary mirotsaka an-tsehatra ho anโ€™ny fampandrosoana aminโ€™izay toerana sy sehatra misy azy avy n...
29/04/2025

Tanora mandray andraikitra ary mirotsaka an-tsehatra ho anโ€™ny fampandrosoana aminโ€™izay toerana sy sehatra misy azy avy no nihaona taminay mirahalahy teny aminโ€™ny lapanโ€™Andafiavaratra.

Ny angovo izay nasehonโ€™izy ireo rehefa naneho hevitra, ny fizaranay mirahalahy ny traikefanay avy sy ny fomba fijerinay dia niravona ho fomba fijery izay mendrika ho dinihina tokoa entina hananganana hoavy soa kokoa.

Nahavelombolo ny fihaonana raha ny hoavinโ€™i Madagasikara sy Afrika.

๐Ÿ“Œ ๐—ก๐—ผ๐˜€๐˜† ๐—•๐—ฒ ๐—›๐—ฒ๐—น๐—น-๐˜ƒ๐—ถ๐—น๐—น๐—ฒ : Zazalahy kely 3 taona naratra voatsatok'antsy teo amin'ny feny havia, ny sabotsy lasa teo, tao Am...
29/04/2025

๐Ÿ“Œ ๐—ก๐—ผ๐˜€๐˜† ๐—•๐—ฒ ๐—›๐—ฒ๐—น๐—น-๐˜ƒ๐—ถ๐—น๐—น๐—ฒ : Zazalahy kely 3 taona naratra voatsatok'antsy teo amin'ny feny havia, ny sabotsy lasa teo, tao Ambonara. Vehivavy iray 53 taona no tompon'antoka.

Nifamaly io Ramatoa io sy ny Renin'ilay zaza, kanjo ilay zaza tsy manantsiny nipetraka teo akaikin'ny Reniny indray no noleran'ilay Ramatoa tamin'ny antsy.

ยฉ๏ธDis-nous $kispass

โ€ผ๏ธโš ๏ธLehilahy iray nanindrona antsy  ireo namany niaraka nilalao daomy taminy rehefa nisy tsy fifankahazoana teo amin'izy...
29/04/2025

โ€ผ๏ธโš ๏ธLehilahy iray nanindrona antsy ireo namany niaraka nilalao daomy taminy rehefa nisy tsy fifankahazoana teo amin'izy telo mianadahy, tao Tsararivotra disitrikan'i Mampikony, ny 26 Aprily 2025 teo.

๐ŸšจEfa nosamborin'ny Polisim-pirenena ilay nandratra.

Accident mahatsiravina ety amin'ny st Fasan-karana izao๐Ÿ’”Raha  ny filazan'ny olona nanatrimaso dia nitsoraka tao ambany c...
29/04/2025

Accident mahatsiravina ety amin'ny st Fasan-karana izao๐Ÿ’”
Raha ny filazan'ny olona nanatrimaso dia nitsoraka tao ambany camion ity lehilahy maty ity๐Ÿ’”๐Ÿ˜ข
Mankahery ny fianakaviany,๐Ÿ•Š๐Ÿ•Š

Efa nahita ny placenta-nao ve ianao, sa tsy nieritreritra ny hangataka hahita izany mihitsy ?Ao amin'ny reny, ity taova ...
11/04/2025

Efa nahita ny placenta-nao ve ianao, sa tsy nieritreritra ny hangataka hahita izany mihitsy ?

Ao amin'ny reny, ity taova ity izay hany taova afaka manatanteraka ny asan'ny taova hafa amin'ny fotoana voafetra ihany.

Na izany aza, ny placenta dia tsy "fako" ka ariana fotsiny. Izy io dia mitana anjara toerana lehibe amin'ny fampandehanana ny fitondrana vohoka sy ny fahasalaman'ny zanakao:

โœจ Miantoka ny fifanakalozana eo aminao: oxygรจne, nutriments, anticorpsโ€ฆ
โœจ Miasa toy ny sivana izy mba hamerana ny fihanaky ny poizina sy bakteria.
โœจ Mamokatra hormones tena ilaina amin'ny fitondrana vohoka sy ny fiterahana.
โœจ Toy ny "kambana" amin'ny zanakao ao am-bohoka izy, izy koa no fifamatorany voalohany aminao sy ny zanakao.

Ao amin'ny fomba tany sasany, ny placenta dia ankalazaina satria manan-kasina:

๐ŸŒฑ Nalevina teo ambaninโ€™ny hazo mba hamohy fiainana
๐ŸŽจ Transformรฉ en empreinte artistique
๐Ÿ’Š Parfois encapsulรฉ en gรฉlules ou transformรฉ en dilutions homรฉopathiques pour ses bienfaits post-partum.

Manan-jo hijery azy ianao, hikasika azy, hametraka fanontaniana. Mety hahasoa anao ny mahita an'ity taova kely izay noforonin'ny vatanao nandritra ny 9 volana ity.

๐Ÿ’ฌ Hitanao ve ny placenta-nao avy niteraka? Zarao amin'ny fanehoan-kevitra ny traikefanao! โฌ‡๏ธโœจ

Manao antso avy aminโ€™ny fanjakana ambony ny fianakavianโ€™ilay tovovavy 25 taona izay may kila nodoranโ€™ny sipany taminโ€™ny ...
11/04/2025

Manao antso avy aminโ€™ny fanjakana ambony ny fianakavianโ€™ilay tovovavy 25 taona izay may kila nodoranโ€™ny sipany taminโ€™ny lasantsy tao Mahajanga.

Mbola miady amanโ€™aina izao io tovovavy io saingy mbola sahy manao vava sy fandrahonana ihany ny nahavanon-doza.

Ampihorohoroany ny fianakavian'ilay tovovavy ary efa fanaonโ€™ity tovolahy ity izany hatramin'izay.

Tao anatinโ€™ny 6 taona teo mantsy izy sy ilay tovovavy no niaraka Mbola tsy vita na inona na inona izy roa nandritra izay. Nanana aretim-po tsy fidiny mihitsy moa ilay vehivavy sipany satria efa matetika loatra ny vono sy daroka anaovana azy.

Nisy fotoana nohidianโ€™ity mpamily bajaj ity irery tao an-trano izy ary nanamparany ny herisetra tao ka tsy navelany raha tsy efa saika maty.

Nikasa hitory azy ny fianakavianโ€™ilay tovovavy taminโ€™izany fahavoazana izany kanefa tsy sahy indray noho ny fandrahonana ataon'ilay lehilahy.

Namoaka vava mihitsy izy fa na dia hotoriana aza ka migadra dia hovonoiny tsirairay ny fianakavianโ€™ity sipany ity rehefa mivoaka ny fonja izy.

Tsy sahy mihitsy ny ankilany araka izany ka izao zava-doza, tonga aminโ€™ny fandorana velona izao no niafarany.

Tsiroanomandidy Mampalahelo tokoa ny zava-misy ao an-toerana โžก๏ธ Nalaina ankeriny i Faneva ,  tsy vitan'izany anefa fa mb...
11/04/2025

Tsiroanomandidy

Mampalahelo tokoa ny zava-misy ao an-toerana

โžก๏ธ Nalaina ankeriny i Faneva , tsy vitan'izany anefa fa mbola nampijaliana nataon'ireo tsy manjary tao anaty gony , tsy afa-nietsika tao izy

Potika tanteraka tao ny razana ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ tena Mampalahelo , fantatra ireo ankajo nanaovany ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ™

Fa ahoana isika samy Malagasy no.manao toy izao ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ™

Manaitra anareo tompony Andraikitra mba hijery akaiky ity raharaha ity ๐Ÿ™

ยฉ๏ธ Roddy Jupiter

๐Ÿ”ถOlombelona nikotrika atody.I Abraham Poincheval dia mpanakanto Frantsay iray nahavita nikotrika atodin'akoho nandritra ...
10/04/2025

๐Ÿ”ถOlombelona nikotrika atody.
I Abraham Poincheval dia mpanakanto Frantsay iray nahavita nikotrika atodin'akoho nandritra ny 21 hatramin'ny 23 andro tamin'ny taona 2017.
Ny hafanan'ny vatany ihany teto no notazomina ary tsy maintsy nirakotra lamba mafana izy nandritra izany.
Isak'alina dia miala kely mandritra ny atsasak'adiny eo izy mba ahafahany misasa, mitsotsotra kely sns....
Atody miisa folo moa no nokotrehiny tamin'izany ary voalaza fa foy avokoa ny sivy tamin'izy ireo.

Ilay hazo

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐‡๐„๐‘๐ˆ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž ๐๐€๐’๐ˆ๐Ž๐๐€๐‹๐˜ ๐Œ๐Ž๐Œ๐๐€ ๐๐˜ ๐‘๐€๐๐Ž ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ“Ny 16 ka hatramin'ny 18 aprily 2025 ho avy izao ao aminโ€™ny Kianja BAREA Mahamas...
10/04/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐‡๐„๐‘๐ˆ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž ๐๐€๐’๐ˆ๐Ž๐๐€๐‹๐˜ ๐Œ๐Ž๐Œ๐๐€ ๐๐˜ ๐‘๐€๐๐Ž ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ“
Ny 16 ka hatramin'ny 18 aprily 2025 ho avy izao ao aminโ€™ny Kianja BAREA Mahamasina, ny Minisiteran'ny sy ny Fanadiovana ary ny Fidiovana dia manasa anao handray anjara amin'ny hetsika fankalazana nasionaly ny herinandronโ€™ny . Hisy fihaonam-be, atrikasa sy tsenabe ho anโ€™ny , ndeha isika hiara-hifanome tanana amin'ny fitantanana maharitra ny tahirin-drano ho antoky ny fampandrosoana.

Tongava maro !!!!

"๐‘‚๐‘š๐‘’๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž ๐‘™๐‘Ž๐‘›๐‘—๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Žโ„Ž๐‘–๐‘Ÿ๐‘–๐‘›-๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘œ, โ„Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘œ๐‘˜๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘œ๐‘ ๐‘œ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž

๐”๐„๐…๐€ ๐‚๐‡๐€๐Œ๐๐ˆ๐Ž๐๐’ ๐‹๐„๐€๐†๐”๐„ ๐Œ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง๐ญ๐ž๐ง๐š   ๐ง๐ฒ   ๐Ÿšจโšฝ๐‹๐ฎ๐œ๐š๐ฌ ๐•๐š๐ณ๐ช๐ฎ๐ž๐ณ: "๐‘น๐’‚๐’‰๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’”๐’š ๐’†๐’Œ๐’Š๐’‘๐’‚ ๐’‚๐’‡๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’Ž๐’‚๐’…๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š 3-0, ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’Š๐’›๐’‚๐’‰๐’‚๐’š ๐’Š๐’›๐’‚๐’๐’š. ...
09/04/2025

๐”๐„๐…๐€ ๐‚๐‡๐€๐Œ๐๐ˆ๐Ž๐๐’ ๐‹๐„๐€๐†๐”๐„
๐Œ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง๐ญ๐ž๐ง๐š ๐ง๐ฒ

๐Ÿšจโšฝ๐‹๐ฎ๐œ๐š๐ฌ ๐•๐š๐ณ๐ช๐ฎ๐ž๐ณ: "๐‘น๐’‚๐’‰๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’”๐’š ๐’†๐’Œ๐’Š๐’‘๐’‚ ๐’‚๐’‡๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’Ž๐’‚๐’…๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š 3-0, ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’Š๐’›๐’‚๐’‰๐’‚๐’š ๐’Š๐’›๐’‚๐’๐’š. ๐‘ฐ๐’›๐’‚๐’š ๐’๐’š ๐‘น๐’†๐’‚๐’ ๐‘ด๐’‚๐’…๐’“๐’Š๐’…."

๐Ÿšจโšฝ๐‘๐š๐ฎ๐ฅ ๐€๐ฌ๐ž๐ง๐œ๐ข๐จ: "๐‘น๐’‚๐’‰๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’”๐’š ๐’†๐’Œ๐’Š๐’‘๐’‚ ๐’†๐’•๐’ ๐’‚๐’-๐’•๐’‚๐’๐’š ๐’‚๐’‡๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’”๐’Š๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’…๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š ๐’›๐’‚๐’—๐’‚-๐’Ž๐’Š๐’”๐’š, ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’Š๐’›๐’‚๐’‰๐’‚๐’š ๐’Š๐’›๐’‚๐’๐’š. ๐‘ญ๐’†๐’๐’ ๐’•๐’‚๐’๐’•๐’†๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’๐’๐’‚๐’๐’•๐’”๐’Š๐’Œ๐’‚."

๐ŸŸ๏ธ๐‘ด๐’Š๐’๐’ ๐’๐’š ๐‘น๐’†๐’‚๐’ ๐‘ด๐’‚๐’…๐’“๐’Š๐’… ๐’‡๐’‚ ๐’‰๐’Š๐’”๐’š ๐—ฅ๐—˜๐— ๐—ข๐—ก๐—ง๐—”๐——๐—” ๐’‚๐’ ๐‘ฉ๐’†๐’“๐’๐’‚๐’ƒ๐’†๐’–!

โœ๏ธ๐‘ป๐’Š๐’‚ ๐‘ป๐’‚๐’๐’Š๐’๐’…๐’“๐’‚๐’›๐’‚๐’๐’‚

๐Ÿค”Mampametraka fanontaniana ny maro ankehitriny ny fahasalamana ara_tsain'i DONALD TRUMP Filoha amerikanina manoloana ny ...
09/04/2025

๐Ÿค”Mampametraka fanontaniana ny maro ankehitriny ny fahasalamana ara_tsain'i DONALD TRUMP Filoha amerikanina manoloana ny zava misy.๐Ÿค”

๐ŸŽฏ fanam_pahankevitra izy andro maromaro lasa izay nampiakatra ny ny entan'ny firenen_drehetra mankany USA,
๐Ÿ”ฅ azy avy hatrany i XI JIPING Filoha Rรฉpublique Chine fa tataovan'i Chine 34% bรฉ izao koa ny habantseranan'ny entana rehetra afaran'i USA any Chine,ny amerikanina zay mpanjifa ny 3/4 n'ny vokatra indostrialy รฉlectronique ao Chine.
๐Ÿšจ Akory anefa ny hagagan'ny rehetra tamin'ity anio ity fa tezitra ary niakam_peo manoloana ny fanampahankevitra noraisin'i Chine ny Filoha DONALD Trump ka nilaza fa raha tsy ampidin'i Chine io fampiakarana ny habantseranana alaina amin'ny entana afaran'i USA avy any CHINE io dia ho ampiakarin'ny amerikanina hatramin'ny 50% ny habantseranana alaina amin'ny entana rehetra alefan'i Chine mankany USA๐Ÿ˜ƒ.

๐ŸšจSalama saina tsara ve hoy ny resaka diplomatique anjorony sy Etsy sy eroa ity Filoha amerikanina ity raha mieritreritra izany amin'i Chine ?????
๐ŸŽฏAdinony ve hoy ireo mpandinika fa ny nataony ihany io avalin'i Chine amin'io ary i Chine dia tompon'ny tanjaka ara_toekarena voalohany eran_tany ankehitriny ka tsy matahotra izay antsojay ara_toekarena na avy aiza na avy aiza.
(News Madagascar Mรฉdias)
JOUR NA ALINA

๐Ÿ“›๐•‹๐•–๐•Ÿ๐•’ ๐”ฝ๐”ธ๐”ป๐• ๐•Ÿ๐•ช ๐•ž๐•’๐•Ÿ๐•’๐•ž๐•“๐•’๐••๐•ช ๐•™๐•’๐•ง๐•’๐•Ÿ๐•’....โ›”  โžฟโž• Izy ireto no antsoina hoe fianakaviana ๐—ช๐—›๐—œ๐—ง๐—ง๐—”๐—ž๐—˜๐—ฅ, tahaka ny mpianakavy rehetra i...
09/04/2025

๐Ÿ“›๐•‹๐•–๐•Ÿ๐•’ ๐”ฝ๐”ธ๐”ป๐• ๐•Ÿ๐•ช ๐•ž๐•’๐•Ÿ๐•’๐•ž๐•“๐•’๐••๐•ช ๐•™๐•’๐•ง๐•’๐•Ÿ๐•’....โ›”

โžฟโž• Izy ireto no antsoina hoe fianakaviana ๐—ช๐—›๐—œ๐—ง๐—ง๐—”๐—ž๐—˜๐—ฅ, tahaka ny mpianakavy rehetra ihany tany am-boalohany fa ny nanova ny tantarany dia ๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ข๐™—๐™ค๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™™๐™ฎ ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™˜๐™ค๐™ช๐™จ๐™ž๐™ฃ-๐™˜๐™ค๐™ช๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™š.

โšง๏ธ๐Ÿ†Ž Araka ny fanazavana ara-tsiansa dia nifangaro loatra nanomboka teo ny rร -n'izy ireo ka niterana fikorontanana ho an'ny ADN ary izay no nahatonga azy ireo nanana fahasembanana avokoa:

โฉ - ๐— ๐—ฎ๐˜€๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ต๐—ถ๐—น๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฑ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—น๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ป๐˜†.
โฉ -๐—ž๐—ถ๐—น๐—ฒ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ary tsisy nify
โฉ -T๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿญ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ผ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜†.

๐ŸŽฏTsy honohono na fampitahorana ilay hoe mahasampona ny fifanambadian'ny mpihavana na mpiray rร  niandohana ka aoka re na mamaivay aza ny fitiavana fa ny taranaka no idiran-doza๐Ÿ”ฅ
ยฉJOUR NA ALINA

Address

RN1
Arivonimamo
112

Telephone

+261330339958

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andrin'Imamo RADIO 89.0 FM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Andrin'Imamo RADIO 89.0 FM:

Share

Category