22/07/2026
๐คต๐ฐ ๐๐ป๐ ๐๐ผ๐ฟ๐ฒ๐ฎ ๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ, ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ผ๐ฟ๐ถ๐๐ถ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฑ๐ฎ๐ต๐ผ๐น๐ผ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ฑ๐, ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐น๐ฎ๐ถ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป'๐ถ๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฑ๐ฎ๐ต๐ผ๐น๐ผ ๐ป๐ผ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐๐ (ny mariage, ny volan-tantely, ny trano hipetrahana, ny asa hivelomana, ny fiatrehana fiterahana).
Noho ny taha ambany dia ambany amin'ny fahaterahana (vitsy ny zaza ateraka) any an-toerana dia nanangana fandaharana ny fanjakana handrisihana ny tanora mba hiaraka sy hivady. Ny fanjakana no handray andraikitra sy hikarakara ny mpivady, ary hanolotra ny vola rehetra izay ilaniana amin'ny fanambadiana, toa ireto manaraka ireto:
โข Vao fantatra fotsiny hoe miaraka (mpisipa) ny olon-droa dia efa mahazo 1 430 000Ar (500 000 won / $360) eo ho eo (Bonus).
โข Vola amin'ny fampakaram-bady na mariage : 57 400 000 Ar (20 tapitrisa won / $14 500) eo ho eo.
โข Vola ho an'ny volan-tantely : 28 700 000 Ar (10 tapitrisa won / $7 200) eo ho eo.
โข Vola amin'ny fanorenana trano hipetrahana : 86 200 000 Ar (30 tapitrisa won / $22 000) eo ho eo.
โข Vola amin'ny fahaterahana 5 700 000 Ar (2 tapitrisa won / $1 500) eo ho eo isaky ny zaza vao teraka.
๐ฅ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐ฎ-๐บ๐ถ๐๐ ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ผ ๐ป๐ ๐ฝ๐ฒ๐ท๐ Dine Wa Donya DWD
๐๐๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ผ ๐ป๐ ๐บ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐ฆ๐จ๐๐ฉ๐ฅ๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ ๐ธ๐ฒ๐น๐ ๐ฒ๐ฟ๐ ๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐.